Réel # Virtuel: efa nanana olana?

41. ikaretsaka ( 29/09/2008 00:41)
xxx:

ohatra kaiky omeko an'i ikaretsaka
efa nihaona tamin'i sefo aho ohatra..
anefa izy manana ps hoe eugene , hery , admin
tsy hitako ny olana satria mazava tsara fa olona iray ihany ireo
ary tsy misy miafina hoe mety ho olona samihafa ireo
torak'izany koa ny miaona amin'ny namanao manokana raha hainy
daholo ny ps ampiasainao.

ka eto ange ohatra hafa ary izy mitsotra hoe izy ihany no ranona sy ranona e...
izy na Ezenina na hery dia sefon'ny serasera foana ary milaza dia ny mialoha hoe Ezenina ihany no hery dia izao no asany!
fa le olona mpanao Androany milaza fa Rasoa mpivarotra vanjobory no lazaina ny olona dia Rahampitso indray izy milaza Rasiza mpivarotra mangahazo de avy eo lasa Mirabelle hotesse de l'air... kanjo kay @ real life divorcee mitady lehilahy
dia rehefa miala @ izay le barriere dia ro no raisina
dia mihaona amin'izay...

42. xxx ( 29/09/2008 01:06)
ka eto ange ohatra hafa ary izy mitsotra hoe izy ihany no ranona sy ranona e...
izy na Ezenina na hery dia sefon'ny serasera foana ary milaza dia ny mialoha hoe Ezenina ihany no hery dia izao no asany!



ka tsy io efa lazaiko ireo ve tsy mitovy ihany na dia hoe sefo na tsy sefeo...?
mitovy amin'ny lazaiko ihany , na dia ataoko hoe manana ps 20 izy fa fantatry ny olona hoe i anona ihany io tsy misy maharatsy izany...ary na iaona reel ami'ny olona aza izy, mazava ho azy namanao no hiaonanao fa tsy izao rehetra te hiaona aminao izao dia lasa ianao...

fa le olona mpanao Androany milaza fa Rasoa mpivarotra vanjobory no lazaina ny olona dia Rahampitso indray izy milaza Rasiza mpivarotra mangahazo de avy eo lasa Mirabelle hotesse de l'air... kanjo kay @ real life divorcee mitady lehilahy
dia rehefa miala @ izay le barriere dia ro no raisina
dia mihaona amin'izay...


mitovy tsy misy anesorana na hanampiana amin'ny ohatra nomeko ihany koa io...
ka io ilay tena tsy mamely ary karazana aretina ny azy raha tena dinihina, mandainga sy mamorona amin'ny zavatra tsy misy. Mba fantatra ihany kosa raha namanao miserasera aminao akaiky hoe mandainga ity na tsia ka mety tsy hiafara amin'ny fiaohaonana famitahana be ilay izy...
raha sanatria ka mbola tratra aza dia mba indray ihany no mety voafitaka...atao ahoana fa voafitaka aloha ianao...
43. sff ( 29/09/2008 04:35)
fahamarinana:
raha manao xxx kosa ry xxx 36 dia ohatran'ny hanahirana raha ny amiko manokana satria amin'ny fomba ahoana no hanavahako anao


izay indrindra mantsy

hery
Izaho manokana mbola tsy nahita olana lehibe. Fa ny vazaha no betsaka voa amin'ity resaka ity. Mifanao fotoana ry zareo kay ilay olona matavy be. Nisy iray izay aza vantana mangatsiaka sisa no hitan'ny polisy.
Raha izaho manokana dia tsy hanao fotoana amin'ny internet izany aho. Raha tsy hoe angaha misy "professionel" efa nifanena tamin'ilay olona mihitsy manamafy ny fahamarinan'ny momba ny olona iray.
44. fahamarinana ( 29/09/2008 08:57)
:arrow: ka io ry sff ndray dia any tsi11 raha hanao fotoana amin'ny internet na ahoana,mitovy sy sahala amin'ny agence matrimonial ihany : amin'ny 1er virtuel,imaginaire fa avy akeo rehefa mifankahita dia réel ary izay vao hety na tsia ny resaka na tohizana na tapahana.Ny fotoana ndray ohatra izao ireny fihaonana ireny ihany koa,misy fihaonana mahafinaritra rehefa zahana ny sary...fa anjaran'ny tsi 11 raha ho any na tsia fa tsy voatery hoe fotoanan'ny mpifankatia no tian'ny xxx lazaina sy nomarihiko rahateo...fa fihaonana amin'ny maha-mpinamana.Tsy voatery mitady vady daholo koa anie ny ato e,fa tsy misy maharatsy izany koa raha izay no tiany sy notadiaviny.. (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1967