Mpanakalo devises eny Tsaralalana ?mila mailomailo

21. xxx ( 26/09/2008 14:42)
Ny bidon vide no mimenomenona na tsisy ambara aza. Ze manakalo devizy avy aza lazaina fa tsisy taxe.
22. ni81 ( 26/09/2008 14:50)
Ny bidon vide no mimenomenona na tsisy ambara aza. Ze manakalo devizy avy aza lazaina fa tsisy taxe.
izay filazanao azy tsy ahoako inona. Izany ka no milaza fa tsy sendaotra =)) =)) =)) =)) =)) =))
23. xxx ( 26/09/2008 14:58)
sendaotra hono mdr :-D :-D :-D
24. xxx ( 26/09/2008 15:42)
xxx:

fa nga enao rery no niresaka teo, reo miseo milay manakalo devizy reo
fanakalonzam-bola ve de ilazana ny oul ho milay ? raha ho aty ivelany enao de tsy hanakalo vola ? sa ny ariary azo ampesaina aty ivelany ???


:roll: :roll: :roll:

tsy misy resaka we milay zany na tsia ! mandehana aza enao any am banque de ho hitanao eo oh we 1€=7000fmg no hanakalozan'ny banque azy nefa raha any am sisiny manakalo 1€=15.000fmg de ho hitanao eo we maty antoka ve enao na tsia....
25. xxx ( 26/09/2008 16:05)
Rehefa handainga iany dia aza atao marivo tototra. Fa toetsaina tsy alehany izany mamporisika olona hankeny Tsaralalana izany. 7.000fmg mon oeuf
26. ainaheri ( 26/09/2008 18:06)
Tsy azoko tampoka ilay resaka klé :roll:
27. xxx ( 26/09/2008 18:15)
ka tafiditra ndray lay orona kay tiss mantsy e!
28. hery ( 26/09/2008 18:18)
Ohatrinona tokoa izao ny eny @ banky? :-)

hampitahaina mantsy.

Matoa mandeha ny eny Tsaralalàna dia ao raha:

1. Tsy afaka mitondra devizy mivoaka araka izay mety ilainy ny olona rehefa manakalo any @ Banky, dia mandeha eny Tsaralalàna izy mividy Euros dia manjary mandeha foana ny eny.

2. Tsy mba hamoraina ny fanakalozana any @ banky fa filaharam-be... mitady izay tsotsotra ny olona.

3. Mahazo tombony kokoa rehefa mandeha eny @ sisiny satria tena misy elanelany tokoa. Resaka taxe aloha io mazava ho azy, fa na izany aza, tokony hamoraina koa ny fanakalozana eny @ banky ny momba ny taux. Ady @ varo-maizina rehetra io.

4. Tsy mba misy mpisambotra ry zalahy fa manao danin'ny kibony eny anarabe.
29. ni81 ( 26/09/2008 18:28)
Tsy mba misy mpisambotra ry zalahy fa manao danin'ny kibony eny anarabe.
efa nisy fotoana tena nifanenjika mihitsy ny mpitandro filaminana sy ny mpanakalo devises ka!
30. nomenjara ( 26/09/2008 18:33)
ny anay aloha dia efa fantatra ny anarany sy ny numero-ny de efa raikitra izy am fanakalozana, na legal na tsia, taxe na tsia... izay ahazoana tombony ihany aloha ...iza no hanaiky gisitra eo
mody atao izy hoe izahay lmahita ohatra 1euro 12800 ary...dia ampiakariny 13000 nyazy anefa tsy mis an'izany 12800 izany akory fa 12700 ihany no hita any ho any dia toy izay hatrany....fa mbola tsy tratra ny vola sandoka kosa aloha e!
31. kelly13 ( 26/09/2008 19:02)
eshy aho oe, vola nisasarako kosa io, ze tiko handehanana hanakalozana azy na banky na sisiny e! ze tsy faly @ zany d azy ny azy! za no sahirana kou tsy haka tombony za ra azoko atao?
32. kelly13 ( 26/09/2008 19:07)
eshy aho oe, vola nisasarako kosa io, ze tiko handehanana hanakalozana azy na banky na sisiny e! ze tsy faly @ zany d azy ny azy! za no sahirana kou tsy haka tombony za ra azoko atao?
33. kelly13 ( 26/09/2008 19:15)
azafady fa niverina indroa, tsy haiko naninn
34. nomenjara ( 26/09/2008 19:39)
:-D :-D :-D :-D :-D tena marina loatra ny voalanzandry dia lasa indroa ilay izy :-D :-D :-D :-D nataon'i robot indroa mitsiny :-D :-D :-D
35. lemenakely ( 26/09/2008 21:06)
ni81:

Tsy mba misy mpisambotra ry zalahy fa manao danin'ny kibony eny anarabe.
efa nisy fotoana tena nifanenjika mihitsy ny mpitandro filaminana sy ny mpanakalo devises ka!

Tsy ny mpanakalo devises ihany fa tao koa ny téléphone portables, ny vatosoa ,...


36. xxx ( 27/09/2008 16:00)
lemenakely:
Tsy ny mpanakalo devises ihany fa tao koa ny téléphone portables, ny vatosoa ,...

ra afohezina dia ny varo-maizina rehetra

I lemenakely sy ny hafa ra manohana ny fanakalozana devizy eny @ sisiny dia tsy tokony nampiditra ty dinika ty http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48d7ae4c66f48

hery: mandeha @ gazety foana ny cours de change, tsy miala alavitra @'izany ny an'ny banky. Raha ny filaharana ndray dia tsy voatery ho banky no aleha fa misy ireny agence ara-dalana manakalo vola reny tsara.

kelly13: fisainana mpifoka rongony zany anao zany
37. xxx ( 27/09/2008 16:01)
anà ny vola, za no hifoka
38. xxx ( 27/09/2008 16:40)
I lemenakely sy ny hafa ra manohana ny fanakalozana devizy eny @ sisiny dia tsy tokony nampiditra ty dinika ty Jereo eto


koa raha tsy ianao no sefo ko! fisainana mîfoka rongony izany anao izany....
39. kelly13 ( 27/09/2008 19:29)
xxx35>ka inn no hirarahinao an'izany na fisainana inn na fisainana inn! volako io, ze hanaovako azy na hifohako rongony, na hanaovako zvt hafa! miseo ho b moral tsss
40. sakaizakely ( 27/09/2008 20:34)
kelly13> tsy de b moral angamba fa be lonilony :°) :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0859