Tsy tontan'ny ela
1. billih
(
25/09/2008 17:05)
Tsy aleo ry reto averna malaza ny kalon'ny fahiny :D !!!!
2. Noue
(
25/09/2008 17:32)
3. rafitia
(
27/09/2008 04:55)
:°) raha jerena ny tontolo andavanandro dia saika efa mirona tsikelikely any @ kalon'ny fahiny ny ankamaroan'ny mpitia zava-kanto rehetra ary ny mahavelombolo dia saingy tanora avokoa no maro an'isa amin'izany. indrisy anefa fa tsy mitovy @ teo aloha intsony izy ireny izany hoe lay "orginal"
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.1973