Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna
(
24/09/2008 15:30)
lasantsy miakatra ny vidiny dia midina indray avy eo
Hiaraha mahalala ny vidim-piainana amin'izao fotoana izao.Asa ihany izay hiafarana raha izao no mitohy.
Soa ihany fa manana fanantenana ka tsy dia matahotra na hangozohozo satria Atra no mitantana ny...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 05/10/2008 14:45
mariebe
(
24/09/2008 14:16)
mandefa entana hamidy France
Iza no efa nanao ?
iza no transitaire nandefasany azy dia ohatrinona ny mandefa raha entana jusqu'Ã 10kg ohatra ?
...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 06/10/2008 04:03
arialy
(
24/09/2008 12:41)
resaka ovni
iza no efa nahita ity resaka ovni ity?
ahoana ny hevitrareo? resaka secte ndray ve sa???
Aux dirigeants, aux gouvernements, aux politiciens et à tous les gens de la Terre
Traduit (de l’amÃ...
tohiny
novalian'i arialy ny 15/10/2008 11:25
xxx
(
24/09/2008 12:40)
Nanao aona ny tohin'ny tantaran'i VOLATIANA
Mba te hahafantatra ny tohin'ny tantaran'i Volatiana aho, zay misy mahafantatra ny tohin'ny tantara aoka izy mba hitantara....
tohiny
novalian'i endrika01 ny 16/10/2008 06:40
ni81
(
24/09/2008 09:08)
Raisina izay mahasoa
Matetika isika olona dia mora sendaotra rehefa misy resaka ambara, na dia tsy voafaritra mazava sy tsy voatondro aza hoe i ranona izany.
Tsy voatery hoe hitifitra na iza na iza mantsy ny resaka, fa i...
tohiny
novalian'i rafitia ny 29/09/2008 18:34
myaina
(
24/09/2008 07:58)
mpitsabo sinusite Ambondrona
salama daholo,
mba maniry ny hahafantatra vaovao momba an'io mpitsabo sinusite any Ambondrona io, azafady?...
tohiny
novalian'i jejojejo ny 19/01/2009 14:52
xxx
(
24/09/2008 07:30)
fitiavana nitsiry teto?
Tsy haiko raha loha-hevitra efa nipoitra sy noresahina teto izy ity fa mba mahaliana ahy, indrindra ny fijoroana vavolombelon'ireo izay niaina na mbola miaina azy. Fa izay manan-kambara amin'ny ankapo...
tohiny
novalian'i ni81 ny 08/10/2008 12:26
xxx
(
24/09/2008 06:32)
olona mi-delire
indray mandeha aho dia sendra ny olona notsaboiko , olona akaiky ahy io fa izy rehefa marary dia tena mi delire , izany ny tenako tena malahelo mafy ery nefa tsy maintsy mampahery azy sady tsy afaka m...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/10/2008 03:43
zandikely
(
23/09/2008 19:41)
Lokon'ny Page Serasera: Tahaka ny site Web Misaona
Maninona raha averina amin'ny lokony taloha na ovana loha hafa ny Page Serasera fa dia ohatrin'ny site Web misaona ireny. ...
tohiny
novalian'i findumonde ny 17/10/2008 17:40
rodro
(
23/09/2008 15:33)
patty dada malala
omeo azafady :D ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 14/10/2008 08:59
hery
(
23/09/2008 15:00)
Asa ve ny makorelina?
Eto Italia amin'izao fotoana izao dia enjehina izay mpivaro-tena tratra eny an-dalana ary mandoa lamandy. Nisy lalà na nivoaka mantsy hoe tsy azo atao intsony ny mivaro-tena eny amoron-dalana. Dia mah...
tohiny
novalian'i vivaldi18 ny 23/07/2018 06:03
Tynahti
(
23/09/2008 13:59)
tsy mety tia nefa te hitia mafy
o ry reto ah! mba apio za fa mahatsiaro mijaly mihintsy @ fiainana, tsy mety mifanena @ olona tiako mihintsy à nefa te itia sy mitsiriritra fitiavana be mihintsy.
Tsy nisy tantara taloha akory fa d ...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/09/2008 14:08
Bita
(
23/09/2008 12:07)
Tsy mahazo mamaky an'ity intsony aho tsinona rahampitso
Rahampitso ho feno 11 Taona i Soa. Ary alohan'ny hatoriany namaky boky izy. Efa alina be ny andro, mbola tsy natory ihany izy ary hitan'ny mamany fa mbola mirehitra foana ny jiro ao @ efitranony. Hoy ...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 14:39
prime
(
23/09/2008 11:09)
Ho foana eo amin'ny rakibolana ny fijangajangana...
[i]"Mandosira ny fijangajangana. Izay fahotana rehetra ataon'ny olona dia eny ivelan'ny tena ihany; fa ny mpijangajanga kosa dia manota mihatra amin'ny tenany."[/i] [b]I Korintiana 6:18[/b]
Raha ny...
tohiny
novalian'i prime ny 18/11/2008 12:25
Bita
(
23/09/2008 10:21)
T@ izay fotoana izay vao fantatro fa mampirafy ahy ny sipako
Nanana sipa aho ary izaho mihitsy no nidiverse azy, niaraka 3 taona izahay ary azoko natao taminy daholo izay natao rehetra anehoako ny fitiavana aminy. Tsy nanda mihitsy izzy ary fantatro fa tena haf...
tohiny
novalian'i andrywui ny 10/12/2008 14:01
tianalove
(
23/09/2008 06:01)
Joyeux anniversaire
Amin'izao tsingeritaonan'ny nahaterahako izao dia mizara ny hafaliako aminareo aho eny fa na dia mitombo aza ny taonako manakaiky ny fahanterana 8O .
Ho fenoko tsiky ity tontolo andro ity mba ha...
tohiny
novalian'i thiel ny 03/10/2008 07:25
xxx
(
23/09/2008 02:16)
Nitombo iray indray ny mpanohitra
Ela ny ela ka nirona any amin'ny fanoherana sy ny fitsikerana ny mpitondra ingahy Jeankely. Fahagagana tsy misy ohatran'izany rey olona an
Arahabaina Ra-Jean an...
tohiny
novalian'i karavasy ny 25/09/2008 15:28
lemenakely
(
22/09/2008 20:37)
Olona be fo!..potika mbamin ny entana
Misy karazan olona tena mba tsy tiako : rehefa tezitra dia ny zavatra no potehina:vilia ,véra ,tasy, ...vakiana sy atsipitsipy na atoraka etsy sy eroa...Sahala @ zavatra azo ho azy fa tsy nisasaran...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 26/06/2009 01:28
kidoropamba
(
22/09/2008 17:58)
Maninona moa raha mba alain'i holiwoudy ny akitera gasy Ra8?
Fitiavana an'i filoha hajaina Ravalomanana dia miangavy anareo izay mba any zamerika mba hanosika ny filohantsika mba ho lasa akitera ao holiwoudy.
Mila dipilaoma ve ny fidirana ao sa mila ilAna h...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 26/09/2008 17:43
kalm
(
22/09/2008 17:14)
mbola resaka fisasana ihany eo @ vehivevy
Aiza koa no mety misasa rano mafana ( zay zakan'tena io) ve sa misasa rano mangatsika? Satri betsaka loatra ny milaza fa ratsy hono io rano mafana io, kanefa zah tonga aty andafy de hoe tsara ny misas...
tohiny
novalian'i laris ny 19/01/2009 08:51
