Allemand nisy namono tao Nosy be ...
1. lemenakely
(
30/09/2008 19:26)
Somary nampivarahontsana ihany ny nahitana ilay allemand tapa-doha tao Nosy Be!ny gazety la vérité no nahitana izany androany!
novalian'i kotobekibo ny 21/01/2009 15:54
3. lemenakely
(
30/09/2008 20:00)
ni81:
mba tantarao hoe azafady!
Asa raha hisokatra ilay rohy fa mazava tsara ilay fandehandraharaha na @ teny frantsay aza fa dia âme sensible s abstenir !
http://www.laverite.mg/actu1a.htm
4. ni81
(
30/09/2008 20:09)
Andray e! tena olona tsy mifaditra hovana mihitsy marina! Tena nampalahelo ity izy. 8O
5. tywa68
(
30/09/2008 20:10)
loza inon ty ry lemenakely ! tena mahatsiravina ny habibiana vitan'ny sasany k ! enga anie ka ho mba ho voasambotra @izay zay nahavita an'zao !
6. lemenakely
(
30/09/2008 20:17)
tywa68:
loza inon ty ry lemenakely ! tena mahatsiravina ny habibiana vitan'ny sasany k ! enga anie ka ho mba ho voasambotra @izay zay nahavita an'zao !
Âme sensible s abstenir hoy aho ery ambony!
Izaho aloha tsy mino fa famonoantena ilay izy e
7. ni81
(
30/09/2008 20:19)
Izaho aloha tsy mino fa famonoantena ilay izy eZà koa tsy mino hoe namono tena izany io fa nisy namono ka! :{
8. lemenakely
(
30/09/2008 20:33)
ni81:
Andray e! tena olona tsy mifaditra hovana mihitsy marina! Tena nampalahelo ity izy. 8O
Mety hisy olana aloha ny fifandraisana ara diplomatika misy @ Madagasikara sy Allemagne , sahala @ raharaha Arnold Walter ilay Suisse nisy namono koa ary mandrak izao tsy mbola fantatra izay tena namono azy, 10 taona lasa izay!
9. ni81
(
30/09/2008 20:45)
Mety hisy olana aloha ny fifandraisana ara diplomatika misy @ Madagasikara sy Allemagne , sahala @ raharaha Arnold Walter ilay Suisse nisy namono koa ary mandrak izao tsy mbola fantatra izay tena namono azy, 10 taona lasa izay!Tadidiko iny nisy namono iny.
11. zandikely
(
01/10/2008 17:10)
Tena mahatsiravina be, aleo izay tsy nahita aza liana mijery ilay sary!
Na biby aza tsy mamono olona tahaka ireny!
Mampalahelo!
Na biby aza tsy mamono olona tahaka ireny!
Mampalahelo!
12. fahamarinana
(
01/10/2008 18:10)
:arrow: zà tsy nijery fa maheno anareo dia :{ ,misy mahavita raha koa zay namono azy zany :( (l)
14. fahamarinana
(
01/10/2008 18:35)
kelly13:
mince alors, tsy nivôka le izy taty amiko
:arrow: aza mijery hono akia fa sao ndry hanonofy ratsy eo. :wink: (l)
15. endrika01
(
01/10/2008 18:48)
lemenakely:
ni81:
mba tantarao hoe azafady!
Asa raha hisokatra ilay rohy fa mazava tsara ilay fandehandraharaha na @ teny frantsay aza fa dia âme sensible s abstenir !
http://www.laverite.mg/actu1a.htm
Fisaka ny marina ka sarotra tadiavina,ny ra nalatsaka misy vidiny foana! :-w:-w:-w
16. ssendra
(
01/10/2008 19:06)
tena mampalahelo...mbola noho ny ravola ihany no mahatonga izao fa tsy inona akory :x tsssssss
17. fahamarinana
(
01/10/2008 19:09)
:arrow: ssendra :fa maninona no noho ra8 aloha ? sa izay ve no voalaza ao aloha fa zà manko tsy namaky fa zà mbola hatory avy eo ka tsy te hisaron-doha akory... :( (l)
19. ni81
(
01/10/2008 19:25)
ssendra :fa maninona no noho ra8 aloha ? sa izay ve no voalaza ao aloha fa zà manko tsy namaky fa zà mbola hatory avy eo ka tsy te hisaron-doha akory...=)) =)) =)) fahama!
20. fahamarinana
(
01/10/2008 19:36)
:arrow: tena efa rendremana koa zà zany fa aleo hatory,kay matin'ny kala ssendra aho androany klé... :) (l)