Olona be fo!..potika mbamin ny entana

21. ni81 ( 24/09/2008 10:19)
ni81>an an an, tsy atao ambony ny volume fa makarary tenda, atao minantsanantsana normaly d atao teny mahatonga saina azy.
:-D :-D indraindray aza ange tsy tena heverina hoe miakatra be ny volume rehefa tena entim-po e! Tsy sahala @ radio io fa mandeha ho azy tsy misy pile na courant :lol: :lol:
22. booboo ( 24/09/2008 10:21)
nomenjara > hihihihihihi, rehefa tezitra ihany ilay olona no tsy manatona mihitsy zà kah fa sinon, zà tsy manao tonga namana vao mavomavo hihihihihi
23. nomenjara ( 24/09/2008 10:49)
:wink: :-D
24. rahery08 ( 27/10/2008 06:42)
Rehefa tojo ireny olona ireny ianao! dia izao no ataovy!
Antsoy ao amponao Jesosy!
Roahy devoly @ anaran Jesosy ilay olona be fo!( ao amponao mangina)
Dia ho hitanoa eo ny vokany!
Fa ianao kosa aloha meteza tena ho Kristiana eh!
Tena mino!
"tsy izaho intsony no velona fa Kristy no velona ao antiko Gal 2:20"
25. menvasoua ( 17/12/2008 10:23)
marina izany rahery08 an,
26. ikaretsaka ( 18/12/2008 06:41)
Euh ary ahoana raha hoe nandeha niodina tany ohatra de alinalim-pody.. somary namofona pi tany sy feno lokomena de miakatra ny vadinao,,,

Tonga ve hanao kosa hoe de @ anaran jesosy mbela devoly @ vadiko?

Aoka kosa letsy le
27. ikaretsaka ( 18/12/2008 06:47)
Euh ary ahoana raha hoe nandeha niodina tany ohatra de alinalim-pody.. somary namofona pi tany sy feno lokomena de miakatra ny vadinao,,,

Tonga ve hanao kosa hoe de @ anaran jesosy mbela devoly @ vadiko?

Aoka kosa letsy le
28. rahery08 ( 18/12/2008 15:25)
Izy mamo indray izany no miantso polisy, na koa hoe, izy avy nisotro ivin’ demony idray no miantso Jesosy !
Aoka marina !
Ilay miantso Jesosy angeh tena hoe olona Krisianina eh ! olona mino Azy, ary Kristy no velona ao anatiny.
Ary ilay lazaiko angeh dia hoe : antsoy ao amponao mangina eh !
Fa tsy mitabataba eo !
Izy ve efa miakatra dia ianao koa mbola hitabataba eo !
Sady lazaiko ihany koa fa sarotra izany miantso @ anaran’Jesosy izany, ho an’ny olona tsy mbola niova fo ! Olona mbola tsy Kristiana !
Aleo ary ambadika ary @ fivavahana no tohizana ny resa-tsika raha toa ka io no hitarina fa aza eto ry Ikaretsaka ah! sa ahoana?


29. kotobekibo ( 18/12/2008 15:54)
Simbàna ny entana , d ref avy eo iza no ho lany vola hividy indray ? Izy ihany , ol faran'izay tsy misy saina ny ol manao tahak'ireny amiko .
Tsy haiko aloha fa ny ahy tsy ampifandraisiko @ resaka fivavahana ny resaka fahatezerana e! :?
30. ikaretsaka ( 18/12/2008 18:19)
Ny ahy koa. Self control izany fa tsy resaka fivavahana loatra
31. Ratoa ( 26/06/2009 01:28)
Ny fivavahana anie self control koa é!

Matoa ianao mivavaka dia mahay mi-gérer ny tenanao izany, na hitalao ianao na hisaotra na hangataka ho an'olon-kafa.

Ny ahy indray dia miankina amin'ny ilay olona. Tsapany ve fa nanao adalaàna izy? Mety mahatsapa ve izy fa nanao adalàna?
Ohatra vao 4ans ny zandriko. Natsipy tany an-tokotany ny famataran'androko. Vaky montsamontsana. Tsy hitako izay hatao saika hibedy aho kanefa mba nanontany tena ihany ary efa nanomboka nibetroka:"Nahoana no natspin'ielahy tany an-tokotany ny famataranandroko?". Jerena raha mety vaky, hoy izy. tsy naha teny ho izay no atao hoe zaza 4ans. Nataoko fotsiny izy hoe:" dia mampalahelo aho izao fa tsy manana intsony". Nipitrapitra fotsiny izy.
Na ny olon-dehibe aza mety tsy mathatsapa fa tsy nety iny nataony iny. Fa raha tena mahasosotra ahy dia eo aho no mivazavaza mampiseho fa diso izy. Indraindray koa anefa banjiniko tsara fotsiny dia anaovako hendika tezitra dia tsy miteny aho. Menatra ary mahatsapa fa tena trop matoa aho tsy miteny fa monjitra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1471