Réel # Virtuel: efa nanana olana?

1. hery ( 18/09/2008 03:31)
Salama daholo.
Izaho ho'a hatramin'izay mampiseho sary, toerana misy ahy, anarana tena izy, hatr@ num tel. teto amin'ny serasera fa indraindray tsy fantatry ny olona akory rehefa réel :-) (Izay no mahatonga ahy tsy mahazo ireo sasany matahotra ny mametraka ny momba azy eto... eny e safidy koa iny tsy idirako.)
Indraindray aza aho rehefa mandeha any Dago ka miditra cybercafe de mahita an'ireo ankizy mi-chat ireo eo akaikiko eo... de te hiteny mihitsy hoe efa ity akaiky ity indray anie aho e lolll
Ok resaka iny fa nareo ve efa nanana olana? Izany hoe misy fiantraikany t@ vie réel-nareo ve ny virtuel teto? Dia inona sy nanao ahoana?
2. xxx ( 18/09/2008 04:53)
"hery webmaster":
Izaho ho'a hatramin'izay mampiseho sary, toerana misy ahy, anarana tena izy, hatr@ num tel. teto amin'ny serasera fa indraindray tsy fantatry ny olona akory rehefa réel (Izay no mahatonga ahy tsy mahazo ireo sasany matahotra ny mametraka ny momba azy eto... eny e safidy koa iny tsy idirako.)
ka normal ihany kosa kalou we hita eto daholo ny momba anao satria enao webmaster koh...

lé izy koh matoa misy olona tsy hilaza ny tena momba azy dia bdb ny antony ao ! jereo ftsn anié ohatra ilay firenena hipetrahana eh !

ny ahy kosa aloha tena tsoriko fa zah de anisan'contre ny famoahana ny momba ahy tena marina via net eh !

misy koh ohatra we miankina am sipany , ny asany , ny RAD-ny no tsy ahazahoany mametraka ny mombamomba azy tena izy.

tadidiko ireny taloha ireny le lazaina foana ny namana we mitandrema fa tsy azo atao ny mampiseho adresse mailaka eto maika zany raha ny num tel ?
3. xxx ( 18/09/2008 05:27)
hery:

Ok resaka iny fa nareo ve efa nanana olana? Izany hoe misy fiantraikany t@ vie réel-nareo ve ny virtuel teto?



:oops: :oops: :oops: hay HS ny zvt navaliko io ambony io fa kay ity ny fanontaniana :oops: :oops:
4. ni81 ( 18/09/2008 06:26)
Salama daholo.
Izaho ho'a hatramin'izay mampiseho sary, toerana misy ahy, anarana tena izy, hatr@ num tel. teto amin'ny serasera fa indraindray tsy fantatry ny olona akory rehefa réel (Izay no mahatonga ahy tsy mahazo ireo sasany matahotra ny mametraka ny momba azy eto... eny e safidy koa iny tsy idirako.)
Indraindray aza aho rehefa mandeha any Dago ka miditra cybercafe de mahita an'ireo ankizy mi-chat ireo eo akaikiko eo... de te hiteny mihitsy hoe efa ity akaiky ity indray anie aho e lolll
Ok resaka iny fa nareo ve efa nanana olana? Izany hoe misy fiantraikany t@ vie réel-nareo ve ny virtuel teto? Dia inona sy nanao ahoana?
ka iny samy manana ny fijeriny ny olona: misy ny sasany vao mahita sary indray mandeha dia mahatadidy fa misy tsy mahatadidy akory na dia efa tena nifanatrika taminy mihitsy aza. Fa ny fanontaniana dia hoe efa nanana olana ve sns...
Tsia, fa napetrako ao ny taona (tsy izy) fa vizaky ny fanontaniana sy ny hoe handefaso ny sarinao :roll: na dia efa fantany aza fa tsy izany no tadiavina teto (satria ilay olona mitady olon-tiana...) Dia hitany io dia tsy sahy intsony izy fa efa tokony ho mamabe-ny koa :lol: :lol:
5. xxx ( 18/09/2008 07:16)
ka i ni81 kosa angé sipa mlay é!!! =)) :-D
6. karinah ( 18/09/2008 07:17)
:-D :-D :-D ni81! mampiome koa enao ty kah; Fa izao koa anefa am mahampikambana ny serasera, dia mba tiko ery ny ah mahafantatra oe aiza le namana no mipetraka, satria manamora ny fitadiavana namana io ah,de rehfa mbo fantatra oe aiza izy, iray firenena aminao ve, de tsara be, satria afaka mifamangy etc, enao sy izy.
Ny fanontanian'i Hery njay klou anah manonkana tsy mbola nisy olana goavana fa indrindra ny fifandraisana réel, ny virtuel indray2 no manahirana, ary mampisento :( mihintsy indraindray satria araka ny mahavirtuel azy de ande hiteny izay tiny tenenina le olona ohatra, mamaly anao amin'ny dinika, fa resaka zavatr'hafa koa, famalina hafatra, sns, rehefa tsy mahafapo azy ny valin-teny de misy tena manao vavabe, huum!Amiko le izy ajanona virtuel amzao tena mampatonga zava-dratsy betsaka ee, rehefa mifankahalala tsara am rehetraretra, mino a fa mipetraka kokoa ny fanajàna,le resaka virtuel aloha na de oe virtuel arany a, tena mampisy olana maro indray... (l) (l) (l)
7. ni81 ( 18/09/2008 07:42)
ka i ni81 kosa angé sipa mlay é!!!
milay angaha? =)) =)) =)) f'izaho angaha efa hitan'i xxx ??
8. ni81 ( 18/09/2008 07:54)
mampiome koa enao ty kah; Fa izao koa anefa am mahampikambana ny serasera, dia mba tiko ery ny ah mahafantatra oe aiza le namana no mipetraka, satria manamora ny fitadiavana namana io ah,de rehfa mbo fantatra oe aiza izy, iray firenena aminao ve, de tsara be, satria afaka mifamangy etc, enao sy izy.
Tsy laviko ny resakao, fa izaho (asa ianareo na toy izany koa) misy olona tonga dia haiko hoe: mifanaraka tsara ny longueur d'onde -nay raha vao niresaka, na tonga dia hitako hoe toa tsy ao mihitsy izy izany ka aleo tapahina.
9. sakaizakely ( 18/09/2008 08:56)
ieeeeeeeee
nisy fiantraikany, fa tsy teto @ serasera fa tany am blog
ze oul manao an'ilay activité mitovy amiko de avy hatrany de mahafantatra oé hay ianao ilay nanao an'izao de lasa mitoko resaka eo manontany sy mifampizara teknika, de mifampi"namana" sy mifanerasera avy eo

indraipa fotsiny alou za no tena oe kisendrasendra teny andalana no nisy nahafantatra satria oul miray tanana amiko le izy
fa @ ankapobeny de rehefa misy salons na ateliers goavana ireny de tsy ilaozan'izay mifankahita eny am stands eny de faly mahafantatra an' le oul en vrai

mitovy longueur d'ondes daholo satria iray passion
10. myaina ( 18/09/2008 09:07)
Ny ahy indray d tsy mba manafina aho, (ie miala kely fotsiny @ réel ny virtuel ko) hitako indraindray hoe "naîve" be angamba!! rehefa le miresaka amin ny manaraka mantsy d matahotra sao tsy mifanaraka!! tsy d manana olana satria mifanakaiky2 eo foana...
11. neo83 ( 18/09/2008 09:39)
[quote=ni81]
Salama daholo.
tsy sahy intsony izy fa efa tokony ho mamabe-ny koa :lol: :lol:


Aona ndray zany mamabe zany ! nga tsy oe pape sy mama ndray !
:evil:
12. ni81 ( 18/09/2008 09:56)
Aona ndray zany mamabe zany ! nga tsy oe pape sy mama ndray!
alazako @ masindahy ange ianao e! hein :-D :-D
13. neo83 ( 18/09/2008 09:58)
hahahahahahaha ! aoka marina e ! mfona ! mfona !
14. fahamarinana ( 18/09/2008 10:41)
:arrow: raha ny ahy manokana dia Tsy mbola nahita olana ary mino aho fa tsy ahita ihany koa satria miezaka ny hanaja ny tsi11 ary raha sanatria ka mahatafitohina ny sasany dia hiezaka koa hiala tsiny...satria koa mbola tapakevitra fa tsy hametraka sary mihintsy ,ny momba ahy moa dia ny marina no lazaiko afatsy ny taonako ihany koa satria atao inona moa,hoy aho,rahatoa ka tsy hitady vady aho :) ? Sa mety hanakana ny fifandraisana tsotra ve izany hoy nareo ?
Fa kosa rehefa tapakevitra fa tsy maintsy apetraka ny sary dia arahana ihany koa izany... :) (l)
15. ainaheri ( 18/09/2008 11:11)
Raha aty ivelany alou d mety tondé kobo i hery ee,satria vô mahita gasy zany d mifampijerijery alou d mifampiarahaba lol,any dago kosa tsy zany fa samy gasy ny any d tsisy taitra ,raha tsy oe angah manao fihetsika mampitehijery nareo lol!!

Ny olana angamba tsisy fa mety varina fotsiny ry zareo ny tena marina
16. ikalamako ( 18/09/2008 11:11)
tsss, zao manjary mazoto mijerijery eto koa rams dia manontanintany matetika an-dr'i ds sy ry mims sy ry lanto sy ry mbaliana sy ry rakaroka sy ry shoan ... :-D :-D :-D ; dia mazoto be handeha ho any alsace amin'ny 2009 ; dia shh lasa réel daholo indray le virtuel mba monde-ko zah samirery teto :(
17. booboo ( 18/09/2008 11:30)
Zà tsy mbola nahita olana hatreto. Fahafinaretana aza au contraire no tsapako rehefa lay tena mifanabe maso fa tsy mifanabe soratra intsony fotsiny hihihihi.
18. ainaheri ( 18/09/2008 13:34)
Ilay fametrahana sary sy ny momba² alou d miankina @ tsi11 io,ao ny misy manakiana rano fotsiny d matahotra ny voatsikera d aleony tsy miseo....Io zany miankina @ sinceritEny tsi11 ee, Omaly zao za nahita fandaharana tao @ M6;66M(66munites) momban'ny tompon'ny site des rencotres ireny,raha ny tena izy zany tokony oul mitady vady sy sipa no ao,nefa tsy izay ilay izy raha natao ny fanadiadiana,nantsoin'ny mpiasana'ny tele tsi11 reo sipa mametraka annonce,9/10 no mivarotena...Ka tiako tsoahina eto oe maro ny tsy honety refa miditra site......
19. ftma ( 18/09/2008 14:21)
ilay virtuel lasa réel aloha mahafinaritra e indrindra rehefa mahay mifanaraka sy mitondra ohatry ny mpiray tampo.
20. lohataona ( 18/09/2008 14:28)
Tsy misy olana ilay izy raha ny fahitako azy! Tsy tafiditra hono ny nolazaiko testy aloha! Tsy misy milaza ny marina izany anie @ virtoaly e! tsa misy mitarogna ny marina na dia iray aza! Tsa mamely fa dia henoina aloha dia avy eo ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9295