Silicone

21. sakaizakely ( 23/09/2008 20:40)
ny mahavoa azy koa tsy dia ny fisaka loatra no fisaka fa le loha no tsy mety mionona am ze anjara sy tsy mahay manaiky ny fandrosoan'ny taona

de maniry lava te hitovy amizatsy olomalaza na ami zaroa manek1 farany de manao izao opérations attrape nigaudes rehetra zao de mahavita mamorona trosa am zany :? :? :? ny efa 50 taona tsy ary hitovy am 20 taona kou :°) :°)
22. nomenjara ( 24/09/2008 05:42)
rapala:

nomenjara: izany ve? izaho akia tsy mahavita sport izany fa mandreraka a, d ho fisaka eny fona izany ny ahy e, tsy maninona re :-P


manao dia-tongotra lavitra anie dia efa sport izay e! sady enjanina ny muscle rehefa mamindra dia efa sport vita, na ny hozatra am kibo ranjo ny fesse mety dool hihihihih
io ihany no hevitra hitako maharitra fa ilay tsetsemana aoka itsy marina!


23. ni81 ( 24/09/2008 06:10)
ny mahavoa azy koa tsy dia ny fisaka loatra no fisaka fa le loha no tsy mety mionona am ze anjara sy tsy mahay manaiky ny fandrosoan'ny taona
misy olona fantatro, efa 60 taona izy zao (gasy) fa mbola misy tsara mihitsy ilay 7mbenana, angamba efa nananany hatrizay dia tsy niova mihitsy hatramin'izao:lol:
24. ni81 ( 24/09/2008 06:33)
manao dia-tongotra lavitra anie dia efa sport izay e! sady enjanina ny muscle rehefa mamindra dia efa sport vita, na ny hozatra am kibo ranjo ny fesse mety dool hihihihih
io ihany no hevitra hitako maharitra fa ilay tsetsemana aoka itsy marina!
rapala a! tsy ilainao oa izany silicone zany! manjary lasa ohatry ny tendrombohitr'Ankaratra eo indray io an :-D :-D
25. rapala ( 24/09/2008 11:48)
rapala a! tsy ilainao oa izany silicone zany! manjary lasa ohatry ny tendrombohitr'Ankaratra eo indray io an

:lol: :lol: mahita lazaina miints akia enao ni81 an fa misaotra e, manjary manao ny 7mbenanan'i JLo ihany koa ve?:D :-* :-*
nomenjara: marina daholo izany aloha, sady tsy vitany hoe mampiakatra ilay 7mbenana ilay marche fa tsara ho any fahasalamana en general ihany koa e :) :-* :-*
26. ni81 ( 24/09/2008 12:08)
marina daholo izany aloha, sady tsy vitany hoe mampiakatra ilay 7mbenana ilay marche fa tsara ho any fahasalamana en general ihany koa e
mahasalama tokoa ny sport fa ataovy e! :-*
27. ainaheri ( 25/09/2008 17:31)
rapala:

f'anga misy silicone atao any aoriana koa ry ainaheri, dia aiza hono no misy mpivaortra fa so d mba mahasoa anay efa zokinjokiny ihany izany? :lol: :lol:


Io voalazan'ny tompon'ny dinika io ka hihi 7mbenana lol
D lasa langa vody ve refaveo? :-D :-D :-D :-D


28. nomenjara ( 25/09/2008 18:12)
:-D
inona indray izany langa vody :-D
29. tsiambaratelo ( 26/09/2008 09:29)
Aleo iany manao sports toy izay ho very vola,ny tena hanaitaina ny fanaraha-maso a tsy maintsy atao. Ivezivezy hoany @radoko a etsy andaniny.Ny mahabe fitombenana wé,dia ny fiakarana sy fidinana na @tohatra na @lalana,de ozizy lay sipa zay kou wé,t@zay mivady vao niaraka ka hatr@zao,de izahay tsy mba nifanao ambony ambany zany,4ny zanako,nefa sady tsy fisaka ny 7mbenako,no tsy milatsaka :roll::roll::roll:
30. ainaheri ( 27/09/2008 05:45)
nomenjara:

:-D
inona indray izany langa vody :-D


Sipa na kofa refa mandé d ny vodiny milangalanga manondro lanitra hihihi


31. ainaheri ( 27/09/2008 05:52)
tsiambarathree:
ozizy lay sipa zay kou wé,t@zay mivady vao niaraka ka hatr@zao,de izahay tsy mba nifanao ambony ambany zany,4ny zanako,nefa sady tsy fisaka ny 7mbenako,no tsy milatsaka


Toe-batana re io fa tsisy an'zany miaka-midina tohatra zany eee
Ary raha tsy nifanao ambony ambany izy 2,d inn ny nataony nitsangana? 8O :roll: :lol:
32. nomenjara ( 27/09/2008 06:29)
ainaheri:

nomenjara:

:-D
inona indray izany langa vody :-D


Sipa na kofa refa mandé d ny vodiny milangalanga manondro lanitra hihihi






:-D manondro lanitra mitsy ve???? izany ve tsy hafahafa be :-D
33. ni81 ( 27/09/2008 06:58)
manondro lanitra mitsy ve???? izany ve tsy hafahafa be
azo hivarotana paoma
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6593