Allemand nisy namono tao Nosy be ...

21. tsiambaratelo ( 01/10/2008 20:22)
lemenakely:
Somary nampivarahontsana ihany ny nahitana ilay allemand tapa-doha tao Nosy Be!ny gazety la vérité no nahitana izany androany!
Fa dia nahoana loatra e,ary ao avarabaratry ny Nosy ao,misy fisehoan-javatra impossible inoana zany. :-P :P
22. tsiambaratelo ( 01/10/2008 20:22)
lemenakely:
Somary nampivarahontsana ihany ny nahitana ilay allemand tapa-doha tao Nosy Be!ny gazety la vérité no nahitana izany androany!
Fa dia nahoana loatra e,ary ao avarabaratry ny Nosy ao,misy fisehoan-javatra impossible inoana zany. :-P :P
23. kelly13 ( 02/10/2008 10:08)
:{ aleo marina aho tsy mahita sao vaky rano eo
24. ssendra ( 02/10/2008 10:18)
fahamarinana:

:arrow: tena efa rendremana koa zà zany fa aleo hatory,kay matin'ny kala ssendra aho androany klé... :) (l)

ao fa tsy kitikitiyiko ny ravalo ndry e!

:-D :-D :-D :-D

kelly: alleo tsy mijery fa zà alina alohan'ny natory dia natahotra mafy nipararetra :-D olona tapa doha ny ao aky ah! tena habibina mitsy :x
25. fahamarinana ( 02/10/2008 10:22)
:arrow: soa zà tsy nijery kty...ary lemena mahita zvtr mampi- :{ lazaina foana an...mba vaovao tsara ndray klou alefa e !! :) (l)
26. endrika01 ( 07/10/2008 12:23)
lemenakely:

Somary nampivarahontsana ihany ny nahitana ilay allemand tapa-doha tao Nosy Be!ny gazety la vérité no nahitana izany androany!

Matim-bola,matin-karena ny sasany!De darofany aby ze bebe sôsy,mivavaka @vola:-w
27. Herimiafina ( 11/10/2008 16:12)
Betsaka ny cas mitovitovy amin'io raha ny tantaran'ny afera sy resabola ao Madagasikara no jerena. Matetika dia io fanapahandoha io foana no fomba ataon'ireo jiolahy hamonoany olona.
Ary matetika dia masquer-na foana ny meurtre ary mahasanganehana ny polisy siantifika avy any ivelany satria na fantany aza ilay coupable dia tsy afaka manao n'inon'inona izy fa miandry ny fanjakana malagasy sy ny polisy malagasy hisambotra azy fotsiny.
Ireto farany anefa tsy afaka manao n'inon'inona satria tsy mifanaraka amin'ny cas malagasy ny porofo siantifika entin'ireo vahiny hanohanana ny heviny, ADN/ELISA, sns, izay tsy mbola misy fitaovana harifomba sady tsy mandany vola entina manamarina azy. :^)
28. tsiambaratelo ( 15/10/2008 08:36)
Herimiafina:

Malailay fonosana ry zareo vahiny zany,ny hifanampy @Police eto Dago!Fisaka ny marina.
29. RTsongy ( 20/10/2008 22:18)
REHEFA VAHINY DIA LASIBATRA DAHOLO ETO

Ra io resaka Allemand nisy namono io tanterana dia lavabe tsy voatanisa, satria zao voa haingana kely teny Faravohitra dia nisy Allemand nisy nandoro tao anaty fanariam-pako teo akakiny Fiangonana eo Faravohitra, tsy hoe Allemand ihany fa efa teratany vahiny dia lasibatra eto Madagascar ary tsy mifidy farintany, voa herin'andro vitsivitsy zay nisy vazaha nisy nitifitra tamin'ny basy teny Talatamaty, Bala efatra no niatefa teny amin'ny fiarany. izany zava-misy dia heritsereto tsara ny zava-manjo ireo vahiny.
Ka izay aloha no azo ambara fa manaraka indray e !
30. kotobekibo ( 21/01/2009 15:54)
aiza izy izany e! ny resaka rumeur fisamborana an'i Andry Rajoelina no resaka hitako ao .
Efa nojereko hatrany @ pages 5 samedi 17-01 fa eee!!!

Tsy vao 1°no nitranga ny resaka vazaha misy mamono , ohatra misionera na mpivahiny mitsangatsangana any ambanivohitra any d heverin'ny ol fa mpaka fo .
Eo koa ny hoe ny vazaha b vola d raikitra ny fanendahana miampy vono .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2225