olona mi-delire

1. xxx ( 24/09/2008 06:32)
indray mandeha aho dia sendra ny olona notsaboiko , olona akaiky ahy io fa izy rehefa marary dia tena mi delire , izany ny tenako tena malahelo mafy ery nefa tsy maintsy mampahery azy sady tsy afaka manoatra.
Ny tiako ho fantatra dia hoe raha ianareo no sendra ny olona marary ireny ka mi delire izy dia ahoana no ataonareo

Ity misy ohatra iray:
marary mafy izany ilay olona voan'ny goutte dia manao crise be ilay izy hany ka manaintaina azy fatratra + aretina hafa dia hoy ilay olona hoe andana maka famaky dia mba kapao io tongotro io amin'izay za tsy maheno marary intsony...
Ahoana ny reaction-nareo dia inona no holazainareo
novalian'i endrika01 ny 08/10/2008 03:43
2. Noue ( 24/09/2008 06:54)
miankina @ ilay marary aloha eee ! fa ialy olona notsabohinao zany hoe mi-delire izany , olona mbola mahatsiaro tena ve sa dans le coma ?

satria raha ny fahafantarako azy aloha dia ny olona mi-delire izany dia tsy mahatsapa tena intsony. sa ?
3. xxx ( 24/09/2008 07:22)
NOue: olona tena mbola mahatsiaro tena ilay olona fa tsy dans le coma akory ka
Io olona io izany dia olona tsy dia mparary firy e fa rehefa marary mafy ohatran'io dia mi-delire foana , ohatry ny hoe manome famafitohinana izany ilay izy e

Mi-delire tiako lazaina eto dia io miteniteny foana manafitohina io ka.Aiza ve ka asaina maka famaky hikapana ny tongony marary hono
4. Noue ( 24/09/2008 08:00)
ary maninona raha omena morphine izy eeeee
5. ni81 ( 24/09/2008 08:21)
marary mafy izany ilay olona voan'ny goutte dia manao crise be ilay izy hany ka manaintaina azy fatratra + aretina hafa dia hoy ilay olona hoe andana maka famaky dia mba kapao io tongotro io amin'izay za tsy maheno marary intsony...
Ahoana ny reaction-nareo dia inona no holazainareo
ka leo ilay fangirifiriana izy dia te ahazo fanafana dia izay no mahatonga azy hiteniteny foana. Toy ireny olona nidonam-pahoriana ireny dia ilay miteny hoe aleo maty manaraka anao (nefa tsy sahy akory) fa entin'ny fo eo fotsiny. Tokony hampaherezina izy izany.
6. rabilabila ( 24/09/2008 08:22)
'Zay tokoa , préscriviavo "dérivé opiacé " izy mba hanala ny fanaintainany .Betsaka ny "soin palliatif" azo atao ,ary indrindra tokony mi-se détacher amin'ny douleur'ny marary ny mpitsabo raha tsy izany dia tsy tafavoaka satria déontologiquement sy ethiquement ny mpitsabo tsy afaka manao izay sitrapon'ny marary ka tsy ao anaty cadren'ny lalàna .
7. xxx ( 24/09/2008 08:35)
xxx:

indray mandeha aho dia sendra ny olona notsaboiko , olona akaiky ahy io fa izy rehefa marary dia tena mi delire , izany ny tenako tena malahelo mafy ery nefa tsy maintsy mampahery azy sady tsy afaka manoatra.
Ny tiako ho fantatra dia hoe raha ianareo no sendra ny olona marary ireny ka mi delire izy dia ahoana no ataonareo

Ity misy ohatra iray:
marary mafy izany ilay olona voan'ny goutte dia manao crise be ilay izy hany ka manaintaina azy fatratra + aretina hafa dia hoy ilay olona hoe andana maka famaky dia mba kapao io tongotro io amin'izay za tsy maheno marary intsony...
Ahoana ny reaction-nareo dia inona no holazainareo



Sao dia tsy mety ilay mamoaka sékré médikaly?
8. Noue ( 24/09/2008 08:40)
xxx:

Sao dia tsy mety ilay mamoaka sékré médikaly?
tena tsy mety marina io ary tokony fantatr'ilay namoaka ny dinika raha mpitsabo izy!


:^) :^) :^) :^) :^)

tokony napetraka autrement angamba ilay fanontaniana :^) :^) :^) :^)
9. ni81 ( 24/09/2008 08:42)
Sao dia tsy mety ilay mamoaka sékré médikaly?
:)
10. booboo ( 24/09/2008 09:14)
Ilay ratsiana rehefa mitondra vohoka koa mampi-délire gravy :°) . Nisy fotoana zà te hihinana marmelade d'orange tampoka nefa efa t@ 8 alina ( mihidy aby ny mpivarotra @ zany ) :°) , dia tsy maintsy nandeha tary @ ville lehibe kokoa à +15km ny trano ilay vady nitady marmelade d'orange :°) :°) :°) :°). Tena terrible ilay izy matetika a :^)
11. tsiambaratelo ( 24/09/2008 10:19)
ni81:

marary mafy izany ilay olona voan'ny goutte dia manao crise be ilay izy hany ka manaintaina azy fatratra + aretina hafa dia hoy ilay olona hoe andana maka famaky dia mba kapao io tongotro io amin'izay za tsy maheno marary intsony...
Ahoana ny reaction-nareo dia inona no holazainareo
ka leo ilay fangirifiriana izy dia te ahazo fanafana dia izay no mahatonga azy hiteniteny foana. Toy ireny olona nidonam-pahoriana ireny dia ilay miteny hoe aleo maty manaraka anao (nefa tsy sahy akory) fa entin'ny fo eo fotsiny. Tokony hampaherezina izy izany.



Miombon-kevitra!Mila fampaherezana izy,fa tsy hiboraka miaraka @delire nilay marary koa ny lohanao :D
12. ari.malala ( 24/09/2008 12:01)
booboo hihihi palalelo kely le vadinjiko voatery nitady marmelade d'orange amin'ny andro am 8 alina any am +15km miala ny misy anareo hihihihi fa izany hoe deraina le hatsaram-panahiny :P

HS iny fa tam za mbola kely hono narary be d nidelire oziz ry neninay (za ts consciente anizany tsinona) de ny nolazaiko hono hoe asory any ireo ovy kely betsaka ireo (ts haiko izay antony nahatenenako anizany :P) d ny nataondry zareo d notambatambazany hono za hoe matoria fa ts mahazo manao reraka! d ra za zany no sendra olona midelire hoe manoa teny manafintohina araka ny voalazan'i xxx d tambatambazako le olona ankahereziko izy fa tsy arahina ny sitrapony.
13. xxx ( 25/09/2008 09:59)
xxx6: tsy mpitsabo akory aho fa nitsabo olona 1 toy ireny fianakaviana mitsabo marary rehetra ireny ihany. Tsy resaka asa io fa resaka fiainana manokana.

Misaotra nanao fanamarihana mba hahafantaran'ny rehetra ihany koa hoe: inona ilay tiana lazaina satria izay no niheveranao azy nefa tsy hoe resaka sekire medikaly ilay izy fa tena mila fanampiana sy toro-hevitra raha sendra olona tahaka io.

tsiambaratelo: eka ozy mila fampaherezana fa mampalahelo ilay mahita azy mijaly mitaraina.

booboo: tena misy itovizana ihany ilay izy saingy ny anao mba hoe: tsy mijaly raha tsy mahazo ilay zavatra tadiavinao fa ilay marary tena mijaly mijaly be mihintsy
14. tsiambaratelo ( 25/09/2008 11:04)
xxx:
xxx6: tsy mpitsabo akory aho fa nitsabo olona 1 toy ireny fianakaviana mitsabo marary rehetra ireny ihany. Tsy resaka asa io fa resaka fiainana manokana. Misaotra nanao fanamarihana mba hahafantaran\'ny rehetra ihany koa hoe: inona ilay tiana lazaina satria izay no niheveranao azy nefa tsy hoe resaka sekire medikaly ilay izy fa tena mila fanampiana sy toro-hevitra raha sendra olona tahaka io. tsiambaratelo: eka ozy mila fampaherezana fa mampalahelo ilay mahita azy mijaly mitaraina. booboo: tena misy itovizana ihany ilay izy saingy ny anao mba hoe: tsy mijaly raha tsy mahazo ilay zavatra tadiavinao fa ilay marary tena mijaly mijaly be mihintsy
Eny e,marina fa mijaly izy,miteny zvt maro zay mety hanafitohana,na maharomotra,mampamoifo.Nefa tsy fidiny azy ny hiteny izany,fa mbola te ho lava andro velona miriaria izy.Na mety kou izy te hiteny aminao ankolaka wé mba itadiavo mpitsabo mahay :-P
15. xxx ( 25/09/2008 11:16)
tsiambaratelo: tena marina zay mihintsy ngamba akia le izy a
ilay hoe mitsabo lazaiko eto ange dia tsy hoe izaho no mitsabo manome fanafody azy fa mitsabo hoe fianakaviana dia mba mihantahanta amin'ny tena izy nefa ilay fangatahany tena mampalahelo be dia tsy hita hoe inona no atao na dia efa nomena tambitamby aza izy.
Ny efa natao izao dia nony sitrana iny izy dia norsahina ilay tranga dia namaly izy hoe: tena tsy mahatanty fa tena marary amfy azy ilay izy hany ka izay no fantany fa hoe hampitony azy na dia tsy izay aza hono no vahaolana fa hoe: mila miteny an'io izy.
16. tsiambaratelo ( 26/09/2008 12:14)
xxx:
tsiambaratelo: tena marina zay mihintsy ngamba akia le izy a ilay hoe mitsabo lazaiko eto ange dia tsy hoe izaho no mitsabo manome fanafody azy fa mitsabo hoe fianakaviana dia mba mihantahanta amin\'ny tena izy nefa ilay fangatahany tena mampalahelo be dia tsy hita hoe inona no atao na dia efa nomena tambitamby aza izy. Ny efa natao izao dia nony sitrana iny izy dia norsahina ilay tranga dia namaly izy hoe: tena tsy mahatanty fa tena marary amfy azy ilay izy hany ka izay no fantany fa hoe hampitony azy na dia tsy izay aza hono no vahaolana fa hoe: mila miteny an\'io izy.
mafy tokou alou ny mahazo lay marary sy ilay miandraikitra na mitsabo na mikarakara e.Mampahatsiaro ahy ny tantara iray,notantarainy Prof Malagasinay t@ Seconde sa 1er tsy tadidiko tsara.Wé nalevina ny zanany velona ny reniny satria hono be haofotsy be(Rafotsy be haofotsy) tsy hay na wé nikikika niantso vonjeo ny reniny noho ny kaikitra natao nireo biby maro be,de tsy tantiny ireo zanany ny taraina de naleony nalevim-belona toy izay hitady solution na vahaolana mahomby.:-P
17. endrika01 ( 08/10/2008 03:43)
Mampalahelo:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2238