tsy haiko na tena izao izy ty fa de omeko iany mety misy diso kely
Tretrika ampihirahira ianao, avy eto anilako
Hery na tsiky sy feo faharoa
Ireo hirahirako izay niandry anao taloha
Mbola ao am-poko ao mbola ao tokoa
ref: Hirahira mifikitra ao an-doha
Hirahira miandry le feo faharoa
Hirahira tsy mety miala ao am-po
Tsy miova fa toy ny taloha, notehiriziko
Hirahira mifikitra ao an-doha
Hirahira miandry ilay feo faharoa
Hirahira tsy mety miala ao am-po
Tsy ho an'olon-kafa, fa ho anao
Fitiavako nataoko an-kira
Raha hanaraka ihany ianao, avy eto anilako
Fa hampianariko anao ilay feo faharoa
ref: Hirahira mifikitra ao an-doha
......