tsy ampy feo faharoa

1. raniny ( 02/09/2008 10:09)
aza omena tsiny fa vo vaovao e!mangataka tononkira an' i Anyah za d mbo omeo moa fa za ne mankafy az à 100% e! merci :oops:
novalian'i nacl ny 02/09/2008 13:20
2. nacl ( 02/09/2008 13:19)
tsy haiko na tena izao izy ty fa de omeko iany mety misy diso kely


Tretrika ampihirahira ianao, avy eto anilako
Hery na tsiky sy feo faharoa
Ireo hirahirako izay niandry anao taloha
Mbola ao am-poko ao mbola ao tokoa

ref: Hirahira mifikitra ao an-doha
Hirahira miandry le feo faharoa
Hirahira tsy mety miala ao am-po
Tsy miova fa toy ny taloha, notehiriziko

Hirahira mifikitra ao an-doha
Hirahira miandry ilay feo faharoa
Hirahira tsy mety miala ao am-po
Tsy ho an'olon-kafa, fa ho anao
Fitiavako nataoko an-kira

Raha hanaraka ihany ianao, avy eto anilako
Fa hampianariko anao ilay feo faharoa

ref: Hirahira mifikitra ao an-doha
......
3. nacl ( 02/09/2008 13:20)
enao so de manana album ANYAH? za ko mpankafy manokana azy io hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0126