Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hasinoro ( 27/09/2008 07:17)
vonikazo adaladala mihira Erick manana
Mba mitady anio za azafady rado nanaratra azy misaotra ... tohiny
novalian'i ni81 ny 28/09/2008 17:27
tsikiowa ( 27/09/2008 06:41)
isika vehivavy...
Mba mila hevitra kely aminareo namana vehivavy ato amin'ny serasera... Possible ve raha olona miaraka mifankatia vao enim-bolana dia mangataka sahady ilay lehilahy hoe andao hiaraka hipetraka...? Na... tohiny
novalian'i arialy ny 09/10/2008 09:00
ainaheri ( 27/09/2008 06:12)
Mihaino RVG @ Telephone
Za saika mba hanontany oé iza no efa nihaino RVG t@ tel-ny? Za manko naka option internet sy TV illimité,Ny internet mou zany tsy maintsy miditra ribrika orange ary ny télé TNT ihany,d nanohatra a... tohiny
novalian'i kelly13 ny 27/09/2008 14:29
asasoa ( 26/09/2008 17:52)
Sao mba misy mahalala
ny dikany na ny fandikana @ teny malagasy ofisialy ny hoe "fond d'écran", ilay sary fanao @ "bureau" solosaina ireny tompoko :?: ... tohiny
novalian'i wanalen ny 03/10/2008 14:16
xxx ( 26/09/2008 15:26)
hitady hira
hira ny mirado "r'lay anjeliko"... tohiny
ari.malala ( 26/09/2008 13:04)
Passage zebré (azafady fa tsy haiko ny dikany am teny gasy)
Miarahaba Hono hoa, reny passage zebré reny nga moa tsy voatokana hiampitàn'ny mpandeha tongotra? izanyhoe refa hitan'ny mpamily fa vonona hiampita ny mpandeha tongotra d tokony mampiadana ny dia... tohiny
roli ( 26/09/2008 12:20)
fitiavan'Andriamanitra
(l) [b]Bold text[/b] Tena tsara tokoa ANDRIAMANITRA ,koa mifalia noho izany Fitiavany antsika izany.Mifalia mandrakariva fa tsara ny Tompo,ary ny fahatsarany dia tsy avelantsika ho very maina fa hi... tohiny
novalian'i rafitia ny 27/09/2008 08:24
kalm ( 26/09/2008 12:09)
tandomerina
Tsy fantako aloha na io tandomerina tokoa no fiantsoana azy, ary ny anarany @teny frantsay koa tsy fanatako. Fa ho hazavaiko le izy. Rehefa @ fotoana mangatsiaka ny andro iny no matetika mitranga ami... tohiny
novalian'i niryna ny 04/10/2008 01:43
asasoa ( 26/09/2008 12:03)
Sao mba misy mahalala
ny fiantsoana na ny fandikana ny atao hoe RSS à teny malagasy ofisialy ?... tohiny
novalian'i asasoa ny 27/09/2008 13:24
lemenakely ( 26/09/2008 11:32)
Mpanakalo devises eny Tsaralalana ?mila mailomailo
Zavatra 3 no conseils omeko anareo raha hanakalo devises eny @ sisiny ... Mampitovy tsara aloha fa misy elanelany dia izay ambony indrindra,mila miady varotra Faharoa dia isaina tsara ny vola Tsy... tohiny
niryna ( 26/09/2008 10:09)
Zavatra dimy no tokony ho fantatra raha mitranga io
Ho an'ireo olona rehetra mipetraka an-tany lavitra ,hafa firenena ,lavitry gasikara . Raha sendra misy voina mahazo(fahafatesana eo amin'ny fianakaviana,vady aman-janaka,na olona akaiky ny tena izany... tohiny
novalian'i rca ny 29/10/2008 13:52
Noue ( 26/09/2008 06:43)
Hatraiza ?
Miarahaba, Fanontaniana mba manitikitika ny saiko ity. Hatraiza ny famelana ? ohtra t@ Tompokolahy JP saika nisy namono iny , vitan'i Tompokolahy ny namela an'iny olona iny t@ ilay olona saika n... tohiny
novalian'i fijo ny 01/10/2008 20:22
xxx ( 25/09/2008 21:48)
I Nacl ve mpihiran'i Samoela...
I nacl ve mpihiran'i Samoela sa ...? [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img91.imageshack.us/img91/7149/naclbl4.jpg[/IMG][/URL]... tohiny
novalian'i ainaheri ny 02/10/2008 14:03
bazylou ( 25/09/2008 21:17)
mba mahagaga ihany kle
www.webcast.un.org Mba mhagaga ihany fa olona ohatr'ireny ve tsy mamofona kolikoly no nahazoany io sezany io. NAny kabariny aza beuuurk, ny fiteniny koa moa , manginy fotsiny , lolllll, prezda ....... tohiny
novalian'i penguin ny 06/10/2008 11:48
bazylou ( 25/09/2008 21:11)
hay ve toa izany no atao hoe ra8 e!!
ty izay hiaino sy hijery, beeeurrk webcast.un.org :-D :-D ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 14:58
diamondra27 ( 25/09/2008 20:35)
hira, video , toriteny gasy
entina hampahery antsika raha misy manam-potoana afaka misafidy izay tianao jerena ianao http://www.tvagape.com/view/35/ho-anao-ny-dera-jocelyn-ranjarson/ mazotoa ry zareo a dia mampahery a... tohiny
novalian'i fijo ny 10/10/2008 21:05
billih ( 25/09/2008 17:05)
Tsy tontan'ny ela
Tsy aleo ry reto averna malaza ny kalon'ny fahiny :D !!!!... tohiny
novalian'i rafitia ny 27/09/2008 04:55
xxx ( 25/09/2008 17:02)
MALAHELO
Malahaleho mafy an'i noue aho. Fa aiza enao e! Tu me manques, I miss you so much noue an!... tohiny
novalian'i fijo ny 08/10/2008 20:24
tsykivy ( 25/09/2008 14:23)
Ny Ainga "tsy moramora ny mitia sy miaraka"
Tiko io hira io saingy tsy haiko titre. Andefaso ôh. Misaotra... tohiny
notron ( 25/09/2008 14:17)
Ditra atao am-pahendrena ve no tsara sa...?
Mpifankatia izy roa kely na tsy mbola vita ninnin aza. Notezaina t@ fivavahana ihany koa ka mahalala tsara ny soratra masina. Niaraka tany @ bal ary ry zareo ka tonga ilay hevitra hoe "tsy aleo v... tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 14:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.0135