Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fanilometissa ( 01/10/2008 14:20)
mirarisoa an'ireo olona ao amin'ny village tic sambaina
tandremo sao variana ao ry reto ah :P ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 01/10/2008 17:33
ni81 ( 01/10/2008 14:17)
Tantara fohy
Eritreritra nandalo io rehefa avy nisavasava teto @ anterineto aho. Koa raha tsy mety aminao dia aza mamaky akory na dia kely aza. :) http://www.chick.com/reading/tracts/0228/0228_01.asp... tohiny
pinouch ( 01/10/2008 13:47)
angataka tononkira
Ambondrona "Ampy ahy"... tohiny
skouskou ( 01/10/2008 12:25)
Tasy amin'ny tarehy
Taloha aho nanao "mpandalao" vidiana amin'ny farmasia any an-tanàna fa hoe manadio fiodirana. Dia tena hitako tsara tokoa, nanao isan-kalina nandritry ny taona maro nisesy. Tamin'iny taona 2006 dia... tohiny
novalian'i ni81 ny 27/10/2008 08:25
ploue ( 01/10/2008 11:08)
ny ainga
mba mangataka tonon'le hira oe "nostalgie" Ny ainga iny ze mahay e!merci d'avance :) ... tohiny
nomenjara ( 01/10/2008 10:06)
Ny voninkazo sy ny voankazo
Mba tena gaga aho tamin'ity taona ity fa ny hortensia-ko maniry eo anjaridaina tsy nanome voninkazo mihitsy tamin"'ity taona ity, ny raozy aloha nnanome fa tena zara raha nivoaka , nalaky nalazo de ts... tohiny
novalian'i ora ny 17/07/2014 06:42
soanja ( 01/10/2008 04:19)
Mpamokatra Menaka Ylang Ylang- Nosy Be sy ny hafa.
Mbarakaly, Misy namana eto ve afaka mampifandray ahy amin'ny mpamokatra na mpivarotra na manao asa mifandray amin'ny EO Ylang Ylang ao Nosy Be. Mpamokatra menaka coco ao Antalaha sy Sambava. Na m... tohiny
novalian'i TTiana ny 21/01/2009 19:24
xxx ( 30/09/2008 20:51)
olana aram-piasana
Saika mba hanontany ny hevitrareo hoe inona no tokony ataoko fa za io manana olana any @ toerana iasako. Ny olana de za irery no vhv ao @ le department misy ahy. De manadala daholo ze te hanadala re... tohiny
novalian'i adokely ny 15/12/2008 08:48
lemenakely ( 30/09/2008 19:26)
Allemand nisy namono tao Nosy be ...
Somary nampivarahontsana ihany ny nahitana ilay allemand tapa-doha tao Nosy Be!ny gazety la vérité no nahitana izany androany!... tohiny
niryna ( 30/09/2008 17:51)
Ny famoronana sy ny fivoarana
Rehefa nitoriteny ity rangahy iray dia nisy olona nitsatsaingoka niteny fa isika dia avy amin'ny rajako no niandohana .Dia hoy ilay rangahy nitoriteny hoe aza miala hianao fa rehefa avy eo aho hividy ... tohiny
novalian'i niryna ny 17/10/2008 04:00
ni81 ( 30/09/2008 14:17)
Mofo laisoa
Raha toa ka efa misy nahay an'ity dia tsara, fa ho an'ireo tsy mbola mahay azy kosa dia toy izao ary zany: [u]Zavatra ilaina:[/u] - laisoa (fotsy) - levure - voatabia - tongolo (échalottes na o... tohiny
novalian'i bonita ny 07/01/2009 12:42
ikalamako ( 30/09/2008 12:04)
Fifaninanana Kilonga 2009
Fifaninanana mahakasika ireo manana zanaka kely, karakarain'ny vohikala Kilonga.com. Amin'ny teny vahiny ilay izy ka http://kilonga.wordpress.com/appel-a-temoins/... tohiny
mahell ( 30/09/2008 09:52)
Ankamantatra???
Inona ary no mampitovy ny fimailo sy ny maggi?... tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 06/12/2008 05:25
xxx ( 30/09/2008 08:53)
prostate
Tena mba mafy iany refa tsy ampy vola.efa am bolana zao voany prostaty ny vadiko.refa nataony doko ny fandinihana d tokony atao opération nefa ny olana d tsy azo toranina izy, nefa io no fandidina mi... tohiny
novalian'i ni81 ny 30/09/2008 09:24
xxx ( 30/09/2008 08:15)
hono hoa...
Manahoana daholo! naik ahanontany aho azafady, ahoana kay ry reto ny fandraisanareo an'izany hoe reny tsy madio fo amin'ny zanaka izany? zanaka nateraka fa tsy hoe zana-bady a! dia inona no tokony ata... tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/10/2008 03:54
bazylou ( 30/09/2008 00:08)
o ry zalahy
mba mahagag ihany ity dago entin'ny le8 ity. HAnangana usine en plien centre ville ao anatin'ny zone innondable hono lery. Mba nieritreritra ve izy ?? ny ntaolo aza efa ela no nahakobo an'iny hoe ts... tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/10/2008 03:49
bazylou ( 30/09/2008 00:03)
alika i deba fa ity no mbola alika noho izy
Biby sa olona lundi 29 septembre 2008, par RAW Hisy orinasa lehibe hamokatra sakafom-biby am-polo-taonina isan’andro hatsangana eo Andohatapenaka. Eo amin’ireo tanimbary sy tany n... tohiny
novalian'i andrywui ny 10/12/2008 10:19
sakaizakely ( 29/09/2008 20:24)
entana matetika very
nareo ve mahamarika entana very matetika na tsy hita intsony ? nena sotrokely sy bakiraro very singany foana :evil: :evil: :evil: nareo kou ve ? :-P ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/11/2008 23:06
tsidina ( 29/09/2008 20:19)
Mila fanampina ô!
Isaky ny mamoha ny machine ko zah de mivoha automatik foana ilay skype kanefa izy tsy nocomandiko hoe mivoha automatik zany. Tsy fantako na nisy tsy nety t@ le zah nanao installation. De mandreraka ah... tohiny
novalian'i tsidina ny 30/09/2008 15:59
gasyjean ( 29/09/2008 19:37)
Mahavelom-bolo
Raha mba mijery na mamaky ireo gazety avy any Madagasikara ny tena dia otran'ny mba velom-bolo ihany raha ny vaovao miseho ao no jerena mikasika ny economie malagasy fa toa mba hoe misondrotra kely ... tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 03/12/2008 03:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.7164