Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Bita
(
11/09/2008 14:37)
2 Ariary
Nisy mpanankarena iray nandeha hividy fiara vaovao. Vola be iray kitapo 3 alina ariary no vidin' ilay fiara. Tonga ilay rangahy niaraka @ kitapo feno vola be. Rehefa tonga teo anoloan#ny caisse ary iz...
tohiny
novalian'i Simpona ny 30/09/2008 10:37
glou
(
11/09/2008 14:16)
fivoriana ankalamanjana NSD
Antsoina ny Namana Serasera Dago rehetra mba ho tonga hamonjy fivoriana eny @ by pass ny asabotsy 13 septembre ho avy izao @ 14h30mn , ny fiaingana de eo @ taxibe ambohijatovo @ 14h , ny ho dinihina @...
tohiny
novalian'i Mimifali ny 02/10/2008 09:55
ZZZZZZZZ
(
11/09/2008 12:55)
Pétition amin'ny Moov/DTS
Mila ny sonian-tsika mpanjifa Moov/DTS:
http://petitionduweb.com/voirpetition.php?petition=2275...
tohiny
kidoropamba
(
11/09/2008 12:01)
Matory ve ny ao antAnAna?
Hoy ila hira hoe:
"Mbola matory ve ny ao antAnAna?
Mifohaza sao dE hofohazin'i satAna."
Mbola misy tia an'i filoha hajaina ve.... :cry: ...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 25/09/2008 15:42
nirina70
(
11/09/2008 11:43)
Tononkira "ry neny tiako
Salut doholo,
Somary maimaika ihany fa hiraina amin'ny fahoriana, sao dia misy mahay ny tononkiran'ilay hira hoe " Ry Neny tiako" noforonon'i Frère Benoit Labre efa taloha be mpandeha tamin'ny rad...
tohiny
novalian'i ni81 ny 12/09/2008 07:52
ganakely
(
11/09/2008 10:43)
Ampio aho reto fa marary be zany adohako zany
Mafy ty manambady ty re olona @ izao fotoana izao an satri refa ti-nao le olon de manankevitra hiroso @ rara enao. Nefa vao latsaka ny dinidinika de lany mbakan'ilay vola nifoforanao tanaty taona maro...
tohiny
novalian'i ni81 ny 23/09/2008 12:10
arn
(
11/09/2008 09:16)
hiran'i bouboul
sao mba misy manana ny tonon'ny hiran'i Bouboul misy hoe:
efa mirefarefa sy tsy ho tana ny hazavana?
Nohirahin'i Johary izy io t@ zoma tany @ eldorado de mba manimanina e
...
tohiny
novalian'i ni81 ny 12/09/2008 08:21
xxx
(
11/09/2008 07:31)
radio vazo gasy
Mba mitady ny hira sy tonokira mandeha ao amin'ny radio vazo gasy hoe:
mitsikitsiky amin'ny solomaso, portable an-tanana e.....
Izay ihany no haiko fa aty afinda ka tsy dia maharaka e!...
tohiny
novalian'i ni81 ny 11/09/2008 09:52
raniny
(
11/09/2008 06:24)
R 'eny de Anyah et Tovo jay
bjr! mba hangataka tononkira an' i Anyah sy Tovo jay le oe "R' eny " d mba alefaso aingana ra mety :-D ...
tohiny
gasyjean
(
10/09/2008 17:25)
Petrole
Mba hono aho ry zareo,saika mba hanontany aho hoe; mba nanahoana ihany ny fandehan'ilay petrole ao Tsiminoro moa sa aiza izy izay? Toa tsy hita soritra eo amin'ny fiainana an-davan'andro akory na ami...
tohiny
simplex
(
10/09/2008 14:43)
Fanambadiana :)
Rehefa inona no azo lazaina hoe mpivady ny olona 2 eo @ finoana iray? (na tsy mpino koa aza)
* mpisipa?
* vadibe, concubinage ?
* voadiondry, fiancailles, engagement?
* soratra, mariazy civile...
tohiny
novalian'i prime ny 23/09/2008 07:55
Mandefitra
(
10/09/2008 11:49)
tompoko
manao ahoana [b]tompoko[/b], salama tsara fa misaotra [b]tompoko[/b].
Hafahafa ilay fomba fanajana saingy efa raiki-tampisaka loatra amintsika ny fampiasana azy.
tomponao ahoana moa ilay olona? sa v...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/11/2008 22:23
havanan
(
10/09/2008 10:18)
Vidina ordi vaovao
Manahoana daholo,
Fa ohatrinona re zay mahalala ny vidina ordi e? De aiza no misy mivarotra eto tana. Ordi vaovao an fa tsy occasion akory. Misaotra o....
tohiny
novalian'i colaps ny 05/01/2009 16:40
lemenakely
(
10/09/2008 09:57)
Ny tara-diavolana tokoa sisa no manazàva an 'ANTANANARIVO...
Iza marina no tena tompon'andraikitra fa ilaozana mifanilika :ny mpitondra ve sa ny commune sa ny JIRAMA ?
Ary ny zavatra tena nahagàga ny 26 juin dia nirehitra daholo ny jiro rehetra erak 'ANTANA...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/10/2008 05:05
bazylou
(
09/09/2008 19:42)
indrisy ramalagasy
fa na ny an'ny tena aza tsy hay akory ny mitrandraka azy ka mividy sy ampifilain'ny olona sisa, .. beeurrk
""Marché des produits alimentaires
Dominé par l’informel
Le maillon inévitable de...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/05/2009 00:44
wawa
(
09/09/2008 19:31)
exportateur akotran'ny WALEX
Salama daholo ve?
Mbola misy pandefa fiara akotran'i Walexport ve eto an tanana?
Nahare aho mantsy hoe mbola misy any Panam any sady mora no i Walex.
Ka raha misy mahafantatra dia mba zarao e!
Mer...
tohiny
novalian'i bazylou ny 06/03/2009 11:35
catalyn
(
09/09/2008 18:17)
fisavana entana ao ivato
Salama tompoko !
Izaho ry reto dia maheno namana maro mikolay @ fisavana entana ao ivato ao , izany hoe ny filana vaniny ataondry zareo douanier ao mba hitazonana ny sasany @ entana hoentinao . Ila...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 27/09/2008 14:25
niryna
(
09/09/2008 17:45)
Afaka handanjalanja ve hianao ?
Mizara telo ny fizararantsika ny fotoana ao amin'ny fiainantsika dia ny saina ,ny vatana ary ny fanahy na koa hoe mind,body,and spiritual .
Ny saina
...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 21/09/2008 03:59
niryna
(
09/09/2008 16:42)
Ny siansa mila porofo fa ny fivavahana mila finoana
Matetika isika dia mitady porofo foana vao mino ny fisian'ilay Atra izay hinoan'ny kristiana (Andriamanitr'Israely) izay nipoiran'ilay Mpamonjy dia i kristy izany.
[b]Hoy Jesosy taminy:[u] Izay ela i...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/10/2008 22:12
