Silicone
1. tambawaks
(
17/09/2008 05:49)
hono hoah ry reto, aiza no misy mivarotra anzany silicone am no2 sy 7mbenanana zany???? :roll:
novalian'i ni81 ny 27/09/2008 06:58
2. xxx
(
17/09/2008 06:00)
:-D :-D :-D :-D :-D fa angaha izany hamidy eny antsena dia azo vidina amin'izao dia apetaka, maka rdv any am chirurgie estethique dia jerena raha mahazàka izany ny vatanao na tsia mbola etudes be, sady mety ho lafo be tsy kilalaonjaza :-D
mbola tsy nanandrana aho fa efa nisy namako izay tsy misy nono mihintsy dia nifampiresaka izy mivady an! raikitra fa ho sesefana ny nono de natao, ny resultat tsara fa hita be hoe tsy naturelle sady ny cicatrices dray!
fa raha ohatra kosa ka ilay hatsofoka ao anaty soutien gorges ireny , hatao topimaso ivelany fotsiny hoe be nono i tambawaks dia misy mivarotra na eny am grande surface ndraindra sady tsy lafo 9 euro angamba no nividianan'ilay namako izay fa manahirana ihany no mitodnra azy, indraindray mivilana dia otran'ny hoe mivilana ny nono :-D

3. ni81
(
17/09/2008 06:39)
hono hoah ry reto, aiza no misy mivarotra anzany silicone am no2 sy 7mbenanana zany????Jereo @ ireto sao mahasoa anao. Ilay apetaka fotsiny ireo.
http://www.3suisses.fr/FrontOfficePortail/catalogue_fra/lingerie-beaute/nouvelle-collection/autre-sous-vetement/paire-de-coussinets-en-silicone/33345-paire-de-coussinets-en-silicone.html
http://www.priceminister.com/navigation/se/category/sa/kw/fausses+fesses+silicone
5. ni81
(
17/09/2008 09:01)
Misy koa ao @ redoute, fa ny nahitako an'ireo teo ambony ireo dia misy pub tonga aty amiko.
6. ainaheri
(
18/09/2008 17:45)
Fa inn ny tsy ampy any @ tambawaks? Lay anoloana sa le aoriana :lol: :oops:
7. mirana5
(
20/09/2008 17:44)
zà mba nametraka an'ireny, nadihy rock soa amantsara @ zato robe princesse-ko dia nilatsaka tany @ kibo lay izy é, faifay ratsy aho! :lol: :lol: :lol: :lol:
8. rapala
(
22/09/2008 14:35)
ainaheri:
Fa inn ny tsy ampy any @ tambawaks? Lay anoloana sa le aoriana :lol: :oops:
f'anga misy silicone atao any aoriana koa ry ainaheri, dia aiza hono no misy mpivaortra fa so d mba mahasoa anay efa zokinjokiny ihany izany? :lol: :lol:
9. ni81
(
22/09/2008 16:34)
f'anga misy silicone atao any aoriana koa ry ainaheri, dia aiza hono no misy mpivaortra fa so d mba mahasoa anay efa zokinjokiny ihany izany?misy kosa ilay fanao aoriana e! fa tsy mila angamba ianao ka :lol: :lol:
10. nomenjara
(
22/09/2008 19:22)
ié misy silikone azo asesika koa any aoriana,na kou misy fomba hafa hahabotsina ny deriera
11. ni81
(
22/09/2008 19:34)
Nisy izay sipa izay niara-niasa taminay fa ny azy somary fisapisaka ny aoriana dia ataony double ny pataloha anaovany na dia mafana aza ny andro. :lol:
12. rapala
(
23/09/2008 12:17)
nomenjara:
ié misy silikone azo asesika koa any aoriana,na kou misy fomba hafa hahabotsina ny deriera
marina ve izany? koa tsy hampimé refa hesorina ny patalou?
13. rapala
(
23/09/2008 12:20)
misy kosa ilay fanao aoriana e! fa tsy mila angamba ianao ka
angamba ve fa tsy tena hoe tsy mila fotsiny izao? :-P :lol:
14. ni81
(
23/09/2008 12:35)
angamba ve fa tsy tena hoe tsy mila fotsiny izao?Tena tsy mila ary e! :lol: :lol: fa tsy hoe angamba! :-*
16. nomenjara
(
23/09/2008 16:06)
rapala:
nomenjara:
ié misy silikone azo asesika koa any aoriana,na kou misy fomba hafa hahabotsina ny deriera
:-D
rapala: hihihih! tena nahita emission tam tv aho mombai reny sirirzia estetika ireny e!
dia misy sipa izay tena fisaka be ny derierany, misy lavaka mihitsy aza otrani'reny puré de pomme de terre nokapohina tam sotro be hazo ireny dia nisy trou:-D
fa azo hatao koa no manasisika silicone otran'ny any am nono any amin'ny fitombenana ka! fa misy fomba hafa ihany koa, injection
fa ny tena fomba tsara milay natoraly dia ny exercice remonte fesse...
ohatra step no atao be dia be
marina ve izany? koa tsy hampimé refa hesorina ny patalou?
raha mahay ilay dokotera dia tsy hita fa eo anelanelan'ny eo no didina dia sesefana avy ao ilay izy fa ny mahalasa saina ahy hoe ianao mipetraka lava iny ve tsy ho vaky ny hiafarany??? tsy mahasaky aho ka!
aleo ihany natoraly eny e! asiana sport mahery vaika dia manja , rehefa tsy nahazo fesse ngeda be malemilemy natoraly dia atao muscle enjana be
17. rapala
(
23/09/2008 16:47)
nomenjara: tena mampatahotra akia izanya, d hatraiza hono ny hiafaran'ity op ity e? an2 aleo ihany ho fisaka ka :lol:
18. nomenjara
(
23/09/2008 16:49)
rapala: :-D :-D :-D :-D ilay fisaka kosa mankarary andoha e!
raha fisaka loatra dia manatavy tenakely fotsiny de amafisina amin'ny sport io dia manja be :-D
izaho mantsy rehefa matavy dia mba mibotsina ery ny any tiko ery ny mijery azy :-D
raha fisaka loatra dia manatavy tenakely fotsiny de amafisina amin'ny sport io dia manja be :-D
izaho mantsy rehefa matavy dia mba mibotsina ery ny any tiko ery ny mijery azy :-D
19. rapala
(
23/09/2008 19:33)
nomenjara: izany ve? izaho akia tsy mahavita sport izany fa mandreraka a, d ho fisaka eny fona izany ny ahy e, tsy maninona re :-P
20. ni81
(
23/09/2008 20:05)
nomenjara: izany ve? izaho akia tsy mahavita sport izany fa mandreraka a, d ho fisaka eny fona izany ny ahy e, tsy maninona reaiza izany fisaka izany e? Fa somary mba manao dimbazà eo fotsiny isa-maraina dia efa mety ho sport na dia tsy ahabe ilay valombenana aza! :lol: :lol: sa ahoana?