Tsetsatsetra tsy harita

1. tsihataorana ( 14/10/2008 11:17)
Fa maninona hoy aho no tsy nisy nampianatra io fandehan-javatra io fa tonga de fantatra , ary ny tena mampiheritreritra de maninona no tsy natao t@ sofina na.......... lavaka hafa fa tonga de ................. :?: :?: :?:
novalian'i cutie ny 22/11/2008 03:35
2. nathie86 ( 14/10/2008 12:13)
8O 8O 8O 8O
3. ainaheri ( 14/10/2008 12:20)
Any @ Adama sy Eva no tokony hipetraka zany fantanina zany hihihi
4. ganakely ( 14/10/2008 12:27)
Ka i Adama sy Eva anie tsy eo ho anontanina sady tsy miandry hampenarin'Adama na hatoron'i Eva nefa samy mahay daholo eh! Taty afara ary no tena degany be.
5. sakaizakely ( 14/10/2008 12:37)
:@ :@ :@ :@
6. ni81 ( 14/10/2008 13:17)
Raha ho apetraka daholo izao fanontaniana rehetra izao dia ho lasa adala. Ka maninona ny maso no tsy natao teny @ lohalika fa natao teo @ tarehy?
7. booboo ( 14/10/2008 13:43)
hihihihihi
8. ainaheri ( 14/10/2008 17:57)
tsihataorana:

Fa maninona hoy aho no tsy nisy nampianatra io fandehan-javatra io fa tonga de fantatra , ary ny tena mampiheritreritra de maninona no tsy natao t@ sofina na.......... lavaka hafa fa tonga de ................. :?: :?: :?:


Mety efa nanoarana doli zay azo nanoarana reetra fa tany angamba no nahazoana aina koukou lol,kanefa @ zao mbola misy manohatra ihany reo voalaza reo an :-P :-D :-D :-D


9. salopard ( 15/10/2008 07:49)
ZA NDRAY NISY NAMPIANATRA KA!
COURS DU SOIR TENY TSARALALANA

-fa lafo be ny ecolage an,
-de voatsongo foana aho, raha vao tsy mahay manoratra @ le stylo noir-ko, marron manko fa tsy dia noir loatra e!
-na tsy mahazo sakafo pendant une semaine!

fa zao kosa aho tena nahay be an! mba mitady mpianatra koa aho mba homeko ny faiza-manao-ko

tsy misy atahorana raha resaka aretina, asiantsika fonony foana le bonbon-tsika(bobon gasy hoy ilay mpihira izay)

tsy ampy dozy aloha ry nathie a
sniff, tchouff.....
10. MMS ( 15/10/2008 09:57)
Hoy i salopard :
tsy ampy dozy

Ampio ary ny doseny e! 8O
11. Eumilianah ( 15/10/2008 10:03)
Voalaza teo:
fa zao kosa aho tena nahay be an! mba mitady mpianatra koa aho mba homeko ny faiza-manao-ko



Andray kosa eh! Aiza ary hanaovana inscription eh! sa any Tsaralalana :D :D :D

fa lafo be ny ecolage an,
De ............................... :?: :?: :?:
12. tywa68 ( 15/10/2008 10:48)
d fenoy ny banga e :-D
13. arialy ( 15/10/2008 11:41)
:-D :-D :-D :-D
niova cours du soir ndray zany
14. sytl ( 15/10/2008 12:18)
Fa maninona hoy aho no tsy nisy nampianatra io fandehan-javatra io fa tonga de fantatra , ary ny tena mampiheritreritra de maninona no tsy natao t@ sofina na.......... lavaka hafa fa tonga de .................
ka mba imaginé-o kosa hoe eo @ sofina ohatra!hi!hi!tsy mila misahirana fa anaty bus na mipetraka de mody mifampiankin-doha fotsiny de vita kabary!manahirana iany sady manjary mémé dôly ny poukn! =)) =))
15. salopard ( 15/10/2008 15:44)
le eo ankaikin'ny vody mihintsy no tsara ka!

le somary maimbomaimbo kely iny, tsy de maimbo be kosa aloha, le somary tsy ambony tsy ambany e! iny no tena mampazoto homana , sa ....

ny alika zao de somary fofoniny kely aloha zay vao tairiny.
Isika tsy alika , fa somary fofony kely ange e!
fa tonga dia mazoto ianareo avy eo.
tsy ampy dôzy aloha

sniff....
tchouFF.....
16. sytl ( 15/10/2008 19:53)
manao resaky ny maimbo vody tss!! :-P :-D
17. Eumilianah ( 16/10/2008 11:05)
le somary maimbomaimbo kely iny, tsy de maimbo be kosa aloha, le somary tsy ambony tsy ambany e! iny no tena mampazoto homana , sa ....

:D :D :D tena resaka ny mandany andro.
Aiza houa le anaovana inscription ry salopard ?
To................. ah!ah!ah!
18. fijo ( 12/11/2008 22:53)
ka izao anie e,miara matory izao ilay bandy sy le sipa.de nihinjitra tao ny an'i lery.izy ve de mbola hitsangana hitady sofina sy orona ery ambony ery,fa avy di aizay lavaka itany teo akaiky teo no nidirany.de nahita tsirony tao izy,moa ilay lavaka koa vao niha mando arakaraky ny fikasoana,de tapak any hevitra fa tsy hiova lavaka intsony fa defa io no hidirana isaky ny taitra.
19. cutie ( 22/11/2008 03:35)
tsotra be le valiny zany :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.108