Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hery ( 16/09/2008 11:13)
Eto @ serasera: ary raha aseho ny firenena?
Hatramin'izao dia mbola mionona amin'izay apetraky ny namana tsirairay isika amin'ny toerana misy azy. Izay mameno ny mombamoba azy dia afaka mampiseho hoe aiza no toerana misy azy, dia izay ihany no ... tohiny
novalian'i ni81 ny 20/10/2008 19:50
ANARIM ( 16/09/2008 11:06)
lasa i Rado (Georges Andriamanantena)
eny e, ampy izay, dia akatony mora io varavarako io fa hitomany aho...... tohiny
novalian'i mangidy ny 07/11/2008 13:37
nathie86 ( 16/09/2008 10:22)
CUA VS ETAT
In marina no tena tian'ny fanjakana foibe atao @ commune Antananarivo eto eh, milaza fa efa niravina ny raharaha, efa nahazo audience t@ Ra8 i tgv nefa tô zao indray ty d tsy mahazo carburant tsony n... tohiny
novalian'i penguin ny 19/09/2008 14:46
xxx ( 16/09/2008 08:39)
tsy aiko
tsy misy fantatro momba ity hira ity fa ny voalohany oe: "matoa tsy nahomby ny tetikady natao ampiova ny toetra ratsy... tohiny
novalian'i ni81 ny 16/09/2008 08:45
sff ( 16/09/2008 07:40)
Angadrano
Ahoana kay ny fomba famonoana angadrano fa tena tsy afaka mihitsy ny ahy na sasana matetika aza. Misy ilay shampoing antipelliculaire ireny nampiasaiko fa tsy afaka akory. Dia nisy ankizy nilaza tami... tohiny
novalian'i letmi ny 04/12/2008 13:08
sff ( 16/09/2008 07:24)
tsy mahazaka toaka
Izaho izany lazain'ny ankizy fa tsy mahazaka taoka fa raha vao mamo dia mitomany. Tsy haiko ny antony hoe ahoana fa milatsaka ho azy ny ranomasoko. Kanefa izaho tsy mba mitomany izany mihitsy na amin'... tohiny
novalian'i fijo ny 06/11/2008 23:01
sff ( 16/09/2008 06:51)
hazo iray isan'andro
Somary efa ela no namakiako ilay izy dia tsy tadidiko hoe taiza. Nisy fikarohana izay natao tamin'ny toerana iray teto an-tany. Ilay izy dia olona iray ihany no nanao azy. Ary ny nataony dia mambol... tohiny
novalian'i Nirilala ny 12/03/2009 09:13
ari.malala ( 16/09/2008 05:46)
Rado
Banga iray indray ny tontolon'ny tononkalo malagasy, nodimandry Rado na i Georges Andriamantena! mirary fiononana tanteraka hoan fianakaviany sy ny mpanakanto rehetra ary isika mpankafy tononkalo! ... tohiny
novalian'i zoukimi ny 17/09/2008 21:50
naritsimba ( 16/09/2008 05:04)
HETSIKA SOSIALY
Hisy hetsika sôsialy ataon'ny NSD alohan'ny krismasy, izany dia araka ny nifanarahana taorian'ny fanatanterahana ilay cabaret concert. Efa nisy ny fanampiana izay nataon'ny namana serasera dago ilay ... tohiny
novalian'i lo ny 20/10/2008 08:58
colar ( 16/09/2008 03:55)
raovina re e
mba lasa wa ny saina we ovina no mba hisy fihaonana serasera ka we tsisy bal fa vazo sy maskita sy tsaky ary py fotsiny e,mbo asivo an zany rizareo a,rveko be zao zany,ny mpamalankira mihaino fa tsy m... tohiny
novalian'i thiel ny 07/10/2008 11:43
bazylou ( 15/09/2008 20:55)
tsy ratsy indray iny
efa mamofona fifidianana 2012 sahady ny DAgo. fizarana cahier, esty , fizarana mofo ary, dai misy mirehaka sahady hoe politika sosialy hono no ataon'i ra8!!! Asa mba hainy marina ve no dikan'ny hoe p... tohiny
novalian'i penguin ny 17/09/2008 14:27
rodro ( 15/09/2008 15:34)
dj knife o rafozako
alefaso @mail ko... tohiny
niryna ( 15/09/2008 15:04)
Zanak'Andriamanitra sy zanaky ny devoly. ???? ngahh!!
[u][b] Fa izao no teny nampitondraina izay efa renareo hatramin'ny voalohany: tsy maintsy mifankatia isika,-[/u][/b] [b] 1 Jaona 3:11[/b] 12 tsy mba tahaka an'i Kaina,... tohiny
novalian'i niryna ny 20/09/2008 00:59
alondrano ( 15/09/2008 15:00)
fanampiana
mitady tête de cortège genre limousine couleur blanche si possible mba ilaina maimaika raha misy sary tsy maninona alefa mail... tohiny
novalian'i Noue ny 15/09/2008 16:36
FHABI ( 15/09/2008 13:22)
fitia tsy tanteraka
mitady tononkira... tohiny
novalian'i FHABI ny 06/10/2008 12:11
Bita ( 15/09/2008 12:48)
Raha tsy izany ianao nanao SOLOMASO
Nandeha hanao miaramila ireto 2 lahy ireto. Tonga tany @ lieuntnant sa Kapiteny. asa na inona no mampanao fanontaniana any. Niditra aloha ny iray dia hoy ilay mpanontany: Tonony ireo Alfabet eo @ tabi... tohiny
ni81 ( 15/09/2008 11:47)
Fihirana fanampiny
Raha sendra nikarokaroka teto @ anterineto androany dia nahita ity tato indray e! Misy feony sy tonony ao ho an'izay liana ary toa misy azo atao KARAOKE koa. ... tohiny
novalian'i ni81 ny 15/09/2008 11:50
felatiana ( 15/09/2008 10:04)
madagasikara
salama, Mba misy hira tiako nefa tsy fantatro ny mpihira azy,momba an'i Madagasikara.Omeko kely eto ny tonony raha afaka hanampiana anareo,dia misaotra mialoha. MADAGASIKARA TANINDRAZAKO MADAGASIKA... tohiny
novalian'i ni81 ny 15/09/2008 12:24
ni81 ( 15/09/2008 08:26)
Ho an'izay liana hanao azy
http://www.fils-or.com/... tohiny
novalian'i mangamaso ny 15/11/2008 20:42
lako ( 15/09/2008 08:13)
tako loatra
EEEhhhMba mangataka tono-kira "ELSIE" ra mba misy mahay nareo eeee!!! Le "TIAKO LOATRA" iny eeeee!! De mba misaotra mialoha eeeee!!!Manja!!!... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.9239