Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i tsihataorana, milahatra araka ny daty
tsihataorana
(
25/12/2008 13:04)
'Zaho mbola tia nefa...
Joyeux Noël
Efatra taona 'zay no niaharanay sy vadiko, samy mias izahay roa. Tiko izy ary tena najaiko. Mifofotra mafy aho mba hanatsara ny tokatranonay...
Roa herin'andro lasa zay: no...
tohiny
novalian'i atonamia ny 17/02/2009 07:45
tsihataorana
(
14/10/2008 11:17)
Tsetsatsetra tsy harita
Fa maninona hoy aho no tsy nisy nampianatra io fandehan-javatra io fa tonga de fantatra , ary ny tena mampiheritreritra de maninona no tsy natao t@ sofina na.......... lavaka hafa fa tonga de ...........
tohiny
novalian'i cutie ny 22/11/2008 03:35
tsihataorana
(
06/10/2008 05:36)
Mba hampio reto ah!
Inona re no tokony hataoko fa tsy de tamana loatra amiko zay vevavy herako, satria lazainy fa vatany fotsiny aho fa ny fandehany kely? Omeo hevitra re..........................
tohiny
novalian'i xxx ny 07/01/2009 13:35
