ny ahalalana fa efa manajanaka ny lehilahy iray...?
1. sitraka1
(
21/08/2008 18:30)
Ny lehilahy manko tena be tsikera ny vehivavy mihitsy, ka mahita fomba ahalalana fa efa mananjanaka ny vehivavy iray raha toa ka efa milatsaka ny nonony, na koa milatsaka ny bassin... Fa ianareo ve misy mahalala hoe ahoana no ahalalana fa efa mananjanaka ny lehilahy iray?
novalian'i tsiambaratelo ny 12/09/2008 08:49
2. lemenakely
(
21/08/2008 19:24)
sitraka1:
Ny lehilahy manko tena be tsikera ny vehivavy mihitsy, ka mahita fomba ahalalana fa efa mananjanaka ny vehivavy iray raha toa ka efa milatsaka ny nonony, na koa milatsaka ny bassin... Fa ianareo ve misy mahalala hoe ahoana no ahalalana fa efa mananjanaka ny lehilahy iray?
hafa kely indray izany loha hevitra izany ,raha ny fijeriko azy manokana dia tsy misy endrika ivelany mihintsy ahalalana hoe efa niteraka ity lehilahy ity izay no maha kapaitsy hita fery e
ary fanampin izany dia tsy misy soritra mihintsy koa hoe efa nanao ve ity lehilahy ity
3. salopard
(
21/08/2008 21:06)
misy olana tian-i toi havoaka, saingy tsy tafa,
aiza ka: lehilahy virijiny e!
lehilahy efa niteraka e!
mety le mitady psychothérapie, saingy
lehilhy mana-maina ihany no vierge, ny maina no mba l'amour-ny h@ izay
tsy ampy dôzy aloha e
sniff, tchouff ......

4. endrika01
(
22/08/2008 10:13)
salopard:Mana-maina ny azy ve?=))=))=))
misy olana tian-i toi havoaka, saingy tsy tafa, aiza ka: lehilahy virijiny e! lehilahy efa niteraka e! mety le mitady psychothérapie, saingy lehilhy mana-maina ihany no vierge, ny maina no mba l\'amour-ny h@ izay tsy ampy dôzy aloha e sniff, tchouff ......
5. xxx
(
22/08/2008 14:26)
Na ny vehivavy aza dia misy ny tsy fantatra hoe efa niteraka ka inona no anotny hitadiavako fa efa niteraka izy na tsia! Za ndeha hiaharaha! Raha efa nanao rs tany ho any izy dia efa possibla fa efa niteraka fa ny sperma anie ka maro anaka e!!! :roll:
6. xxx
(
22/08/2008 14:32)
ny ahafatarana hoe efa niteraka ny vevy dia zao jereo ny nonony de potrero misy ronono de nonoy raha masira na mamy de lazao ahy
7. endrika01
(
23/08/2008 10:16)
sitraka1:Misy ihany ndraindray,le mafy tanana be reny refa angatahan-javatra,raha misy zvt mba tiany le sipa mahay mandangolango be @fihetsika sy fiteny,fa tsy mahafoy na 1?aza ividianany raozy hoany vhv,hi hi hi @ara-batana alou ry zalahy tsy araka e:-P
Ny lehilahy manko tena be tsikera ny vehivavy mihitsy, ka mahita fomba ahalalana fa efa mananjanaka ny vehivavy iray raha toa ka efa milatsaka ny nonony, na koa milatsaka ny bassin... Fa ianareo ve misy mahalala hoe ahoana no ahalalana fa efa mananjanaka ny lehilahy iray?
8. Lejoba
(
25/08/2008 09:40)
physiquement tsy misy satria lasa any iny (ilay sperme io) dia tsy misy fiantraikany @ vatana hoe namokatra sa tsia.
Socialement, misy le bandy aza tsy kôpy :°)

9. xxx
(
25/08/2008 11:09)
xxx:
ny ahafatarana hoe efa niteraka ny vevy dia zao jereo ny nonony de potrero misy ronono de nonoy raha masira na mamy de lazao ahy
Raha tsy nampinono izy dia tsy hisy ronono raha ho potserina tahaka ny inona ary
:-D :-D
10. ikaretsaka
(
25/08/2008 15:47)
Lejoba:
physiquement tsy misy satria lasa any iny (ilay sperme io) dia tsy misy fiantraikany @ vatana hoe namokatra sa tsia.
Socialement, misy le bandy aza tsy kôpy :°)
zany mo oh!
11. tsiambaratelo
(
12/09/2008 08:49)

:-w:-w:-w:-w