Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
pp87 ( 08/09/2008 06:49)
mtady namana ifandraisana isanandro
[b]Bold text[/b] :( :D :o (l) (l) (l) (l) ... tohiny
novalian'i cartina ny 14/07/2010 16:46
lamonta ( 08/09/2008 05:57)
Tononkira
Mba mitady ny tononkiran'i Jeannot hoe: Fitia tsara voatra... tohiny
nygasysoafifameno ( 08/09/2008 03:05)
Marchandisation du fjkm du flm achat de dieu
Manasa antsika malagasy tia tanindrazana i Pr Thaîna Johnson amaky ny tafa sy dinika mikasika ny 48 taona nahalavo an'i Madagasikara anaty fahantrana Ny fanaovana politika savorvoro lonaka anaty fita... tohiny
novalian'i aly ny 06/02/2009 10:55
vegas ( 07/09/2008 23:45)
Sary depuis profil
Tsy hita tsony lé bouton ijerevana sarin'ilay olona avy ao amin'ny profil-ny. Aona ny fika?... tohiny
novalian'i vegas ny 08/09/2008 10:49
rodro ( 07/09/2008 19:01)
je viens de madagascar
mitady tonokira je viens de madagascar... tohiny
naughtyboy ( 07/09/2008 18:02)
jery indray mitodika ny tantara politika teto M.kara...
Somary ho lava ihany ireto raha tantara nandritra ny fahatongavany reo mpiavy samy hafa atr@ niforonany malagasy ka atr@ rafimpitondrana misy @ zao fotoana nozaraiko 4 ny fomba fijeriko,tantara sy re... tohiny
Noue ( 07/09/2008 15:40)
niova ?
izaho ve no manofy sa niova ny endriky ny serasera pejy fandraisana ? toa somary very kely manko aho zany.... tohiny
novalian'i haja7 ny 03/11/2008 19:14
vonenina ( 07/09/2008 15:12)
Ifanihy Iray bodifotsy
Salut! Tairo mba omeo ny tonon'io vazo io aho izay manana Vonenina... tohiny
vonenina ( 07/09/2008 14:55)
Olombelo RICKY Taratr'hazavana
(l) ... tohiny
novalian'i ni81 ny 09/09/2008 07:38
Soaary ( 07/09/2008 13:57)
COMMUNE ANTANANARIVO
Mbo manasa antsika rehetra mba hijery manokana io sehatra io fa misy tsy mazava ao, toa tsy rindrina be manakona ny fanjakana nefa ilaina mba ho ray aman dreny sa koasa maditra loatra ny zanaka lahy e... tohiny
novalian'i rafitia ny 11/10/2008 04:59
valikely ( 07/09/2008 12:32)
Télé Numerique Terrestre
salama daholo ry mpisera, couvert ao @ reseau TNT ve kay Dago mety ho azove na ny chaine any Maurice sy La Réunion (any manko ota efa couvert) Parabole ve mety azo @ny antenne sy adapteur TNT ... tohiny
xxx ( 07/09/2008 09:57)
tsy miteniteny foana ny olona fa misy dikany avokoa...
hay ve misy dikany positif ilay hoe ataoko mihinana ny amaniny fa tsy voatery hoe negatif araka ny fahazoan'ny be sy ny maro azy e. Ny antony ilazana izany dia rehefa nijery site ity http://natur... tohiny
Bita ( 07/09/2008 07:26)
Boloky miteny
Nitady cadeaux d'anniversaire hoan-dreniny hono ity zazalahy iray. Ary sendra nahita Boloky niteny dia hoy izy: ity tsara atao fanomezana hoan'i Mama @ izay izy miresaka @ io boloky io ary tsy mahats... tohiny
Eumilianah ( 07/09/2008 06:23)
Fantatrao ve RABENJAMINA Volanirina?
Salul daholy! Fantatrao ve RABENJAMINA Volanirina? Namako tena namako tsy mifankafoy taty Diego izy io. Mpiara-mianatra tao @ LTC izahay telo vavy: za, Vola ary i Tina. Tany Toamasina za teo ary... tohiny
maresaka ( 06/09/2008 19:10)
mitady tranombarotra
Mba mitady tranombarotra mety ahitana an'ireny > ireny ao Antananarivo azafady ho an'izay mahalala dia tokony ohatrinona eo re ny metatra tora-droa,misaotra mialoha.... tohiny
itaramasoandro ( 06/09/2008 16:38)
aiza ny log out
Mahafinaritra ny mihaino sy mamaky ny karazan-kevitra eto @ serasera sy rvg SAINGY tsy miseho foana ny takelaka manondro ny "fivoahana" na "log out" ? AIZA IZY IO? misaotra @ valinteny mailaka.... tohiny
novalian'i hery ny 06/09/2008 20:47
daniel665 ( 06/09/2008 16:16)
lolo sy ny tariny maninona
mety azo atao ve azafady ny mandefa an dikan io hira io ao amin'ny email ko azafadyjavascript:emoticon(':?:') Question... tohiny
novalian'i ni81 ny 11/09/2008 10:54
rakaroka ( 06/09/2008 15:53)
Passion-fivavahana
Rehefa mirona @ vola loatra : dia antsoina hoe mivavaka @ vola! Misy rangahy mizara dépliant maimaipoana na tsy mis'interesse izany aza ny mpandalo..... Nisy silamo namelatra 'tapis dia nandohalika... tohiny
novalian'i rakaroka ny 02/10/2008 14:59
kidoropamba ( 06/09/2008 10:58)
hin!hin!hin!, nitilina any ivelany indray ny filohantsika
Mazana hoa ity filoha hajaina ity marina e. Tadidiko raha vao nivaoka t@ kirizy isika t@ 2002 ka na dia ny sakafon'ny zana-bahoaka aza tsy nisy dia Air force OuANY be izao no novidian'i filoha hajai... tohiny
imbatake ( 06/09/2008 10:30)
ra tami toerako nareo
za zani mba niteni we tia ani zai ola zai de voroka , vodaka an, vo felaka ari nandrorana, de ina ari n nataoko? nisaotra za an de mbola mikoty azy za atramizao. tiko izi ko. marina e.taim bava ane ... tohiny
novalian'i xxx ny 13/09/2008 18:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.189