za ve no adala sa ny fitiavana no tsy mety maty

21. fijo ( 09/10/2008 19:43)
hoy ny mpandefa;"12. Mpandefa : sakaizakely [ Valio ] 07-10-2008 18:19:18
Lohateny : Re : za ve no adala sa ny fitiavana no tsy mety maty
ary sodé amponga tapany fotsiny le solony ao ankehitriny, natao hanentsina ny banga fotsiny ?

aiza kou no hisy oe raha vao lasa le tomponentana ankehitriny de manembola le taloha avy hatrany

ny fahitako azy dia tsy tena tinao ilay solony "

misy mihintsy ny cas toa io.ny hiarahantsika mahalala dia ny fitiavan'i charles sy Diana.
22. ni81 ( 10/10/2008 08:39)
Izay izany ilay voalazan'ity hira ity?
http://www.dailymotion.com/relevance/search/barijaona/video/x55udw_johary-tsy-maty-barijaona_music
23. fijo ( 10/10/2008 20:09)
ka atao ahoan afa misy tena fitiavan atsy mety maty e
24. cutie ( 10/10/2008 20:18)
zany an :)
25. fijo ( 10/10/2008 20:23)
ie,raha tsy izany ve hisy hiandry alina be eto e.hihih
26. cutie ( 10/10/2008 20:24)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
te hilalao saribakoly za zany :-D :-D :-D :-D :-D
27. fijo ( 10/10/2008 20:25)
ndao fa atoroky ny saribakoly
28. cutie ( 10/10/2008 20:27)
:-D :-D :-D :-D :-D
29. fijo ( 10/10/2008 20:48)
za mahita azy ko
30. haritianah ( 10/10/2008 23:34)
Ni 81 Msotra amin'ilay hira an Mlay kosa, zay ary fa ampihetsika an'i xxx eto isika.
Tandremo sao itomany eo xxx.Raran'i Ni81 rà mitomany eo ny zanakolona
31. kotobekibo ( 13/11/2008 00:38)
Ny aza voany fotsiny ihany e! izay tia adala . Korazy fotsiny , ezaho avadika ny pejy .Tsy mora an! misy olona tsy mety adino tahak'izany na tsy d tsara manao ahoana aza ilay olona teo aloha iny .
Na d efa milay b aza ilay anananao @ izao fotoana . Normal izany .
Efa nahazo ahy izany ; :-o
32. haritianah ( 18/11/2008 09:36)
xxx à nanahoana alou zay ny fanadinoana é? mbola ts mety hadino ihany vé? raha mbola ts adino kosa dia tena efa namaka marina ka. hihihihi
33. haritianah ( 20/11/2008 08:46)
xxx vé ao é, to ts henotsony sa efa tsara toerana kosa angamba oooooooo
34. kotobekibo ( 20/11/2008 19:10)
haritianah:

xxx vé ao é, to ts henotsony sa efa tsara toerana kosa angamba oooooooo


:-D :-D :-D
35. haritianah ( 21/11/2008 08:56)
kotobekibo owa mapatahotra zany foana.
36. kotobekibo ( 21/11/2008 19:26)
haritianah:

kotobekibo owa mapatahotra zany foana.


Ao ary e!!! njy kou-ou! :-P
Nanjavona lé xxx izany fa efa nanadino kouh ! Ny teto koa adinony dôly :-D :-D
37. fanih ( 14/12/2008 12:23)
Valiny:tsy enao no adala fa efa araky ny natiora izany.ao anatiny fitiavana amiko dia tsy maintsy misy izany grand amour zany.tsy voatery lay taloha efa taona na volana...maro lasa.Na lay vao haingana kely.fa tsy maintsy misy eo @fiainam-pitiavany olom-belona.Izany olona tena tiana be sy tsy adino izany.Mba cons kely!mahaiza mifantoka tsara @zay atao rehetra.ex:rehefa miala voly,manao rara ao an-trano,indrindra fa rehefa mihoana@zay olona miarakaminao @zao.satri mantsy mba mapihena ny tsy fanadinonao lay olo-tinao be izany.arakarakiny hifantoanao@lay olana miarakaminao @zao.No ahafantaranao bebe kokoa azy atrany.dia mety itombony ny fitiavanao azy bebe kokoa atrany iany koa!!!
38. haritianah ( 14/12/2008 15:32)
Miombokevitra tanteraka @ fanih kou é, marna zan fa na anao aona ianao ts maty au fond nao io amour io.
39. kotobekibo ( 18/12/2008 00:15)
haritianah:

Miombokevitra tanteraka @ fanih kou é, marna zan fa na anao aona ianao ts maty au fond nao io amour io.


zà koa miteny an'izany , d mbola matahotsa anah ihany v njy @ izao :-*

cutie:

:-D :-D :-D :-D :-D :-D
te hilalao saribakoly za zany :-D :-D :-D :-D :-D


nefa ny saribakoly tsy mamaly fitia hoy LOLO SY NY TARINY :-P
dia ahoana izany , hibanjina ny lanitra v ? =))
40. haritianah ( 21/12/2008 22:01)
kotobekibo à efa ts mataotra tson ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1332