bebeanay
21. 08051972
(
21/09/2008 18:53)
Ny anà indray d'efa tapitra maty ny bebeko ! Tsy mba tsaroko izany hoe niresaka t@ bebenay izany; ka hozy aho hoe " sambatr'ianareo zay nahita sy mbola manana , na kapoka sy tsongoofin'aza no azo aminy!!! :(
22. tsiambaratelo
(
22/09/2008 13:58)
08051972:He he he,zah alou de efa voakapoka ny bebenay t@tahokatsaka mafonja be ireny e=))=))=)) lasa nirifatra nakeny ataniketsan olona daholo ny gisa sy ny ganany rehetra nasainy nambesako,de zah nataotra bibilava sy dita de tsy sahy niroboka tao an-tamim-bary!:-* rongotra tapitra aby ny ketsanolona efa hafindra:cry::cry: kay tamy hatrany lay vhv lava lelabe iny niatso any bebenay,zah @io tsy afaka nitsoka fa raikitra tao anaty fotaka be mandrevo:-D:-D:-D
Ny anà indray d\'efa tapitra maty ny bebeko ! Tsy mba tsaroko izany hoe niresaka t@ bebenay izany; ka hozy aho hoe \" sambatr\'ianareo zay nahita sy mbola manana , na kapoka sy tsongoofin\'aza no azo aminy!!! :(
23. ari.malala
(
24/09/2008 12:32)
mbola samy eo na ny bebe avy amin dada na ny avy amin neny, fa samy mafinaritra daolo! samy tsara fanahy, samy tia ahy sy tiako dalo, manome tsodrano tsara daolo :)
24. niryna
(
24/09/2008 16:46)
Kapistra:
Slt,Sipakely
Elaela tsy hita a!,tena tsara mihintsy 'lay hevitrao.
Azo resahina koa anie ny ho bebe rahampitso eto amin'ny serasera e!
I fahamarinana ; ni81 ;nyrina; sns dia karazany ho lasa bebe tsara fanahy.
Misy indray ireo ho lasa bebe be zesta.(bebe maoderina,manaraka ny toetrandro)Misy koa ireo lasa bebekely.Izy efa bebe fa mbola kely foana.
fa mety hisy koa aloha ny ho lasa bebe be kizitina sy masiaka velona.
Fa ny aza hitako dia ilay bebe serasera manao andolom-po.
Telopolo taona aty aoriana teo Analakely,....
Manao ahoana ianao ramose.Ahoana kay ny anao izay bebe.
Tsy tadidinao ve aho??? tsy tadidiko fa iza ianao.
Aza mody fanina ianao ry kapistra,fa mbola alaheloko anie ilay nanaovanao ahy tao amin'ny serasera iny e!
Oviana izany???tamin'ny 2008.
Mifona aho bebe fa tena tsy tadidiko intsony izany a!...
Izao ary isika efa 2040.
Aza hitako..
:D
Marina izany araky ny toetrantsika ankehitriny no ho lasa raikitapisaka raha toa ka tsy miova ho tsara tokoa e.
Ilay kizitina indray angamba vokatry ny aretina ka tsy misy miahy ilay olona na tsy rarahian'ny olona o ? :cry: dia izay tratrany no amaharany eo
25. tsiambaratelo
(
26/09/2008 13:48)
niryna:Zah zany mba lasa bebe le mpitantara angano angano ,arira arira fa kosa le tena izy an.Ohatra zany mitantara wé taloha zany a,nisy site atao wé serasera deu deu deu...:-D:-D:-D
Kapistra::D Marina izany araky ny toetrantsika ankehitriny no ho lasa raikitapisaka raha toa ka tsy miova ho tsara tokoa e. Ilay kizitina indray angamba vokatry ny aretina ka tsy misy miahy ilay olona na tsy rarahian\'ny olona o ? :cry: dia izay tratrany no amaharany eo
Slt,Sipakely Elaela tsy hita a!,tena tsara mihintsy \'lay hevitrao. Azo resahina koa anie ny ho bebe rahampitso eto amin\'ny serasera e! I fahamarinana ; ni81 ;nyrina; sns dia karazany ho lasa bebe tsara fanahy. Misy indray ireo ho lasa bebe be zesta.(bebe maoderina,manaraka ny toetrandro)Misy koa ireo lasa bebekely.Izy efa bebe fa mbola kely foana. fa mety hisy koa aloha ny ho lasa bebe be kizitina sy masiaka velona. Fa ny aza hitako dia ilay bebe serasera manao andolom-po. Telopolo taona aty aoriana teo Analakely,.... Manao ahoana ianao ramose.Ahoana kay ny anao izay bebe. Tsy tadidinao ve aho??? tsy tadidiko fa iza ianao. Aza mody fanina ianao ry kapistra,fa mbola alaheloko anie ilay nanaovanao ahy tao amin\'ny serasera iny e! Oviana izany???tamin\'ny 2008. Mifona aho bebe fa tena tsy tadidiko intsony izany a!... Izao ary isika efa 2040. Aza hitako..
26. endrika01
(
08/10/2008 20:22)
Kapistra:
Zavatra kely tiako mba tantaraina aminareo ity,sady mba ho fahatsiarovako an\'ilay bebeanay izay.(efa maty mantsy izy),izy dia ol tena tsara fanahy,antra ol,tia zanaka ary tia vavaka koa.Fa ny tena hahatsiarovako azy dia ny tso-drano.Io dia tena tsy ataony ambanin-javatra mihintsy,isaky ny misy zavatra hatrehina(fanadinana,fifaninana,fandehanana lavitra sns..)manome foana izy ary tena miraradraraka mihintsy ny tso-drano.Talohakelin\'ny nahafatesany dia hoy izy:hoento aty kely i bdd(zafikeliny)ho tsofiko rano fa angamba aho tsy hahatratra ny fanadinany intsony(herinandro sisa)dia inona hoy ianareo,ol tsy tokony ho afaka BEPC akory,sady afaka BEPC no afaka Seconde.Izay ilay hoe tso-drano zava-mahery.Io no tena mampiavaka azy;tso-drano,tso-drano,tena zava-dehibe tamin\'ny fiainany.Ary ny anareo mba ahoana???? Enga anie mba tsy ho ilay bebe mpanozonabe ireny. (tsy vanona ,ilay tsovorokaty ity sns...)