Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
MMS
(
07/10/2008 10:12)
Hafa kely ndray ity
Inona no mahasamiafa ny vehivavy sy ny bisikileta ?
Fa sao misy mamaly eo hoe : ny iray bisikileta ,dia ny iray vehivavy an!
Tsy izay no valiny.
...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/12/2008 10:37
beautigirl
(
07/10/2008 09:13)
foza orana
saika mba iheno ilay hira"foza orana".efe nijery t@ internet mantsy aho dia tsy nahita mihintsy.ka mba azafady...
tohiny
novalian'i ni81 ny 07/10/2008 09:17
rafika
(
07/10/2008 08:31)
Zôvy
Nangataka ny tonon'ilay hira hoe Bibilava sinambotr'ankizy aho ary mankasitraka betsaka ireo namaly
Raha ny marina dia tsy ilay hiran'Bessa akory no notatiaviko fa ilay Kalon'ny Fahiny.
toy izao n...
tohiny
novalian'i rafika ny 08/10/2008 12:09
badboy
(
07/10/2008 06:28)
Crise financière internationale : ho olana ho an'i dago ve?
Iarahamahalala fa ny famatsiambola mampiodina ny toekarena gasy dia avy @ ireo firenena maiana ny krizy arabola, aratoekarena @ izao fotoana izao!!
Dia inona no mety ho fiatraikany eo @ gasy : fam...
tohiny
novalian'i penguin ny 24/11/2008 15:10
rastafarai
(
07/10/2008 02:45)
Sa ahoana?
:lol: Izahay anisan'ny miady @ mba hanomezana alalana ny fifohana zava-mahadomelina!! Hanaiky v Ra8 ra mirongatra reo? :lol: ...
tohiny
novalian'i rastafarai ny 10/10/2008 00:17
Belami
(
06/10/2008 22:54)
Haody ry Analamangako
Mba misy manana ny MP3 nio hira io ve ? "Haody ry Anlamangako" hira kalony fahiny
...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/10/2008 04:36
vera12
(
06/10/2008 21:59)
veliranon`iarivo ny ainga
tononkira ny veliranon`iarivo de ny ainga...
tohiny
maya3
(
06/10/2008 21:27)
njila
salu daholo,
mitady ny hiran'i njila le hoe "ndeha ho any aho" ka ra mba misy manana dia mba teneno a amini ity adress mail ity: gracia3h@ahoo.fr
merçi dia vive madagascar :wink: ...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 12:06
kalm
(
06/10/2008 20:00)
mila torohevitra
Atao ahoan re olo ny fanofana ho yahoo classik na google classik. Tsy fantako na mety io fipetraky ny fanontaniako io , fa ny tiko ho tenenina de zao: ny yahoo-ko na ny google-ko dia BETA daholo, ka t...
tohiny
novalian'i kalm ny 07/10/2008 16:44
rafika
(
06/10/2008 18:07)
Bibilava sinambotr'ankizy
Mitady io tonon-kira io aho raha mba azo atao
Misaotra Tompoko...
tohiny
novalian'i ni81 ny 06/10/2008 18:54
nofinofy
(
06/10/2008 16:51)
Ary ahoana ny any Madagasikara?
Efa sahy manambara ampahibemaso ny zavatra tsy mety ataon'ireo izay heverina hoe finoana lehibe ny any ampita. Ny any Madagasikara anefa toa mbola atao ramatahora foana ny vahoaka ka tsy sahy milaza r...
tohiny
novalian'i nofinofy ny 25/10/2008 05:14
xxx
(
06/10/2008 11:54)
za ve no adala sa ny fitiavana no tsy mety maty
Niaraka t@ olona iray izay aho efa ho 2 taona izahay angamba no tsy niaraka intsony , tsy naheno ny feony intsony aho no tsy nahita ny hafatra avy @ intsony koa, nefa de tsy mety adinoko mintsy izy,in...
tohiny
novalian'i haritianah ny 21/12/2008 22:01
penguin
(
06/10/2008 11:38)
raha izaho ela lebazylou
Lany andro miaino anao manao kotaban'ny loha tapaka ny vahoaka lebazylou. Tsy mitondra inona ny hafatrao fa raha izaho ela lebazylou efa nalaiko ny fitondrana lazaina tsy mahavoa. [b]bazylou sy ny tar...
tohiny
novalian'i karavasy ny 27/10/2008 15:16
xxx
(
06/10/2008 10:17)
Regle mihena
Sao mba misy manankevitra!Fa misy olana mampiasa loha ahy ty!Zaho taloha refa tonga fotoana de bdb ny ra mandeha ary eo @ 1 semaine eo vao tapitra,@ zao anefa efa 2 volana zay,@ 1er jr sy 2e jrs,dia l...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 23/10/2008 11:24
pinouch
(
06/10/2008 08:29)
Cheville nipika
Slt, dhl mba ampio a ry reto fa nipika ny cheville-ko omaly de mivonto be ny tongotro ,inona ny tsara ataoko?...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 11/10/2008 21:41
enika
(
06/10/2008 07:51)
torohevitra momba ny tokantrano
manao ahoana daholo,
zaho dia olona manambady ary efa niteraka 2 miandry ny zanakay faha3 aho zao.Ny problemoko dia izao ny zanako 1 de ts taminy fa efa nanambady za tam faha 22taona de nisaraka ary...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 15/10/2008 12:55
tsihataorana
(
06/10/2008 05:36)
Mba hampio reto ah!
Inona re no tokony hataoko fa tsy de tamana loatra amiko zay vevavy herako, satria lazainy fa vatany fotsiny aho fa ny fandehany kely? Omeo hevitra re..........................
tohiny
novalian'i xxx ny 07/01/2009 13:35
lazounet
(
05/10/2008 23:57)
izany indray izany
http://dailymotion.alice.it/video/x6drng_foza-orana_music fa izany indray izany no hira malaza any @ tanàna. Techno tsapiky ve sa inona izy izany. Fa ny tonony aloha dia tena lalina sy raomantika é...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 08/10/2008 11:13
bazylou
(
05/10/2008 22:53)
hody sa tsia
Rester à Andafy ou rentrer au pays pour la diaspora
Conférence. « Rester en Europe ou rentrer au pays ? » C’est la question qui sera débattue les 10 et 11 octobre prochains à la conférence ...
tohiny
novalian'i rastafarai ny 07/10/2008 02:12
bazylou
(
05/10/2008 22:46)
connerie 2
Volant à droite
Les conducteurs vont en Cour d’appel
Le compte à rebours annonçant la suppression de la conduite à droite expire à la fin du mois. A l'issue de leur réunion de samedi, les ...
tohiny
novalian'i vetsoko ny 11/10/2008 23:31
