za ve no adala sa ny fitiavana no tsy mety maty

1. xxx ( 06/10/2008 11:54)
Niaraka t@ olona iray izay aho efa ho 2 taona izahay angamba no tsy niaraka intsony , tsy naheno ny feony intsony aho no tsy nahita ny hafatra avy @ intsony koa, nefa de tsy mety adinoko mintsy izy,indrindra rehefa mahita olona mitovitovy @ izay , na misy zavatra ataoko ka mitovy @ efa nataonay izay , de tena mahatsiaro azy mafy mintsy,na le za irery mangingina tsy misy namana iny de tena manembona mintsy . mihezaka ny manadino azy ny tena fa miverina foana ny fahatsiarovana azy rehefa lasalasa kely ny fotoana .
lasa ny saiko hoe za ve no adala sa le fitiavana no tsy mety maty ?
2. Noue ( 06/10/2008 12:03)
xxx:

Niaraka t@ olona iray izay aho efa ho 2 taona izahay angamba no tsy niaraka intsony , tsy naheno ny feony intsony aho no tsy nahita ny hafatra avy @ intsony koa, nefa de tsy mety adinoko mintsy izy,indrindra rehefa mahita olona mitovitovy @ izay , na misy zavatra ataoko ka mitovy @ efa nataonay izay , de tena mahatsiaro azy mafy mintsy,na le za irery mangingina tsy misy namana iny de tena manembona mintsy . mihezaka ny manadino azy ny tena fa miverina foana ny fahatsiarovana azy rehefa lasalasa kely ny fotoana .
lasa ny saiko hoe za ve no adala sa le fitiavana no tsy mety maty ?
efa roa taona ve dia tsy lasa fa mbola any aminy foana ny saina? dia tsy nisy solony ve hatramy zao?
mety hoe ilay fitiavana kosa angamba no tsy mety maty fa tsy ianao kosa no adala eeeeeee


:^) :^) :^) :^) :^) dia tsy nisy solony ve? :^) :^) :^)
3. xxx ( 06/10/2008 12:12)
ka izay indrindra ange no hilazako hoe adala ve za sa le fitiavana no tsy mety maty satria efa misy solony , efa misy ny rehetra , nefa tsy mety adinoko tanteraka le olona e, adino kely de miverina indray ny fahatsiarovana azy.
za ko aza ange mba gaga e,
4. rapala ( 06/10/2008 12:17)
xxx: tsy adala enao fa normal izany e, ilay fitiavana ao aminao no tsy mety maty saingy kosa, raha tsy nifamaly ilay fitiavanareo d manimba saina fotsiny enao. Raha fahatsiarovana fotsiny ange d tsy maninona e, souvenir daholo izany, fa ilay mbola mieritreritra ny HITIA indray kosa d non non kosa e!
5. booboo ( 06/10/2008 12:43)
souvenirs aby fotsiny zany. zà klou tsy mino mihitsy hoe misy zany fanadinoina izany, na izany aza tsy midika akory hoe satria mbola ao aby ny tsiahy dia hoe mbola tia izay.
6. Noue ( 06/10/2008 14:44)
xxx:

ka izay indrindra ange no hilazako hoe adala ve za sa le fitiavana no tsy mety maty satria efa misy solony , efa misy ny rehetra , nefa tsy mety adinoko tanteraka le olona e, adino kely de miverina indray ny fahatsiarovana azy.
za ko aza ange mba gaga e,
tandremo ihany anky zany sao dia manimba ny tokatrano aaaaaaa


:^) :^) :^) :^)

jereo kely ity hira ity aaaaa :)

N'iza n'iza tsisy hilazako
Holazaiko an'iza nefa hoy ianao
Aoka ho ahy mangina ao am-poko ato
Ny ratran'ny fitia navelanao

Ny toera-mamintsika ho hahalala
Izaho no sisa no ho tonga ao
Ho tonga tsy hamangy anefa
Fa handalo dia hilefa
Veloma no hapetrako ao

Hadinoy ny anarako
Hadinoy ny amiko
Marina aho fa tia anao
Eny adala taminao
Nefa moa raha sitrakao
Ny handatsa ny amin'izany
Tsy maninona lazao
Nefa hoy aho hadinoy ny fitiavako

Ny lalana hiverenako mangina
Ny zavaboary haolo avokoa
Mangaina ny hilaozan'olon-tiana
Mangaina nefa atao ahoana moa

Raha misy feoko mety ho renao
Aza mierikerika intsony
Ako sisa mantsy ireny
Nofinofy fa tsy teny
Ny lalanao no tanteraho

Hadinoy ny anarako
Hadinoy ny amiko
Marina aho fa tia anao
Eny adala taminao
Nefa moa raha sitrakao
Ny handatsa ny amin'izany
Tsy maninona lazao
Nefa hoy aho hadinoy ny fitiavako....
7. Belami ( 06/10/2008 23:08)
Normal be zany raha tena tinao izy, fa tsy maitsy miezaka manadino foana ianao raha tsy zany mi PETE LE PLOMB ny farany
8. rastafarai ( 07/10/2008 02:36)
xxx:Nenao aza vo 2 taona kou! :-D
9. tsiambaratelo ( 07/10/2008 03:59)
Noue:

xxx:

ka izay indrindra ange no hilazako hoe adala ve za sa le fitiavana no tsy mety maty satria efa misy solony , efa misy ny rehetra , nefa tsy mety adinoko tanteraka le olona e, adino kely de miverina indray ny fahatsiarovana azy.
za ko aza ange mba gaga e,
tandremo ihany anky zany sao dia manimba ny tokatrano aaaaaaa


:^) :^) :^) :^)

jereo kely ity hira ity aaaaa :)

N'iza n'iza tsisy hilazako
Holazaiko an'iza nefa hoy ianao
Aoka ho ahy mangina ao am-poko ato
Ny ratran'ny fitia navelanao

Ny toera-mamintsika ho hahalala
Izaho no sisa no ho tonga ao
Ho tonga tsy hamangy anefa
Fa handalo dia hilefa
Veloma no hapetrako ao

Hadinoy ny anarako
Hadinoy ny amiko
Marina aho fa tia anao
Eny adala taminao
Nefa moa raha sitrakao
Ny handatsa ny amin'izany
Tsy maninona lazao
Nefa hoy aho hadinoy ny fitiavako

Ny lalana hiverenako mangina
Ny zavaboary haolo avokoa
Mangaina ny hilaozan'olon-tiana
Mangaina nefa atao ahoana moa

Raha misy feoko mety ho renao
Aza mierikerika intsony
Ako sisa mantsy ireny
Nofinofy fa tsy teny
Ny lalanao no tanteraho

Hadinoy ny anarako
Hadinoy ny amiko
Marina aho fa tia anao
Eny adala taminao
Nefa moa raha sitrakao
Ny handatsa ny amin'izany
Tsy maninona lazao
Nefa hoy aho hadinoy ny fitiavako....



Ny FITIAVANA tsy mety maty,fa tadidy mandramaty hono.:wink:
10. endrika01 ( 07/10/2008 04:05)
xxx:
Niaraka t@ olona iray izay aho efa ho 2 taona izahay angamba no tsy niaraka intsony , tsy naheno ny feony intsony aho no tsy nahita ny hafatra avy @ intsony koa, nefa de tsy mety adinoko mintsy izy,indrindra rehefa mahita olona mitovitovy @ izay , na misy zavatra ataoko ka mitovy @ efa nataonay izay , de tena mahatsiaro azy mafy mintsy,na le za irery mangingina tsy misy namana iny de tena manembona mintsy . mihezaka ny manadino azy ny tena fa miverina foana ny fahatsiarovana azy rehefa lasalasa kely ny fotoana . lasa ny saiko hoe za ve no adala sa le fitiavana no tsy mety maty ?
Ny anle sipa zay aza, efa tany @18taona lasa,afokely nitsilopy nefa hono amzao lasa afobe miredareda! :-P
11. xxx ( 07/10/2008 06:39)
misaotra anareo namaly ry reto an,mazava amiko izao ny antony fa tsy adala aho kay ,le izy indray aloha tsy atahorana hanimba ny tokatrano satria rehefa za irery ihany no mahatsiaro azy fa rehefa misy olona eo de adino izy,
le mahatsiaro indray tsy le hoe mahatsiaro de malahelo be ireny ,fa mahatsiaro fotsiny , eny e, indray2 aloha mba misy alahelo kely ihany, fa efa nihezaka ny nanadino azy aho de adinoko tokoa aloha izy fa rehefa elaela de mitamberina indray ilay fahatsiarovana , tsy mbola nanao ohatr\' izany aho hatramin\' izay nahalalako fitiavana .lasa ihany ny saina indray2 hoe fa maninona ary ?
12. MMS ( 07/10/2008 06:42)
Miezaha mitia ilay olona izay tiavinao @ zao de ataovy mitovy @ ilay taloha ny fiarahanareo dia lasa levona ny fahatsiarovanao ny lasanareo sy ilay 2 taona lasa izay.
13. sakaizakely ( 07/10/2008 16:19)
ary sodé amponga tapany fotsiny le solony ao ankehitriny, natao hanentsina ny banga fotsiny ?

aiza kou no hisy oe raha vao lasa le tomponentana ankehitriny de manembola le taloha avy hatrany :roll: :roll: :roll: :roll:

ny fahitako azy dia tsy tena tinao ilay solony :roll: :roll: :roll: :roll:
14. ni81 ( 07/10/2008 16:27)
Sao mba marina tokoa ilay hoe tsy tena tianao ilay solony? Mety hoe mifanipaka be koa ny toetra hitanao @ ty vaovao ity mitaha @ ilay fahiny...
15. Noue ( 07/10/2008 18:41)
xxx:

le mahatsiaro indray tsy le hoe mahatsiaro de malahelo be ireny ,fa mahatsiaro fotsiny , eny e, indray2 aloha mba misy alahelo kely ihany, fa efa nihezaka ny nanadino azy aho de adinoko tokoa aloha izy fa rehefa elaela de mitamberina indray ilay fahatsiarovana , tsy mbola nanao ohatr\' izany aho hatramin\' izay nahalalako fitiavana .lasa ihany ny saina indray2 hoe fa maninona ary ?
raha malahelo kosa angamba azo lazaina hoe mety hoe tena mbola tianao ilay olona eeeeee
fa ilay mahatsiaro,tsy hitako hoe inona no olana @ io????? iza anefa no tsy mahatsiaro ny fiainany taloha????


:^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D :-D :-D
16. arialy ( 08/10/2008 12:11)
so dia voan'ny aza manadino?? misy ve zany e? :-D :-D :-D :-D :-D
17. mandresyfoana ( 08/10/2008 12:58)
ra izà alo d aleoko miezaka ny ho tia ny eo antanana fa sarotra ny mila e, na ho ela na ho haingana ts maints ho tsikaritr'lay ankehitriny fa manina ny lasa enao d ho lasa adyb ny vokany satria mahatsiaro voafitaka izy. ary le ol talo nga mbola libr? ra tena tsapanao fa izy no tena mety aminao ka mbola libr d na miverina any mits sinon ataovy toy ny ts nisy izy fa d ho votsidroa eo ko! efa nahita ol otrizany aho fa takatr'lay vao2 fa tena ts ao mihitsy ty olontiany fa mbola any am le talou foana na d lasa ko izy d teo noraisina :roll: :cry:
18. haritianah ( 08/10/2008 20:38)
fangaha ry xxx ts mety ho tafa tson ny anao sy lé mapadala anao e? ny hevitro indray dé le fitia ts mety maty no mapadala ny saina.Refa tena ts tianao lé olona de ts hanana saina aminy intsony ianao fa mora foana ny manadino azy fa matoa mbola mitepo ny fonao de izay no lazain'ny fitenenana matetika oé enoy ny feon'ny fonao.
Refa tena ts mety tafa anefa ny anao sy lé taloa no mety olana, sarotra alou ny miala @ zay satria lé au fond tavela foana.
19. endrika01 ( 09/10/2008 03:03)
Aza avela hamaka,fa sarotra be lay hanongotana azy :-P
20. haritianah ( 09/10/2008 05:40)
endrika01; fa lé izy koa anie le Fitiavana indraindray adaladala zany é, ts fantatrao de naniry tampoka ary namaka oazy tao mety possible @ fotoana fohy ts fantatrao zany mi existe zany ts ny rehatra fa mis cas ohatran'izany dé iny lé vonoina ts mety maty oy ny hira.
Fa matetika koa aloa lé fitiavana ts mety maty ts fanahiniana fa nisy zvtr tena ni marqué bé anao t@ niarahanao na nifaneraseranao t@ lé olona de ts mety hadino lé olona.Nisy point commun nareo zany owé nisy ondé nitovy tsara de niraikitra tao ampo lé izy.
Possible owé lé olona efa eo aminao ankehitriny ts ahitanao lé zavatra ni marqué ny fonao t@ lé talou ary tena ts mety voatafan'ilay eo an tanana mits lé izy de isany irery anao de manembona foana.
Dé mivoaka eo lé owé ra ranona zao no teo de efa ohatran'izao no anataony.
Raha amiko manokana alou ts misy tokony hatahorana ny faharavan'ny zé olona eo @ zao fotoana zao é satria tsiaro ohatry ny tsiaro rehetra io. Any anaty ary anao samy irery, zany owé page nao manokana iny.
Fa té anontany an'i xxx aloa zà é, otrany lasa miditra bé nefa ao fa nefa kou mampalahelo ny mamaky lé lazainao,izy no nisitaka sa xxx no nisitaka miankina @ zay koa mants? satria samy hafa ny conscequencen'ireo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1733