Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tslem
(
09/10/2008 11:38)
karatoa
Misy mba mahay ve hoe:ahoana kay ny fanaovana ireny karatoa ireny? ohatry ny mahatsiarotsiaro an'izany izao ny vava.
...
tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:26
Bita
(
09/10/2008 11:08)
Bal masquée
Nisy mpivady nanao programa fa handeha hanao bal masquée. Samy nividy ny azy izy 2 ary dia samy faly t@ zavatra novidiany.
Rehefa harivahariva dia nilaza narary andoha ilay ramatoa. Ary nihinana ...
tohiny
novalian'i Simpona ny 15/10/2008 14:57
xxx
(
09/10/2008 08:37)
resaka passport gasy
naheno resaka aho oe tsy maitsy hovaina ny passport gasy, ho an'izay gasy
résident aty france, alohan'ny faran'ny taona, na dia tsy mbola perimé aza, manadrana niantso ny embassade gasy ao paris f...
tohiny
novalian'i ni81 ny 09/10/2008 08:41
xxx
(
09/10/2008 00:15)
radio vazo gasy indray
Manao ahoana daholo,
Saika mba hanontany aho hoe ohatrinona kay ny mandefa pub ao amin'ny RVG? Ilay pub miteny amin'ny radio mihitsy fa tsy ads amin'ny page.
Efa namadibadika ihany aho fa tsy ...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 09/10/2008 08:55
kofbay
(
08/10/2008 15:12)
configurationmanuelle TELMA ho ana SE P1i - ampio e!
manana Sony Ericsson P1i fa tsy mety ilay configuration automatique alefan'ny Telma, kanefa izaho rehefa mandeha eny amin'ireny point TELMA ireny dia lazainy fa tsy ao foana ilay olona mahay manao azy...
tohiny
badboy
(
08/10/2008 14:33)
Ampy hanafoanana ny krizy erantany ve ny fivavahana??
Mahazatra ny tsirairay ny miteny tahaka izao manaraka izao rehefa misy trangan'olana 1 : "mivavaha fa tsisy zavatra tsy vitan'Atra"!!
Vavaka ve izany dia ampy hanafoanana ny krizy erantany??? :-o ...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/10/2008 20:30
colaps
(
08/10/2008 13:44)
ahoana no ataoko mba hatafita ahy????????????
za mbola mianatra no nahita asa ,nataoko ny asa nefa tsy najanoko koa ny fianarako .A@zao tena sahirana aho mieritreritra ny ho aviko satria lay tanjona mba niriako hatrizay tsy hoazoko .Mety amko tsa...
tohiny
novalian'i LEINAFATOU ny 09/12/2008 10:30
zary
(
08/10/2008 12:53)
fitiavantena diso tafahoatra
iza aminareo no mahatsapa tena fa tia tena aaaaaaaaa :x ...
tohiny
novalian'i cartina ny 14/07/2010 15:11
prime
(
08/10/2008 12:27)
Tonga advantista ny mpanao politika ngezalahy...
Izany tokoa no hoe, tsy manavaka ny antson'i Kristy fa ny olona rehetra amin'ny mahaizy azy avy dia mety ho tratra avokoa...
http://www.madagascar-tribune.com/Voninahitsy-devient-adventiste,9284.ht...
tohiny
novalian'i prime ny 18/11/2008 08:08
ni81
(
08/10/2008 11:33)
Ny anarana
Misy t@ ireo olona taloha no naka ny anaran-janany t@ loko, na isa, na zavatra hafa koa.
Ireto misy ohatra vitsivitsy dia manomeza koa ianareo.
Rakoto[u]manga[/u]
Randrian[u]telo[/u]
R[u]amboa[/u]...
tohiny
novalian'i fitiatantely ny 29/11/2008 08:15
melki
(
08/10/2008 10:32)
TSy haiko ny tena hevitry ny Vehivavy @ atao hoe Fitiavana!
Izaho dia lehilahy 26taona, ary niaraka tamina vehivavy 21 taona. nandritry ny roa taona izahay izao no niaraka. [b]Ny zavatra tsy azoko dia mandainga[/b] :cry: :( amiko foana izy, milaza hoe tary...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/01/2009 14:44
manafi
(
08/10/2008 09:29)
manino kai?
rehefa hampiditra tonon-kira aho dia lazainy fa diso foana ny solona anarako sy ny mot de passe ...
tohiny
novalian'i hery ny 08/10/2008 10:38
jagapeh
(
08/10/2008 09:20)
Rija Rasolondraibe
Hi all!
Misy mety manana adiresy email Rija Rasolondraibe ve na fomba iresahana aminy?aty ivelany aho manko,ka tia ahafantatra raha mba ho avy aty izy?
:cry: :wink:
God bless,J!...
tohiny
novalian'i ds ny 13/10/2008 11:02
tslem
(
08/10/2008 08:05)
karapanondro
Hono ho aho? ho antsika mpietraka aty ivelany ka manana karampanondro gasy sy vazaha, ka mandeha mankany Madagasikara.Rehefa tonga any ve dia azo ampiasaina daholo ny karampanondro anaankiroa sa ny CI...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 18/10/2008 07:57
lazounet
(
08/10/2008 01:20)
Hira diso tonony.
Eritreritra mandalo ny ahy fa mikasika tonon-kira ka aleoko apetraka eto.
Rehefa manao fety isika malagasy, indrindra any am-pita , dia mazàna mihira an'i " [u]é! Doda é!", "Mazava antsinana" àr...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 11/10/2008 09:45
ratonga
(
07/10/2008 22:18)
la liste de keren-rose
http://www.dailymotion.com/relevance/search/la%2Bliste/video/x116c0_keren-rose-la-liste_music...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 08/10/2008 10:06
ratonga
(
07/10/2008 22:10)
le point G
http://www.dailymotion.com/related/x1az8x_rose-fete-de-la-chanson-francaise_music/video/xov5j_tf1-140889-extrait-super-sexy_news?from=rss...
tohiny
novalian'i mangidy ny 30/10/2008 21:54
zozofinina
(
07/10/2008 19:31)
Ho potika koa vé ny RADIO VAZO GASY?????
Toa iaraha mahalala indray fa lasa fanaovan'ny sasany mattraquages ny RADIO VAZO GASY ??? toa izay mahatohatohana any @ tompon' andraikitra any ihany no tena mandeha bé foana ny hirany??? Misy dia...
tohiny
novalian'i Noue ny 10/10/2008 16:20
niryna
(
07/10/2008 17:47)
Misy fanahy(soul) koa ve ny biby ?
Tsy fantatro aloha na fety inona na inona no nankalazain'ny fiangonana iray izay hitako nanomboka ny sabotsy ka hatramin'ny alahady(.
Nilahatra nitondra ny alikany avokoa ireo mpiangona ao amin'ilay ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 24/10/2008 17:42
myaina
(
07/10/2008 11:09)
hampiditra sary
salama daholo,
mila fanampiana: nanandrana nampiditra sary aho, dia ok, d navadikako ho sary tava ilay 1 d asehony ny sary , dia tsindrina le hoe .... sary tava, dia hoe tsy "nanindry" sary akory ian...
tohiny
novalian'i nathie86 ny 10/10/2008 06:54
