Hafa kely ndray ity

1. MMS ( 07/10/2008 10:12)
Inona no mahasamiafa ny vehivavy sy ny bisikileta ?
Fa sao misy mamaly eo hoe : ny iray bisikileta ,dia ny iray vehivavy an!
Tsy izay no valiny.
novalian'i xxx ny 15/12/2008 10:37
2. tsihataorana ( 07/10/2008 10:34)
Raha amiko aloha ny iray mitondra fa ny iray ho entina e! :^)
3. nathie86 ( 07/10/2008 11:27)
ny iray olona d ny iray zavatra
4. endrika01 ( 07/10/2008 15:06)
Ny iray hajaina=))
5. ainaheri ( 07/10/2008 17:23)
Samy taingenana fa ny bisikileta vohizina :oops:
6. xxx ( 07/10/2008 17:59)
Ny bisikileta pôpina vô taingenana moa ny vehivavy taingenana vao pôpina.
7. Noue ( 07/10/2008 18:43)
oayyy eeeeee :^) :^) :^) :^) :^) :^)
8. salopard ( 08/10/2008 08:46)
Ny bisikileta pôpina vô taingenana moa ny vehivavy taingenana vao pôpina.


c'est trop facile, ...ary aza miteny ratsy ry zandry, ary raha ataoko hoe ny bisikiletan'ny mamanareo dia ahoana?

efa 2008 isika izao ry zandry, fa na lehilahy (pederaste) dia mpômpina koa, moa misy vehiavy mipômpy koa(lesbian)...

tsy ampy dôzy aloha fa sao misy any e!

siff.., sniff
tchouff....tchouff...
9. salopard ( 08/10/2008 09:24)
ny hoe taingenana indray, position fotsiny iny, na lahy na vavy mety ho ambony koa, ny ahy dominatrice izao, dia taingenany foana aho,
miam...miam...
tchouff...
10. endrika01 ( 09/10/2008 13:13)
Zay ve?:wink:
11. salopard ( 10/10/2008 22:19)
tsara tarehy le edrka01 an
bisikiletanao aho izany e
12. tsiambaratelo ( 11/10/2008 11:28)
Oudryyyy=((
13. endrika01 ( 11/10/2008 11:31)
[quote=salopard] tsara tarehy le edrka01 an bisikiletanao aho izany e
14. xxx ( 15/12/2008 10:37)
tsy bicyclette zan lets i endrika ra izao puissance ny zao moto cross mitrena be,maty ze mitaingina eo!!afolipolesiny hatrery amin'ny tany ery!! sa tsy mahavita anzany ve i endrika? sa malefaka be miandry mahazo fotsiny ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1965