Mba hampio reto ah!

1. tsihataorana ( 06/10/2008 05:36)
Inona re no tokony hataoko fa tsy de tamana loatra amiko zay vevavy herako, satria lazainy fa vatany fotsiny aho fa ny fandehany kely? Omeo hevitra re.......................
novalian'i xxx ny 07/01/2009 13:35
2. AnA ( 06/10/2008 08:12)
:roll: njekaky oooo fa nga hono d io ftsn no important ?
3. MMS ( 06/10/2008 10:14)
=D> =D> =D> =D>
4. ainaheri ( 06/10/2008 10:48)
Ngah refa manao afindrafindrao ry tsiataorana d afindrafindrao fona aa,mba ovao kely fomba fandihizana oh oe kilalaka na sega lol Tsy ny hakelin'ny fil no jerena fa ny fodoboky ny baffle :roll: :lol:
5. MMS ( 06/10/2008 11:00)
Ohatran'ny ahoana ny fidobony nefa efa kely! :o :o :o
6. ganakely ( 06/10/2008 11:04)
:* :* :* Ka arakaraky ny hatsaran' ny baffle anie no hivoahan'ny feony e! (l) (l) (l) 'Zay no matonga 'lay amplification
7. myaina ( 06/10/2008 13:53)
ka sao d io fotsiny aza no "tsara" nasehonao, ohatra tambitamby, fihainoana azy rehefa misy olana izy, sns... mba farafaharatsiny tadidiny iny aloha ny handehanany ka mety hampiverina azy!! (inona no tsara any aminao ankoatry ny an ny hafa...)
8. shanone ( 06/10/2008 15:48)
zao atao anotanio izy hoe iona ny tsy ampy @nao de ataoko dia atovy au fond ny excitation vao atao le zavatra de ataovy mahazo le point G.
9. tsihataorana ( 07/10/2008 05:30)
Anakatra lanitra sisa tsy nataoko taminy,zao sy izy mifanaraka fa io lafin- javatra iray io ihany olana sy vato misakana ny fiarahanay,satria lazainy tsy mety afa-po izy.
10. rastafarai ( 07/10/2008 09:36)
:arrow: Mbola tsy tena tia izy zany no tena marina e! Tsy d tsara koa ra zay no tena important aminy fa aleo mitady hafa e!
:-D Alefaso aty zany tsy mety afa-po zany! :^)
11. nathie86 ( 07/10/2008 11:43)
rastafarai:

:-D Alefaso aty zany tsy mety afa-po zany! :^)

zao ko v d mba rariny

:lol:
12. sakaizakely ( 07/10/2008 16:15)
:-D :-D :-D :-D
aleo tkou anaovandRasta azy :-D :-D :-D
13. vale ( 09/10/2008 21:48)
tsihataorana:

Inona re no tokony hataoko fa tsy de tamana loatra amiko zay vevavy herako, satria lazainy fa vatany fotsiny aho fa ny fandehany kely? Omeo hevitra re.......................
de zay mitovitovy taille aminao hiarahana de miady ny piesy koh!!!!!


:°) :-D :-D :-D :-D :^)
14. Papoose ( 10/10/2008 03:00)
za kosa aloha mimbonkevitra @ le sipa tonga de mitsotra rehefa tsy mahafa-po e!!!

fa ny torohevitro aminao ry tsihataorana dia ampio tosika @ tanana @ manaraka :D
15. rastafarai ( 11/10/2008 00:55)
:lol: :lol: Ampina tosika @ tanana aona ary!? manao "rasazy" v ry papoose!? :-D
16. Herimiafina ( 11/10/2008 16:15)
Ny fanafodiny:
-Massage thai.
-VigRX, in-3 isan'andro alohan'ny sakafo.
-Sipa tsy galifantsy. :-D
17. Papoose ( 12/10/2008 22:23)
na sipa virja koa ka!!! :D

rastafaun, ratsatanana ne fa tsy vongatanana na totondry ee!
18. MMS ( 13/10/2008 10:21)
:D :D :D :D
19. nathie86 ( 13/10/2008 10:48)
Sipa virja mintsy d tsy mahalala afatsy enao izy d tsy ho fantany mintsy oe mety hisy milay noho izany d afa-po tsara izy @ zay :lol:
20. Papoose ( 18/10/2008 23:19)
sady raha vao miditra @ pointure tsy antonina izy dia mandraiky marary de mety ho fay dia miverina any aminao ihany raha ohatra ka nihoatra ny valakelinao!!!

sady mety mba tokony atao mampatahotra ihany angamba le izy rehefa tsy vita ny manao azy mampatahotra @hangezany dia itadiavo fika ndray @ poziny e! :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3173