Mba hampio reto ah!

21. kaboushna ( 21/10/2008 17:19)
mankahery an lé ranamana koa aloha fa sendra mba niangaran vintana ingahy e ... maro nefa ny zavatra azo hi rattraper-na an zany ... satria hilaina ohatra ny préliminaire: safosafo, lela, tambitamby, ... mandrisika an ngahy koa mba hamaky ireny boky kama sutra reny ....
ohatran voateny etsy ambony koa dé mba ovana salegy fa tsy afindrafindrao foana ... hilaina koa ny insolite kely fa tsy dé ao an trano foana ...
maro ny namako ohatran ngahy fa tena "traumatisme psycho" no hiafarany satria lasa "complexe" lé izy ... nefa ohatran'ny mason-tsokina hono ny kely ananana no adera e !!!!! ... courage e .... okay
22. fijo ( 06/11/2008 22:50)
hitady sip avirja ve tsy hamandrika zaza vao teraka le.
23. kotobekibo ( 21/11/2008 18:38)
Raha sady efa kely no mbola rapide kosa normal raha tsy afa-po izy , 8O
au moins mba elaela , ary aza maika ny hampiditra fotsiny fa ampitomboy ny prelim .
Mahazotoa less a! ;-)
24. xxx ( 11/12/2008 13:08)
na misy fika ray kou ty!! eo alou zany ty eo ambony eo elaela,de rehf varindrian tsy mahatsiaro iny izy de soloy tavoahangy na deodorant le ngodangoda reny ,nefa amzay de tsy mahazo miverina eo tsony ty fa kobony oe toa lasa lakana aho zany!!kleannnn de iny ian atao eo ,ty amzay afak maka souffle tsara nahavita mo izy mankafy tavangy!!! de tandremo so kobony!
25. xxx ( 07/01/2009 13:35)
mamakia vidy varotra fa ao misy appareil fanalehibiazana bobaka hono. ny effet secondaire no tsy haiko, fantatro ngiah fa tsy hanaiky rah tsy ngôda ny klindindin, d aza manaiky ary e, jereo lou zay fika iray izay.-sasana @ ranon\'ampango koa hono le iz d atao in-2 isan\'andro.
courage e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6565