Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Noue ( 13/10/2008 18:32)
10 000
iza no efa nahita an'io eee ? tsara sa ahoana ???? ... tohiny
novalian'i Noue ny 15/10/2008 14:27
xxx ( 13/10/2008 14:40)
fanazarantena @ fitiavana?
lhlh 20T ,atraminy nahatsiarovako tena dia aotrany mbola tsy nahatsiaro aho hoe izany no tena hoe FITIAVANA izany ,marina fa misy eny anelakelany eny misy hoe mahita sipa fa mbola tsy nahafa po ahy m... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 10/12/2008 13:25
arn ( 13/10/2008 14:26)
HORO : lazao azy fa
Sao mba misy manana ny hiran'i Horo : LAZAO AZY FA ry reto raha mba misy de mba omeo eeeeee... tohiny
novalian'i arn ny 21/10/2008 10:13
xxx ( 13/10/2008 13:30)
Voninavoko - tsiriry roa
:wink: raha misy manana an'io hira io ê... tohiny
novalian'i Noue ny 13/10/2008 13:46
Bita ( 13/10/2008 10:23)
Tany @ Pharmacie
Nisy Rangahy 1 niaraka t@ zanany handeha hividy fanafody. Ilay zazalahy eo @ 9 taona eo ho eo: izany hoe mahay mamaky teny tsara. Tsra tarehy ny fonon'ireo Kôndôme ireo ary dia variana ery ilay zaza... tohiny
novalian'i endrika01 ny 15/10/2008 10:21
xxx ( 13/10/2008 09:33)
Inona marina no atao hoe finoana e?
Zaho mino an'i Jesoa Kristy fa izy tokoa no zanak'Andriamanitra, maty ary nitsangan-ko velona ho famonjena ary ho fanalàna ny ota, Izy no lalàna, fahamarinana sy fiainana izay mitondra any @ fanjaka... tohiny
novalian'i prime ny 14/11/2008 13:08
tsiambaratelo ( 13/10/2008 08:38)
ANTSO MAIKA BE ll
Manaona e ! Misy dinika mitondra io lhvt io ato @Antson ny fo,mety efa nivadika pejy ka tsy hitanilay namana manoratra ho ahy! Afaka manao xxx ianao raha toa ka tsy tianao ny mampiseho ny ps-nao eto f... tohiny
novalian'i xxx ny 11/01/2009 19:00
dadanmitia ( 13/10/2008 08:36)
offre
za manana Fiara FIAT 127 (03 portes) tonga de mandeha "non gage" paps norme mila mandoha assurance fotsiny, amidiko mora be fa misy blème kely aho prix Ar 1 Million maimaika. Raha mahaliana anao d... tohiny
novalian'i xxx ny 13/10/2008 13:22
mirana5 ( 12/10/2008 16:05)
Ambatovy embauche!
Hitanareo ve ny antso avo hiasa any Ambatovy hitrandraka cobalt sy nickel? Jereo ao @ MADAPLUS ny début d'embauche @ 17 Octobre zao ao Paris sy ao Marseille hono é! MAHITA NY TANDRIFIN ' AZY ... tohiny
novalian'i ni81 ny 12/10/2008 16:10
ssendra ( 12/10/2008 15:34)
triipe
Mba hatoroy ilay fandrahoina tripe any madagasikara ireny hoe izay mahalala na ilay miaraka amin'ny tsaramaso... misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i ni81 ny 19/10/2008 16:37
ni81 ( 12/10/2008 15:15)
Ry zareo lehilahy
Rehefa mba manampy antsika vehivavy ao an-tokantrano ao ry zareo lehilahy, dia ohatry ny tsy zakany raha sendra manoro hoe toy izao no fanaovana an'io fa tsy tahaka izao! sa ahoana hoy ianareo?... tohiny
novalian'i fijo ny 07/11/2008 21:14
ni81 ( 12/10/2008 11:38)
Radio RNM
Izay nihaino ny RNM t@ fotoan'androny dia mahatadidy ny fandaharana mandeha raha vao mandre ity hira ity. http://zomare.com/mp3-45-tours/Volazara/o-ry-vah.mp3 :lol: ... tohiny
novalian'i harry5 ny 17/10/2008 19:06
doria ( 12/10/2008 09:50)
klip
Ary nankaiza le klip ny serasera toa tsy hita intsony za za no tsy mahay inn ????... tohiny
xxx ( 12/10/2008 06:38)
Hevitra tsy dia misy dikany
Mba mangataka aho amintsika mpikirakira ity site ity, indrindra ny forum,ny hiangaviako raha azo atao ny tsy hamoronan'ny sasany dinika fahatany ,tsy tompon'abdraikitra aho fa mba mpidinika ohatranar... tohiny
novalian'i sytl ny 17/10/2008 15:34
angotiko ( 12/10/2008 05:23)
fitsangatsanganana ataon'ny SERASERA DAGO
Tany amin'ilay toerana hitsangatsanganana izahay androany ny 11 octobre ka izao no zavatra tapaka tany: Noho ny antony tsy miankina aminay mpikarakara izay nandeha tany dia voatery tsy maintsy novana... tohiny
novalian'i sipagasy ny 25/10/2008 19:55
tsidina ( 11/10/2008 18:53)
Hoan'reo Gasy ao Germany,na izay mety mahalala.
Manahoana daholo ny mpisera! Iza re no Company (flight) mba mora2 raha avy ao Germany( Hamburg) ka hoa any Dago? Misaotra izay mamaly Tompoko.... tohiny
novalian'i Veloo ny 21/10/2008 18:37
lemenakely ( 11/10/2008 18:22)
Ny vola?
Tsy ananana toa enjehin ny olona, ananana mbola enjehin ny olona? Hatraiza ny fetranao Ravola hoy ilay hira..... tohiny
jlan ( 11/10/2008 18:03)
SIXX lesy
Merci lesy @ lé réponse an toi ao @ forum. Mlay e. A plus.... tohiny
bazylou ( 11/10/2008 16:25)
ci vs gasy
nataon'ny elefanta najifa le gasy e!! 3-0... tohiny
novalian'i bazylou ny 18/10/2008 12:19
Ambinda ( 11/10/2008 14:38)
Hitady hira
Miarahaba ny namana rehetra,raha misy mahita na manana ny hiran`i Tiana de mba andefaso aho fa tena nisy fahatsiarovana teo @ fiainako,nanana aho fa tsy hitako. Ireto lay hira:-Arabaina ... tohiny
novalian'i cutie ny 13/10/2008 14:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.2904