Ditra atao am-pahendrena ve no tsara sa...?

1. notron ( 25/09/2008 14:17)
Mpifankatia izy roa kely na tsy mbola vita ninnin aza. Notezaina t@ fivavahana ihany koa ka mahalala tsara ny soratra masina.
Niaraka tany @ bal ary ry zareo ka tonga ilay hevitra hoe "tsy aleo ve mivoaka kely fa mafana be ato e!!" Efa samy nahazo ny dikan'izay izy roa fa hoa hanao ilay fanaon'ny mpifankatia, na dia mbola tsy nanao izany aza Rasipa, ka ...

Fanaintainana no niainana
Satria lasa lavitra ny fisainana
Nahita fifaliana tao anaty fangirifiriana
Satria efa nirina ny hanao izany @ ilay tiana...

Tonga saina tampoka ny maraina ka nitady mpanao tatouage. Samy nanisy andinin-teny teo @ kibony izy roa ka ny an'ny Rasipa dia hoe:
"Ny fahasoavan' A/tra no naha-toy izao ahy"
Ny an'i Rabandy indray dia hoe:
"Jehovah no hiaro anao na mivoaka na miditra"
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 14:54
2. tsiambaratelo ( 01/10/2008 16:31)
notron:
Mpifankatia izy roa kely na tsy mbola vita ninnin aza. Notezaina t@ fivavahana ihany koa ka mahalala tsara ny soratra masina. Niaraka tany @ bal ary ry zareo ka tonga ilay hevitra hoe \"tsy aleo ve mivoaka kely fa mafana be ato e!!\" Efa samy nahazo ny dikan\'izay izy roa fa hoa hanao ilay fanaon\'ny mpifankatia, na dia mbola tsy nanao izany aza Rasipa, ka ... Fanaintainana no niainana Satria lasa lavitra ny fisainana Nahita fifaliana tao anaty fangirifiriana Satria efa nirina ny hanao izany @ ilay tiana... Tonga saina tampoka ny maraina ka nitady mpanao tatouage. Samy nanisy andinin-teny teo @ kibony izy roa ka ny an\'ny Rasipa dia hoe: \"Ny fahasoavan\' A/tra no naha-toy izao ahy\" Ny an\'i Rabandy indray dia hoe: \"Jehovah no hiaro anao na mivoaka na miditra\"
Tena zaza maditra mintsy=))=))=))
3. endrika01 ( 07/10/2008 14:54)
notron:

Mpifankatia izy roa kely na tsy mbola vita ninnin aza. Notezaina t@ fivavahana ihany koa ka mahalala tsara ny soratra masina.
Niaraka tany @ bal ary ry zareo ka tonga ilay hevitra hoe "tsy aleo ve mivoaka kely fa mafana be ato e!!" Efa samy nahazo ny dikan'izay izy roa fa hoa hanao ilay fanaon'ny mpifankatia, na dia mbola tsy nanao izany aza Rasipa, ka ...

Fanaintainana no niainana
Satria lasa lavitra ny fisainana
Nahita fifaliana tao anaty fangirifiriana
Satria efa nirina ny hanao izany @ ilay tiana...

Tonga saina tampoka ny maraina ka nitady mpanao tatouage. Samy nanisy andinin-teny teo @ kibony izy roa ka ny an'ny Rasipa dia hoe:
"Ny fahasoavan' A/tra no naha-toy izao ahy"
Ny an'i Rabandy indray dia hoe:
"Jehovah no hiaro anao na mivoaka na miditra"


ho mandrakizay no tsara!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.366