fitia tsy tanteraka
2. arn
(
15/09/2008 13:44)
mba tenenina kosa ny titre ohatra na ny sasany @ tononkira na ny mpihira de mba hay le izy :) :?: :P
3. ni81
(
15/09/2008 13:59)
Tsy tian'ny masoko intsony
Ny ahita ny endrikao
Tofoka ankehitriny
noho izay efa vitanao
sahy zavatra ianao
ry noheveriko bonaika
mahay manafin-toetra
mody tsy niraika
ny hetraketrakao
no nandavo izany fo
ry tsy mataho-tody
ry hany namborahako
ny tahirin'ny foko
hatrizay ela izay
norombahinao daholo
nentinao niolomay
avy ao am-ponao ve
ireo teny mamy feno toky
sa teo am-bava teo ihany
na tsianjery tamam-boky
no nentinao nangoliana
ny fitiavako efa jamba
lavo io izy ka resenao
sendra toky rambaramba
miala tsiny raha misy tsy ampy na mifandiso ny tonony o
Ny ahita ny endrikao
Tofoka ankehitriny
noho izay efa vitanao
sahy zavatra ianao
ry noheveriko bonaika
mahay manafin-toetra
mody tsy niraika
ny hetraketrakao
no nandavo izany fo
ry tsy mataho-tody
ry hany namborahako
ny tahirin'ny foko
hatrizay ela izay
norombahinao daholo
nentinao niolomay
avy ao am-ponao ve
ireo teny mamy feno toky
sa teo am-bava teo ihany
na tsianjery tamam-boky
no nentinao nangoliana
ny fitiavako efa jamba
lavo io izy ka resenao
sendra toky rambaramba
miala tsiny raha misy tsy ampy na mifandiso ny tonony o
5. ni81
(
15/09/2008 14:18)
hhihi hay zà no tsy nahay ninoninona fa ni tao.:) I Voahangy
Hiran'iza io kay?
6. FHABI
(
06/10/2008 12:11)
hiran'i Nantenaina io ry no 81a! nantenaina le avy any tamatave e! misy toy
misy toy iIZY ANY
zao ny tonony
ANY MANTSY IZY ANY
éZAHO ATY TE HITOMANY
SAINGY NY ELANELANTANY
NO NANAKANA AHY TSY HAHITA AZY ANDROANY
RAHA MBA FANTATRAY MANKO
FA TSY HO TAFITA
HO RENDRIKA ILAY SAMBOKELINTSIKA
Radio farimbona no mpandefa azy io
misy toy iIZY ANY
zao ny tonony
ANY MANTSY IZY ANY
éZAHO ATY TE HITOMANY
SAINGY NY ELANELANTANY
NO NANAKANA AHY TSY HAHITA AZY ANDROANY
RAHA MBA FANTATRAY MANKO
FA TSY HO TAFITA
HO RENDRIKA ILAY SAMBOKELINTSIKA
Radio farimbona no mpandefa azy io
