Olona be fo!..potika mbamin ny entana

1. lemenakely ( 22/09/2008 20:37)
Misy karazan olona tena mba tsy tiako : rehefa tezitra dia ny zavatra no potehina:vilia ,véra ,tasy, ...vakiana sy atsipitsipy na atoraka etsy sy eroa...Sahala @ zavatra azo ho azy fa tsy nisasarana!
Izaho moa dia efa nahita mpivady niady fa tonga dia teo ampijerena télé tonga dia natotan ilay rangahy ny télé ...Pfff ....N importe quoi!
novalian'i Ratoa ny 26/06/2009 01:28
2. xxx ( 22/09/2008 20:49)
ary ny varavarana akarapoka faran'zay mafy ? :-D :-D :-D :-D :-D :-D asa maninn loatra re no atao an'zany ireny entana ireny eh ? 8O fa ireny nanao inn ? 8O
3. lemenakely ( 22/09/2008 22:35)
xxx:

ary ny varavarana akarapoka faran'zay mafy ? :-D :-D :-D :-D :-D :-D asa maninn loatra re no atao an'zany ireny entana ireny eh ? 8O fa ireny nanao inn ? 8O

ary indraindray mahita an iny koa ny ankizy dia Rafitra koa manahaka !...Mahatsiravina


4. ni81 ( 23/09/2008 05:52)
Zà rehefa tezitra dia tsy mihinan-kanina fa tonga dia tsentsina be ny vavony! :cry: Tsy mamotika entana fa somary mahery fihetsika ilay tanana dia mitontontotona daholo izay raisina :)
5. tslem ( 23/09/2008 08:14)
Zah ndray rehfa tezitra dia tsy manimba entana fa miavonavona be tsy misy tenenako ny olona ao an-trano fa saingy ny sarombilany ihany no mpiresaka amiko voakapokapoka tsy fidiny :-D
6. fahamarinana ( 23/09/2008 09:02)
:arrow: zà ndray rehefa tezitra dia tsa mahay mangina fa tonga dia teneniko izay maha-tezitra ahy.tsy mba mahay ilay hoe avadika impito ny lela ary vao maika aza maharomotra ny eo anoloana,indrindra rahavao manana ny rariny iny aho ? aoka fontsiny fa hoaniko manta daholo...Fa rehefa avy nanao dégats vao mipapapapa tsara sy marary fo ...:( (l)
7. simplex ( 23/09/2008 10:09)

za ndray tsy mety tezitra mintsy... :°) (l)
8. fahamarinana ( 23/09/2008 10:45)
:arrow: sambatra be simplex zany ... :°) (l)
9. tywa68 ( 23/09/2008 11:02)
zah koa aloha rhf tezitra tsy manipy entana zany fa tonga d tena mamaly eo no eo, d miala avy eo, maka rivotra :-D :-D
10. kelly13 ( 23/09/2008 11:51)
za ndray refa tezitra d tsy miteny tsy mivolana fa miavona ôtran'i tslem d nenà ampiko fanaovana shopping aveo, fa fay mintsy rams satria zvt tsisy dikany sady tsy tiny no vidiko (akanjo de couleur rose ohatra). ary alimbe vao miditra ny trano! ataoko mitaintaina! d refa le manambitamby iny @ zay d lasa ny radio fa minantsanantsana tsisy frein
11. ni81 ( 23/09/2008 12:01)
d refa le manambitamby iny @ zay d lasa ny radio fa minantsanantsana tsisy frein
:-D :-D atao ambony be ny volume sa malefadefaka ihany e?
Misy ny olona sasany indray dia mihinana tsy an-kijanona hono rehefa tezitra.
12. lemenakely ( 23/09/2008 17:56)
aleoko lavitra mitabataba na firy décibels aza ! azo amplifiena @ ampli sy baffles Bose dia vita...toy izay manimba zavatra
13. Noue ( 23/09/2008 18:52)
ary ilay mamely totondry eo @ latabatra? :^) :^) :^) avy eo nefa marary ery ilay tanana :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D
14. lemenakely ( 23/09/2008 20:02)
Noue:

ary ilay mamely totondry eo @ latabatra? :^) :^) :^) avy eo nefa marary ery ilay tanana :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D

Mais Maman mais....Booom!...ah baaan

15. sakaizakely ( 23/09/2008 20:49)
aleoko lavitra mitabataba na firy décibels aza ! azo amplifiena @ ampli sy baffles Bose dia vita...toy izay manimba zavatra


mifanaraka tsara ané isika izany e ;-)

za kou de tsy mamela mahazo mihintsy raha tsy vita tsara ny fifanazavana, le mitana lolompo sy milongilongy tsa haiko ka, oul ray trano amiko ve..., encore moins oe handeha handany vola zany ho anay kely saosy tsary lasa :°) :°) :°)

fa za tsy mahay mampiakatra dessibel, tsy de hitako loatra ny ilàna azy indrindra fa mora mihaino ilay oul resahina
16. nomenjara ( 24/09/2008 05:38)
lemenakely:

Misy karazan olona tena mba tsy tiako : rehefa tezitra dia ny zavatra no potehina:vilia ,véra ,tasy, ...vakiana sy atsipitsipy na atoraka etsy sy eroa...Sahala @ zavatra azo ho azy fa tsy nisasarana!
Izaho moa dia efa nahita mpivady niady fa tonga dia teo ampijerena télé tonga dia natotan ilay rangahy ny télé ...Pfff ....N importe quoi!

zà farani'zay be fo, mandàka varavarana, manakatroka mafy varavarana
manipy entana, indray andro kaly sisa tsy namakiko ny TV

:°)
avy eo mi s'isole dia mieritreritra ny natao rehetra teo fa raha tsy miresaka mihitsy après tsy afaka ny fo....
17. diamondra27 ( 24/09/2008 07:17)
fomba fanehoana ny hatezerana daholo re izany e.


Aleony ny entana no simba noho ny we mikasi-tanana

Tsy midika akory izany hoe momba azy ireo aho an fa kosa mi comprendre an'ilay fihetsiny.

Za aloha raha kasihina tanana izany dia tonga dia mamely koa e hiiiiii
18. booboo ( 24/09/2008 09:04)
zà tena mitsoaka lavitra an'ireny olona tsy mahay mi-contrôler ny hatezerany ireny : mikasi-tanana e, manimba zavatra e ( mety ny varavarana no potika @ tel fotoana dia rehefa tsisy varavarana eo dia iza no hataony varavarana hakapoka² ? hu tsy mahatoky zà kah ! ) ...
Zà mampiaka-peo fa rehefa henoko hoe miakatra kokoa noho ny feoko na mangiana tampoka ilay olona dia lasa tonga saina tampoka zany hoe inona koa ara zany fihetsiko zany, dia tony ho azy...
19. nomenjara ( 24/09/2008 10:07)
booboo: dia tsy hanakaiky ahy mihitsy izany ianao???

zà kosa aloha tena efa tezitra faran'ny tezitra vao manao an'io e!
ohatra hoe misy zavatra efa tsy zakako mahalasa adala ahy
sinon....milongilongy eny aho ary tiako ilay olona raha mi adresser parole ahy voalohany fa tsy izaho no hanao izany....dia mitony aho amin'izay....
ny mampiaka-peo koa dia izaho no tsy maintsy maika-peo farany..tena toetran'ny be fo, hany ny olona miara-miaina amiko efa mahafantatra hoe aleo mangina fa be fo io raha tohizana eo dia mety hamaky TV :-D
20. kelly13 ( 24/09/2008 10:09)
ni81>an an an, tsy atao ambony ny volume fa makarary tenda, atao minantsanantsana normaly d atao teny mahatonga saina azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2781