mbola resaka fisasana ihany eo @ vehivevy

1. kalm ( 22/09/2008 17:14)
Aiza koa no mety misasa rano mafana ( zay zakan'tena io) ve sa misasa rano mangatsika? Satri betsaka loatra ny milaza fa ratsy hono io rano mafana io, kanefa zah tonga aty andafy de hoe tsara ny misasa @ rano mafana satria mba manala tsara ny microbe hono satri tsy azo atao ny mampiasa savon.
novalian'i laris ny 19/01/2009 08:51
2. Noue ( 22/09/2008 18:57)
kalm:

Aiza koa no mety misasa rano mafana ( zay zakan'tena io) ve sa misasa rano mangatsika? Satri betsaka loatra ny milaza fa ratsy hono io rano mafana io, kanefa zah tonga aty andafy de hoe tsara ny misasa @ rano mafana satria mba manala tsara ny microbe hono satri tsy azo atao ny mampiasa savon.
zay zakan'nytena ahoana ? mamay be ve ? ko tsy vao maika ho loza raha io partie sensible be io no sasana @ rano mamay ?

http://www.doctissimo.fr/html/sexualite/hygiene-feminine/articles/11807-toilette-intime.htm jereo kely anie io eee



3. ni81 ( 22/09/2008 19:25)
Aiza koa no mety misasa rano mafana ( zay zakan'tena io) ve sa misasa rano mangatsika? Satri betsaka loatra ny milaza fa ratsy hono io rano mafana io, kanefa zah tonga aty andafy de hoe tsara ny misasa @ rano mafana satria mba manala tsara ny microbe hono satri tsy azo atao ny mampiasa savon.
Ny hitako dia raha sendra misy mycose na perte mampisalasala azy no asain'ny Gynéco hampiasàna rano matimaty (avy nampangotrahana) dia atao anatiny ao ny fanafody asainy hisasàna (fa tsy hoe isan'andro isaky ny hisasa akory nefa ny tena tsy manin-tsy maninona).
4. kalm ( 22/09/2008 19:28)
aiza ko moa de rano mamay , fa ze zaka ny tena no voasoratra io.
5. vale ( 22/09/2008 19:41)
hummm, tena mbola tsy nahare an'izany indray ah, ny hoe savony tsy azo ampiasaina aloha de tsy haiko lotra fa efa nande teto ity resaka ity de nisy namana maromaro ihany, nilaza fa ny gel douche iny ihany hono no sady hisasany izany ka mety tsy maninona angamba raha toa ka be ny manao azy! asa anefa, fa ny tena hygiénika aloha de ny gel sans savon e, ny resaka rano mafana sy rano mangatsika indray alou tena sambany ah vao nahare an'io. rehefa mandro fotsiny aloha ny fantatro de rano mafàna ny ampiasaina suf rehefa été mazava ho azy ka ataoko fa tsy atahorana hisy fiantraikany angamba.
6. haritianah ( 23/09/2008 13:47)
Asa alou fa ny fahalalako azy dé tokony hisasa, fa arakaraka ny izay mahazatra anao sy ny toebatanao ihany io na misasa @ rano mafampanana ianao na zatra misasa rano mangatsiaka ohan'izay mahatanty rano mangatsiaka.Misy koa rano mamamay no tiany.Zé mahazatra anao dia mety.
Raha haka ny zvtr retra @ boky na pub isika dia samy maita zé lazainy dolo mba hanohanany ny zvtr tiany hampitaina.
Lé izy kou miankina tanteraka @ toebatany tsy 1/1 fa ny mety @ rasoa mety ts hety @ ravao nefa mety hety @ ketaka.
Misy dé tena salama tsara ny mampiasa savon, misy nefa raha vo savon no ampiasaina dé miteraka zvtr hafa.Dé salam zay ny fahalalako azy.
Enao tenanao no mahalala fa zao no mety @ fahasalamako.
Fa ny mety iraisana fotsiny angamba dé lé owé zvtr synthétique ts dia tsra anaovany vhv, de preference coton dolo.
7. laris ( 19/01/2009 08:51)
mety daol ry reto na mafana na mangatsiak f fadio fotsn le mnao slip ankoatr ny coton fa tena ts mahasalama io an sao de gaga av eo oe in ty maaz ana ty . :lol: :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2066