Mpanakalo devises eny Tsaralalana ?mila mailomailo

1. lemenakely ( 26/09/2008 11:32)
Zavatra 3 no conseils omeko anareo raha hanakalo devises eny @ sisiny ...
Mampitovy tsara aloha fa misy elanelany dia izay ambony indrindra,mila miady varotra
Faharoa dia isaina tsara ny vola
Tsy mandeha irery fa sao misy manendaka

Ireo olona avy any andafy ka tonga any Dago no tena iantefan ny hafatra e
2. nomenjara ( 26/09/2008 11:48)
ny ahy aloha dia tsy maintsy miaraka am bandy aho fa tsy sipa satria aho sipa...
efa ni renseigne tsara aho hoe ary no ahazoako ambony kokoa dia tazomiko iny bandy mpanakalo devise iny...
tazomiko ny numero-ny dia rehefa mila manakalo aho dia antsoiko izy..
dia efa mifanao rendez vous ao anaty fiara ihany na izy tonga any antrano...
ny ahy ilay eny antsahavola ihany sady mazava tsara ny lalana eny sao misy fopla;.....
3. ni81 ( 26/09/2008 12:12)
Fa tandremo koa fa maro be vola sandoka @ ireny fanakalozana gasy ireny a
4. ainaheri ( 26/09/2008 12:19)
Merci le ptirouge :lol: Za alou mazava ho azy tsy maintsy minday olo,..Za tsy mahay ariary hihihi
5. Mandefitra ( 26/09/2008 12:36)
tsy aleo ve eny @ le toerana azo antoka ny mandeha e : efa miha miroborobo ireny ao tanana ao, sady efa tsy mifankaiza ntsony ny vidiny nefa tsisy risque.
Master change eo ambohinjatovo, eo ivato ao @ douane mitsy, etc ...
Za tsy sahy an le mandehandeha ntsony fa ny ratsy tsy kely lalana ko ...
6. lemenakely ( 26/09/2008 13:19)
ni81:

Fa tandremo koa fa maro be vola sandoka @ ireny fanakalozana gasy ireny a


Iny moa tsy ferana!...


7. nomenjara ( 26/09/2008 13:30)
Mandefitra:

tsy aleo ve eny @ le toerana azo antoka ny mandeha e : efa miha miroborobo ireny ao tanana ao, sady efa tsy mifankaiza ntsony ny vidiny nefa tsisy risque.
Master change eo ambohinjatovo, eo ivato ao @ douane mitsy, etc ...
Za tsy sahy an le mandehandeha ntsony fa ny ratsy tsy kely lalana ko ...


tena misy elanelany be kosa ka!
tandremo koa rehefa manis vola fa mody haforotra ilay vola de otran'ny hoe nanisa indroa inao anefa ilay vola niforitra no isainao indroa aleo
isaina tsirairay ary tarafina ho hita hoe vola sandoka sa tsia

8. ni81 ( 26/09/2008 13:35)
tena misy elanelany be kosa ka!
tandremo koa rehefa manis vola fa mody haforotra ilay vola de otran'ny hoe nanisa indroa inao anefa ilay vola niforitra no isainao indroa aleo
isaina tsirairay ary tarafina ho hita hoe vola sandoka sa tsia
koa raha be dia be ve ho vita taratra tsi-1 1 eo daholo! asa goavana koa izany a! Izany hoe atakalo tsikelikely angamba fa tsy hoe vao tonga dia atakalo daholo.
9. xxx ( 26/09/2008 13:38)
zay le toetsaina

tsy misy te handoha tax fa taimbola kely reny avy mbola mankeny amin'ny sisiny ihany
10. ni81 ( 26/09/2008 13:41)
zay le toetsaina

tsy misy te handoha tax fa taimbola kely reny avy mbola mankeny amin'ny sisiny ihany
fa angaha misy izany fandoavana taxe izany koa?
11. xxx ( 26/09/2008 13:49)
ra tsisy maninona no tsy makany am banky???
12. ni81 ( 26/09/2008 13:54)
ra tsisy maninona no tsy makany am banky???
ka zà ange tsy nilaza fa mankeny @ sisiny nanakalo vola e! miresaka fotsiny aho ry xxx a!
13. xxx ( 26/09/2008 14:01)
fa nga enao rery no niresaka teo, reo miseo milay manakalo devizy reo
14. ni81 ( 26/09/2008 14:11)
fa nga enao rery no niresaka teo, reo miseo milay manakalo devizy reo
ka zà ilay nametraka fanontaniana tsinona fa tsy izy ireo kou! Afaka mifanazava bebe kokoa indray nareo mianakavy avy eo
15. tiss ( 26/09/2008 14:18)
refa tsy tia hiresaka ianao dia mijanona fa ny hevitra no novaliko, enao no te hanontany eo koa refa valiana malaky ny zà ange
16. ni81 ( 26/09/2008 14:21)
refa tsy tia hiresaka ianao dia mijanona fa ny hevitra no novaliko, enao no te hanontany eo koa refa valiana malaky ny zà ange
OUDRYYYYYYYYYYY!
moramora ihany fa aza mora entim-po e! inona ty mampisendaotra?
17. xxx ( 26/09/2008 14:30)
za nga misendotra :-D :-D :-D

ary aza mody avadika ny resaka fa devizy eny Tsaralalana atao
18. ni81 ( 26/09/2008 14:32)
za nga misendotra
ary aza mody avadika ny resaka fa devizy eny Tsaralalana atao
Tsara izany rehefa tsy misendaotra! Ka tsisy ambara tsony koa! efa mazava be toy ny masoandro be lohataona :lol:
19. xxx ( 26/09/2008 14:34)
dia mangina aza
20. ni81 ( 26/09/2008 14:36)
ny tongobolo no azo tampenam-bava ry tiss a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2941