10 000

1. Noue ( 13/10/2008 18:32)
iza no efa nahita an'io eee ? tsara sa ahoana ????
novalian'i Noue ny 15/10/2008 14:27
2. simplex ( 14/10/2008 14:45)

le 10 000 BC ve zany? :P

ra io dia mety efa hitako...
tsy dia ratsy loatra.

:)
3. Noue ( 15/10/2008 14:27)
ie ! io mahintsiny ka :) te-hijery an'io manko aho fa mba mila ny hevitry zay efa nahita eeeee :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3963