Réel # Virtuel: efa nanana olana?

21. ari.malala ( 19/09/2008 12:19)
sady mametraka sary no mandeha foana refa mis fihaonana refa afaka fa tsmbola nisy olana na in1 aza! fahafinaretana aza no hita hoe hay enao le ian! na kou hoe manahoana ian, za i ari.malala :) d mafinaritra! mis kou fotoana hoe ts fantatra le oul fa iz mahalala ny tena d tonga d manatona d mafinaritra foana e! fa ny eto am virtuel mints no mis mandaginina:-P
22. ikaretsaka ( 19/09/2008 18:03)
za manokana aloha tsy malala olana e..
za sy i fijo sy ry samoana sy ari.malala sy ry tess sy ry ravato sy ry glou ary ny namana betsaka any Dago izya tsy voatanisa, indrindra ry zareo ao Bira ao izao samy virtuel aby nono niatombohan'ny nifankafantaranay de nivadika reel, fa tsy nisy olana ka, rehefa atao serieux sy hifanarahana lefahafantarana ny tsipika hoe eto aho virt de eto aho reel, tsy olana mahitsiny
23. fahamarinana ( 23/09/2008 05:17)
ika:
eto aho virt de eto aho reel, tsy olana mahitsiny

:arrow: ika : ny manao izay fanavahana izay no mety tsy ho haiko sy mety ahitako olana indray andro any zany satria zà manokana mitovy ny fitondrako na réel na virtuel...:( (l)
24. ari.malala ( 23/09/2008 07:33)
fahamarinana, ts votery hisy olana k! fa araka ilay voalazako etsy ambony hoe ny eto am virtuel no tena mis mandaginina, satria tsin mihevitr ireo oul mila vaniny fa hoe virtuel eto d tsy mis mahalala sns d manararaopaty otran banga mime al manao ze tina atao manaratsy sy mahay vava otran'in!
25. fahamarinana ( 23/09/2008 09:15)
:arrow: dadany koa ilay banga mihomehy....hatreto aloha zany tsy nanana olana ary manantena tsy hanana mihintsy e... :) (l)
26. ni81 ( 23/09/2008 09:54)
Tsy misy ny olana fa indraindray rehefa mamaly dinika, dia misy mihevitra fa momba ny atsy ianao na iroa. Tsy izay anefa no fipetrany, fa kosa milaza sy mamaly ilay hevitra araka ny maha-izy anao, ny fihetsikao raha ianao no eo @ toeran'ilay olona ary tsy mijery hoe ity rakotofetsy na ity rafangoloka.
27. fahamarinana ( 23/09/2008 10:47)
:arrow: ka izay indrindra
manko ... (l)
28. ari.malala ( 23/09/2008 13:14)
:) izaho efa sendra olana teto @ virtuel tsinona ko :P
29. ni81 ( 26/09/2008 09:01)
Tsy olana akory ity fa samy manana ny fomba fijeriny ny olona tsirairay an!
Misy olona vitsivitsy (nametraka fanontaniana mivantana) mihevitra fa izaho dia olona efa ela teto @ serasera fa saingy namadika palitao fotsiny ihany satria nampisy olana tato :roll: . TSIA no avaliko azy ireo ary ho an'ny hafa nety ho nitovy fijery tamin'izy ireo koa. In-2 aho no voafafa PS satria tsy niditra fotoana elaela noho ny antony samihafa. Vao t@ 23/11/07 teo no tena nazoto sy namaly dinika. Tsy miafina @ ny admin ny PS-ko satria hitany ao ny IP sy ireo olona misera @ io IP io.
30. fahamarinana ( 26/09/2008 16:51)
:arrow: ni : hatreto dia tsa mahita olana miaraka aminjy ny tenako aloha ka na vao njy na tota dia soa ny fiarahantsika e... :-*,...ny ahy mazana dia hitako amin'ny fomba famaly raha hitovy feeling na tsia ;satria na mahay mampiesona lava aza dia hisy faille indraik'andro any... :) (l)
31. ni81 ( 26/09/2008 17:31)
hatreto dia tsa mahita olana miaraka aminjy ny tenako aloha ka na vao njy na tota dia soa ny fiarahantsika e... ,...ny ahy mazana dia hitako amin'ny fomba famaly raha hitovy feeling na tsia ;satria na mahay mampiesona lava aza dia hisy faille indraik'andro any...
:-* :-* merci akia fahama a =D>
32. ikaretsaka ( 26/09/2008 18:55)
ny mba hafatro fotsiny dia hoe rehefa tapakevitra sy misalasala hoe hampivady ireo 2 ireo dia aza manao dobla jeux hoe hafa ianao any @ reel de hafa ianao any virtuel fa ampitovio ihany dia tsy ho sahirana ianao.
Raha tia kanetibe ianao any @ virtuel ohatra de tia kanetibe ianao any @ reel dia inoako fa kelikely kokoa ny olana ka raha miresaka kanetibe ato ianao dia rehefa tena mifankahita @ le olona reel koa dia afaka miresaka kanetibe mazava tsara

fa ny hitako probleme ange de le eo @ le transition le hoe Hotesse de l'air hono izy any @ virtuel nefa mpianatra marketing izy reel
de le miala zigla @ iny
33. xxx ( 26/09/2008 21:20)
amiko indray na hanana ps maro ampiasaina aza ianao ka tsy hanaovandratsy ny namana dia tsy misy olana....
raha manova ps mba tsy te ho fantatra izy ka nibolisatra dia azy izany fa tsy misy hidiran'ny namana hafa mintsny.
Ny mila vaniny , manompa , mi provok, masika , sns ihany no tsy mety
rehefa fantatra hoe i an ihany no i an tsy olana izany....
34. ikaretsaka ( 27/09/2008 02:53)
de rehefa mihaiona reel de iza am'zay le peeso miasa?

35. xxx ( 27/09/2008 04:24)
izy rehetra ka!
inona ny olana rehefa fantatry ilay namana hiaona reel hoe izy ihany no i an sy an sy an tsy misy olana ko!
fa ilay mandainga hoe ity ny sariko nalefako ho anao anefa rehefa mihaona reel tena tsy ilay sary mihintsy no hitanao iny no tsy alehany...sy ilay hoe izaho radoko hay izy miasa ao am radio anosy, dia iny koa no tsy mamely.
36. xxx ( 27/09/2008 04:27)
ohatra kaiky omeko an'i ikaretsaka
efa nihaona tamin'i sefo aho ohatra..
anefa izy manana ps hoe eugene , hery , admin
tsy hitako ny olana satria mazava tsara fa olona iray ihany ireo
ary tsy misy miafina hoe mety ho olona samihafa ireo
torak'izany koa ny miaona amin'ny namanao manokana raha hainy
daholo ny ps ampiasainao.
37. xxx ( 27/09/2008 04:31)
Sady izao, ny ahy dia izay namana azoko antoka ihany no hiaonako fa raha fantako hoe tsy mazava dia tsy misy intsony ny fihaonana aminy..
efa niaona tam namana mahafinaritra ihany aho tato dia rehefa miaona dia izy manokana no mibitsika anao hoe izaho ihany ilay i anona sy i anoan, dia lasa fimehezana sy resaka mahafinaritra ilay izy hihihi.
Rehefa tena honety ilay olona an!
38. fahamarinana ( 27/09/2008 18:31)
:arrow: xxx36 : raha manao xxx kosa ry xxx 36 dia ohatran'ny hanahirana raha ny amiko manokana satria amin'ny fomba ahoana no hanavahako anao ,ohatra ity lazaiko ity fa tsy hoe ianao no iza akory an, hoe ianao ilay xxx mahafinaritra tetsy na ilay xxx manadary tary.Izay no mahatsara ny ahalalana ny ps (amiko manokana ) mba tsy hifangaro ny akoho sy ny dokotra.Ny tiako lazaina hoe iza no hiaona amin'ny xxx raha toa io foana ny ps ampiasaina ohatra ? Vao maika sarotra ny fifandraisana.Fa samy manana ny azy sy ny fitondrany azy moa io fa ekeko hoe ilaina ny fifanajana,tsy ilaina ny manopa...Ny olana monja dia samy xxx no mpanao an'ireo mazana satria miafina ambadika ao hany ka manahirana ny hanavaka ny tsara sy ratsy anie,angamba iraisanao hevitra amiko ihany koa io ! :) (l)
39. xxx ( 28/09/2008 06:28)
fahamarinana: eto aho aloha misafidy manao xxx fa raha tokony ho izy indrindra na manao xxx aza aho dia ny namako mahalala ihany hoe izaho io... :wink:
hoy aho hoe safidiko teto no nanao xxx fa miseho ny ps-ko fa aza matahotra, andefasako hafatra i fahamarinana satria itako hoe olona mahafinaritra i fahamarinana dia ho fantatr'i fahamarinana hoe iza aho :-*
izaho aloha mbola tsy nanompa olona mihintsy teto ....
40. fahamarinana ( 28/09/2008 10:22)
:arrow: mazava akia,voaray.. :-* (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2145