bebeanay
1. Kapistra
(
17/09/2008 13:45)
Zavatra kely tiako mba tantaraina aminareo ity,sady mba ho fahatsiarovako an'ilay bebeanay izay.(efa maty mantsy izy),izy dia ol tena tsara fanahy,antra ol,tia zanaka ary tia vavaka koa.Fa ny tena hahatsiarovako azy dia ny tso-drano.Io dia tena tsy ataony ambanin-javatra mihintsy,isaky ny misy zavatra hatrehina(fanadinana,fifaninana,fandehanana lavitra sns..)manome foana izy ary tena miraradraraka mihintsy ny tso-drano.Talohakelin'ny nahafatesany dia hoy izy:hoento aty kely i bdd(zafikeliny)ho tsofiko rano fa angamba aho tsy hahatratra ny fanadinany intsony(herinandro sisa)dia inona hoy ianareo,ol tsy tokony ho afaka BEPC akory,sady afaka BEPC no afaka Seconde.Izay ilay hoe tso-drano zava-mahery.Io no tena mampiavaka azy;tso-drano,tso-drano,tena zava-dehibe tamin'ny fiainany.Ary ny anareo mba ahoana????
Enga anie mba tsy ho ilay bebe mpanozonabe ireny.
(tsy vanona ,ilay tsovorokaty ity sns...)
Enga anie mba tsy ho ilay bebe mpanozonabe ireny.
(tsy vanona ,ilay tsovorokaty ity sns...)
novalian'i endrika01 ny 08/10/2008 20:22
2. fahamarinana
(
17/09/2008 18:32)
:arrow: ny ahy indray ny tena ahatsiarovako an'ny bebenay (efa maty ihany koa ) dia rehefa mandeha mariage na izay alehany any dia manao bonbons am-paosy dia zarainy ankiafina satria efa hainy fa tsy mahazo homana vatomamy be loatra...mampahatsiaro ny lasa koa izany diniky kapistra izany... :( (l)
3. ni81
(
17/09/2008 18:47)
ny ahy indray ny tena ahatsiarovako an'ny bebenay (efa maty ihany koa ) dia rehefa mandeha mariage na izay alehany any dia manao bonbons am-paosy dia zarainy ankiafina satria efa hainy fa tsy mahazo homana vatomamy be loatra...mampahatsiaro ny lasa koa izany diniky kapistra izany...Tena mitovy @ zany koa ny bebenay, fa any anaty paoketrany tsy maintsy misy bonbons foana na siligaoma malabary, dia zarainy (afenina); ary t@ zany dia ratsy nify kely fa lanin'ny angaty daholo t@ lay zava-mamy.
Fa ny teniny tamiko matetika dia hoe: ho tsaroanao aho rehefa tsy ety intsony, ianao mifidifidy sakafo io (tsy tia légumes loatra t@ kely).
4. fahamarinana
(
17/09/2008 19:14)
:arrow: sao dia bebe iray ihany ny antsika roa zany ? Fa tena tsaroana tokoa an...tamin'izany nefa dia tsy sasatra ny miady hoe bebe koa efa soir,efa kizitina,sns...sns... :? (l)
5. ni81
(
17/09/2008 19:23)
sao dia bebe iray ihany ny antsika roa zany ? Fa tena tsaroana tokoa an...tamin'izany nefa dia tsy sasatra ny miady hoe bebe koa efa soir,efa kizitina,sns...sns...sao dia izany tokoa? :) Fa naverimberiny koa ny hoe: ny fiadanana mora hay, fa ny fihafiana tena sarotra ka mahaiza mamindra @ fiainana...
6. nomenjara
(
17/09/2008 19:34)
Ny bebenay be zesita be fa tsy mba manome tso-drano izany.
Manana zanaka maro aty ivelany izy dia ny manao voyage mitety ireo zanany ireo no nataony dia rehefa avy miverina izy dia be zesita be mitantara.
Fa rehefa mandalo any amin'i magazay-ny aloha dia omeny gateau fait maison,
yaourt fait maison, matsiro be, izay no tsy hahafoizako azy sy tsy hanadinoiko azy.

7. simplex
(
17/09/2008 19:39)
Ny bebeanay anaki-1 koa tena manome tsodrano be. Sady mandaitra an. Mbola velona izy fa zany hoe ny telefone-ny tsy mande foana matetika. Efa antitra dia manadino mana-charge, na manadino manao on an'le izy refa novonoina :)
Ilay bebeanay 1 indray (efa maty), izy dia mpanome anatra. Ny fiainany taloha ireny no tantarainy dia manome anatra kely izy avy eo. Tia mihira, hiram-pivavahana ireny koa izy...
8. nomenjara
(
17/09/2008 19:46)
6. Mpandefa : simplex [ Valio ] 17-09-2008 21:39:14:-D :-D :-D
Lohateny : Re : bebeanay
Ny bebeanay anaki-1 koa tena manome tsodrano be. Sady mandaitra an. Mbola velona izy fa zany hoe ny telefone-ny tsy mande foana matetika. Efa antitra dia manadino mana-charge, na manadino manao on an'le izy refa novonoina
tena beba moderne maha teo ho tia be izany bebenareo manadino mi charger telefone izany :-D
hay tokoa moa misy bebe anakiroa...ilay iray mantsy efa maty efa elabe
io bebenay io ndray dia tena izaho angamba no tiany indrindra amin'ny zafikeliny rehetra, fa hiangarany mintsy sady hasarotam-piarony be mihintsy an! tadidiko tsara fa rehefa aterin'ilay akôlita eo ambavahady aho dia
endrasany tsara eo mihintsy sady miterikiho izy tsy mikipy ny masony,
hany ka tsy mba afaka mifanoroka akory rehefa misaraka. Masika be!
fa ny antitra rehetra moa rankizy dia tsy maintsy hoe manome tso-drano ihany na dia tsy bebenao aza ah! :°)
10. lazounet
(
18/09/2008 00:19)
Tokony haokatra forum bébé angamba isika fa betsaka nyzavatra zo tantaraina ao sa?
11. Rafotsy
(
18/09/2008 07:10)
Salut daholo !
Mahafaly ahy ny mamaky ny fahatsiarovanareo !
Zah koa manko bebe ( 3 ny zafikeliko , ny 2 mbola kely 5 mois sy 6 mois , fa ny voalohany efa 3 taona sy tapany )
Ka mihome sy finaritra aho mamaky anareo fa na aiza na aiza alehako na izaho io na ny vadiko , dia tsy maintsy mitondra zavatra kely ho azy foana , na clémentine iray aza indraindray ! @ izao fotoana , dia efa amboarina ny fihetsikay sao mahatsiaro adino izy dahy kely farany !
Tsy ho eo intsony angamba aho fa ny faniriako dia hanana fahatsiarovana toa anareo izao ry zareo any aoriana !
Ny bebeko indray no tadidiko , izahay manko mpanao vakansa any , dia rehefa hiadiny ankizy ao an tanana izahay dia izy no mi wawaw be miady amin'ireo ankizy ireo !
Madra -panoratra indray e

12. tsiambaratelo
(
18/09/2008 16:44)
Maro be ny tsy ahafoizako ny bebenay,fa ny sasany no tanisaiko :-P izy a lava be zay,ranjanana sady maventy,ny volony lava be sady matevina no fotsibe,hoatry ny volom-bazaha.De isaky ny tonga any Ambanivohitra de zah foana no antsoiny hamihipihy ny hodi-dohany,de adiny 2 eo ihany nefa sady tsy misy hao na angandrano fa tena tsy hamelany mihitsy zah,asa?Nila fitiavana avy amiko izy fa izaho no tsy kopy(efa nody any @Ray izy zao).Lay tanany malemilemy sy hoditava miketrona iny refa manoroka:-* Refa afaka fanadinana na marary na handeha lavitra,de omeny vola foana izahay zafikeliny,feheziny anaty mosoara vao2 be,de afeniny an ipapanay sy mamanay.:-*:-*:-*
13. Kapistra
(
19/09/2008 09:59)
Tena mahafaly tokoa fa mbola maro isika malagasy no tia sy mahatsiaro ny bebeantsika,ny soa sy ny anatra napetrany.
Tsy mba sahala ny vahiny sasany izay tsy dia miraharaha loatra intsony ireny efa zokiolona ireny.Ny andrizareo dia atokany any amin'ny toerana manokana rizareo fa manahirana sy manelingelina hono.Angamba nohon'ny fahasahiranana ankehitriny???tsy fantatro

14. fahamarinana
(
19/09/2008 11:00)
:arrow: kapistra :mampalahelo tokoa io nefa amin'ny lafiny iray koa dia aleo lavitra aza alefa any amin'ny maisons de retraite fa misy tokoa anie zanaka mampijaly rar-ny rehefa antitra.Mihosona ao sns...,efa nahita aho fa ny tena no ontsa ndray.Zany hoe ny fikarakarana azy ireny any amin'ny maison de retraite no tokony hatsaraina kokoa amin'ny moyens ara-bola,ny mpiasa mpanampy satria mitaky présence maharitra.
Asa nareo fa zà ry reto dia efa miresaka sahady amin'ireo zanako aty hoe any amintsika anie ka tsy mba fanao izany e fa ny zanaka no mitaiza ny rar rehefa tena antitra ka tsy afaka mipetraka irery !! Asa raha hiditra fa teny atsipitsipy toy ny rehetra ihany io. :( (l)

15. mmmhh
(
19/09/2008 14:54)
eehhh zahay tsy mba nahahalala bebe zany, ny zokinay mitantara ihany no nahafantarana an'zany, za vao 5 an de maty bebe (avy am mama), bebe avy am Papa ndray tsy mba nifanerasera taminay na de vao haingana aza no maty satria mifanalavitra be. :snif: :snif: :snif:
16. niryna
(
19/09/2008 22:21)
lazounet:
Tokony haokatra forum bébé angamba isika fa betsaka nyzavatra zo tantaraina ao sa?
dia dadabe kou :D
ny zanako indray dia nahazo horokoroka foana isaky ny mihodina izy tany amin'ny mamanay ary dia mifanjoy foana izy mianaka kely,mifampitsiky lava, sady mifampiantso coucou, je suis la .Oroka re izany e,tositosy tsy misy toa izany. :D .Izaho tsy mba nahatsiaro bebe izany fa teo am-pofoany no sary mba itako ary ny dadako no mitantara ahy fa mitovy ahy hono ny mamany,na ny toetrako na ny voloko sady mbola nataony mitovy ny anarany koa moa ny anarako :D
Ny mamanay indray dia feno zafikely ny tanana ary ny ankizy dia manatona azy foana fa mahazo vola rehefa tsy manam-bola dia manondraka zaridaina hany ka na zaza kely aza dia miantso hoe izaho anondraka zaridaina ,dia mampalahelo azy dia omeny vola kely
17. sakaizakely
(
20/09/2008 07:49)
lazounet:
Tokony haokatra forum bébé angamba isika fa betsaka nyzavatra zo tantaraina ao sa?
weeeeeeeee
sokafy ary fa za tamy :P
bebe, dadabe, dadato sy nenito
de ramsé sy madama prof de siansnat sy fizikasimia kounkou :-* :-* :-* :-* :-* :-*
18. Kapistra
(
20/09/2008 12:08)
Slt,Sipakely
Elaela tsy hita a!,tena tsara mihintsy \'lay hevitrao.
Azo resahina koa anie ny ho bebe rahampitso eto amin\'ny serasera e!
I fahamarinana ; ni81 ;nyrina; sns dia karazany ho lasa bebe tsara fanahy.
Misy indray ireo ho lasa bebe be zesta.(bebe maoderina,manaraka ny toetrandro)Misy koa ireo lasa bebekely.Izy efa bebe fa mbola kely foana.
fa mety hisy koa aloha ny ho lasa bebe be kizitina sy masiaka velona.
Fa ny aza hitako dia ilay bebe serasera manao andolom-po.
Telopolo taona aty aoriana teo Analakely,....
Manao ahoana ianao ramose.Ahoana kay ny anao izay bebe.
Tsy tadidinao ve aho??? tsy tadidiko fa iza ianao.
Aza mody fanina ianao ry kapistra,fa mbola alaheloko anie ilay nanaovanao ahy tao amin\'ny serasera iny e!
Oviana izany???tamin\'ny 2008.
Mifona aho bebe fa tena tsy tadidiko intsony izany a!...
Izao ary isika efa 2040.
Aza hitako..

19. ni81
(
20/09/2008 13:04)
I fahamarinana ; ni81 ;nyrina; sns dia karazany ho lasa bebe tsara fanahy.:-D :-D
20. tsiambaratelo
(
21/09/2008 04:33)
fahamarinana:Zah aloha tena tsy mahataty an le wé alefa any @maison de retraite ny Rar ko.Hatrizay na mafy na mangidy na ny mamy na aretina tsy mba nahafoy zanaka izy ireny,ka rehefa osa ve de alefa mitokana.Angamba lasa adala mintsy ny tena mandrampahatonga ny fotoana azo hamangina azy ireny.Hoanireo zanaka lavitra Rar aloha mety mahomby mintsy io hevitra ny namana eo ambony io.Any @Maison de retraite ry zareo,voa ara maso kokoa,sakafo,fitafiana,fahadiovana ara-batana.Miampy taona maro ny fahavelomany!Afatsy wé,malahelo am-po mangina ny abscence prolonger,tsy ahitany ny zanany :-*
:arrow: kapistra :mampalahelo tokoa io nefa amin\'ny lafiny iray koa dia aleo lavitra aza alefa any amin\'ny maisons de retraite fa misy tokoa anie zanaka mampijaly rar-ny rehefa antitra.Mihosona ao sns...,efa nahita aho fa ny tena no ontsa ndray.Zany hoe ny fikarakarana azy ireny any amin\'ny maison de retraite no tokony hatsaraina kokoa amin\'ny moyens ara-bola,ny mpiasa mpanampy satria mitaky présence maharitra. Asa nareo fa zà ry reto dia efa miresaka sahady amin\'ireo zanako aty hoe any amintsika anie ka tsy mba fanao izany e fa ny zanaka no mitaiza ny rar rehefa tena antitra ka tsy afaka mipetraka irery !! Asa raha hiditra fa teny atsipitsipy toy ny rehetra ihany io. :( (l)