Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hery ( 18/09/2008 03:31)
Réel # Virtuel: efa nanana olana?
Salama daholo. Izaho ho'a hatramin'izay mampiseho sary, toerana misy ahy, anarana tena izy, hatr@ num tel. teto amin'ny serasera fa indraindray tsy fantatry ny olona akory rehefa réel :-) (Izay no ... tohiny
bazylou ( 18/09/2008 01:42)
tsy mazava
i ratary manana hira hoe ""v sa f "" no titreny, isa angaha no ao ?? :-D :-D :roll: :roll: ... tohiny
kidoropamba ( 17/09/2008 20:04)
HIJANONA TSY HANAO POLITIKA INTSONY FA TONGA I TOTAL
Tsy arako mihitsy ity politika ity marina. Noroahina ny vazA lelidec. nangEtorana ny vazA. Ni-ompaina ny vazA. Noroahina ry peguy sy Urfer. Ni-ompaina ny Firansy-afirika satria nolazaina fa angilo... tohiny
novalian'i Papoose ny 24/09/2008 17:08
wawa ( 17/09/2008 17:37)
sao misy andefa fiara lehibe asiako moto ?
Salut dol!! mba manontany aho raha misy andefa fiara lehibe any Dago ,izaho mantsy manana moto 2 ny iray cross dia ny iray roadster . Raha toa ka mahalina anao dia hifanamboarana ny fret .Marihina f... tohiny
novalian'i wawa ny 15/12/2008 13:13
delia ( 17/09/2008 13:55)
Le tour de babel de ravalo
Il était une fois, le 11 Septembre 2008, un TGV crash sur le tour de babel de marc ravalomanana. Une fois encore, Mr Andry R a montré ses preuves de fin stratège et d'agile technicien. Le dénouem... tohiny
novalian'i Razafy ny 30/11/2008 18:18
Kapistra ( 17/09/2008 13:45)
bebeanay
Zavatra kely tiako mba tantaraina aminareo ity,sady mba ho fahatsiarovako an'ilay bebeanay izay.(efa maty mantsy izy),izy dia ol tena tsara fanahy,antra ol,tia zanaka ary tia vavaka koa.Fa ny tena hah... tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/10/2008 20:22
sitraka1 ( 17/09/2008 13:34)
Fa fitia vatomaty...
Manahoana daholo, Mitady ny tononn'io hira io re za a, tsy haiko ny mpihira azy, eny fa na ny tonony aza tsy tadidiko tsara akory Fa fitia vatomaty No nanery antsika 2 Izaho te-handeha, ianao miva... tohiny
novalian'i sitraka1 ny 19/09/2008 12:59
tsidina ( 17/09/2008 11:25)
Ny nahatonga ny hoe "dago" ???????
Inona tokoa re olona no nahatonga an'Madagascar ho antsoina hoe dago? Fa tena tsy mahafantatra zah.... tohiny
ni81 ( 17/09/2008 11:04)
Mandainga izay tsy ho manina e!
http://www.dailymotion.com/bookmarks/Jaondranto/video/x2t9g8_chorale_news... tohiny
novalian'i darax ny 17/09/2008 14:17
xxx ( 17/09/2008 10:43)
aza avelanao
mba mangataka ny hiran'i Y-ZIT le aza avelanao r'reto a! :/ ... tohiny
xxx ( 17/09/2008 10:35)
mba toroy hevitra re e!
za dia tovovavy nipetraka tany m/car aho taloha ,vo 2mois a zao no taty ivelany,zao raol ny tantarako a :nisy olona niaraka t@ko tany m/car efa o 2ans zay no niaraka ary tena nifankatia,tonga nefa izy... tohiny
LibrePenseur ( 17/09/2008 08:21)
2012 - Ny fara andro
Salama saholo! io taona io no voalaza fa: 1) fara andro, hoy ny toko sy andininy nolazain'ny mpaminany any amin'ny baiboly kristiana 2) miova ny tany, hoy ny siantifika sasany 3) misy ary hises... tohiny
tambawaks ( 17/09/2008 05:49)
Silicone
hono hoah ry reto, aiza no misy mivarotra anzany silicone am no2 sy 7mbenanana zany???? :roll: ... tohiny
novalian'i ni81 ny 27/09/2008 06:58
niryna ( 16/09/2008 17:16)
Vahiny mihira:
Vahiny mihira ny hiram-pirenena Malagasy,tsy ratsy . [b] Malagasy National Anthem[/b] http://www.dailymotion.com/Masombahiny/video/x6q7vf_malagasy-national-anthem-david-lips_music Iza re no namp... tohiny
novalian'i niryna ny 24/09/2008 16:41
darax ( 16/09/2008 17:06)
O ry rahona misosa mora, mandalo fotoana sy ora......
Salama daholo, Iza kay no mihira an'io hira tsara be io fa mba tiako ho fantatra ? hira efa elabe io. Misaotra... tohiny
mmmhh ( 16/09/2008 13:51)
Iza manana lava beuuuhhh
Inona ary zany? Arnold Schwarzeneger manana lava be, Rakoto manana fohy kely Mompera tsy mampiasa ny azy intsony. Inona ary zany :?: :?: :?: ... tohiny
novalian'i xxx ny 15/12/2008 10:15
istraky ( 16/09/2008 13:42)
Raha misy ratram-po
Mba mitady ilay hirana Chorale (hiram-pivavahana) izay 'raha mba misy mahafantatra. Ny tonony tsy haiko fa ny feony no fantatro. Hira mampalahelo be 'zay ilay izy. Misy hoe : "Raha misy ratram-p... tohiny
novalian'i ni81 ny 22/09/2008 09:08
lemenakely ( 16/09/2008 12:46)
fanontaniana manitikitika?
Iza no tsara kokoa Amour sans sexe sa sexe sans amour!... tohiny
lucgentil ( 16/09/2008 11:55)
demande
slt! est-ce que quelqu'un peut me donner la parole de chanson de MARION LAZAO FA TIA S'il vous plaît. Je besoin une réponse le plus vite possible. Je vous en rmercie d'avance. LUCGENTIL... tohiny
novalian'i ni81 ny 17/09/2008 09:16
thiah83 ( 16/09/2008 11:54)
Valin-teny (Ampifitia);Mivavaka ho anao (Hosana)
Manahoana, Mba mangataka ny tonony ireo hira ireo zaho azfady indridra tompoko.Dia mba asio tonon-kira evengelique hafa iany koa raha azo atao. Misaotra mialoha . Thiah83... tohiny
novalian'i ni81 ny 16/09/2008 18:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.1483