Ny anarana

1. ni81 ( 08/10/2008 11:33)
Misy t@ ireo olona taloha no naka ny anaran-janany t@ loko, na isa, na zavatra hafa koa.
Ireto misy ohatra vitsivitsy dia manomeza koa ianareo.
Rakotomanga
Randriantelo
Ramboatiana
2. ainaheri ( 08/10/2008 12:09)
Tsimiandritolorana
Ratsimandresy
Ratsimamanga
Tsramipetraka
3. xxx ( 08/10/2008 16:48)
Mety be lelo be angamba ty akama ray ty Rafiringa , maro e ra anarana mampitokelaka Bevomanga Rabetokotany
4. ikaretsaka ( 09/10/2008 03:02)
Rafitombenana
5. ravatorano ( 09/10/2008 06:51)
tena marina ve io ilay ika sa elah mbo manala an
rafitombenana ikaretsaka :-P :-P :-P ao tsara ah sady tsara faneno

ary izao indray
Rasoamanahirana
Ravelotalata
Ilaisabotsy

fa any anindrana any dia misy indray maka anarana amin' izay zavatra mùalaza na mahasintona azy ireo nefa reefa lehibe ilay zaza vao tena taitra hoe fa naninona no natao an izany ny anarako
ohatra efa hitako mihitsy
disika
grafofone
........
:wink:
6. Noue ( 09/10/2008 07:26)
ary ilay hoe Rabevody Jean-Pierre lazain'i Francis Turbo ????? :-D :-D :-D :-D :-D :^) :^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D :-D
7. MMS ( 09/10/2008 10:36)
:-D :-D :-D :-D
Rainitay,
8. ni81 ( 09/10/2008 10:51)
Mitady anarana @ calendrier foana hono izy mivady ka tojo t@ fetin'ny 26 juin ry zareo; dia nataony hoe fête nat. ny anaran'ilay zaza :-D :-D
9. Bita ( 09/10/2008 11:10)
Vatosoa oa toa misy maro fa ny volamena tsy mba ary naheno aho fa maninona ny Rad tsy manome anarana hoe volamena ary?
10. ni81 ( 09/10/2008 11:16)
Vatosoa oa toa misy maro fa ny volamena tsy mba ary naheno aho fa maninona ny Rad tsy manome anarana hoe volamena ary?
zà tena manana namana 4 be izao hoe volamena, dia nahafantatra olona natao koa hoe: voasary (prof de gym tao @ Rabe tao izy io fa efa nodimandry)
11. endrika01 ( 09/10/2008 15:09)
Rabefiraisana:-P
12. endrika01 ( 09/10/2008 15:09)
Rabefiraisana:-P
13. tsiambaratelo ( 09/10/2008 15:13)
Rabetanety:-P
14. endrika01 ( 09/10/2008 15:17)
Rabenatoandro:-P
15. tsiambaratelo ( 09/10/2008 15:21)
Rasoherina-Rasoerina:-P
16. sytl ( 09/10/2008 17:06)
Rainikibory! :roll:
17. endrika01 ( 09/10/2008 18:56)
Ramarovavy!
18. ni81 ( 09/10/2008 18:58)
Ramambazafy
19. endrika01 ( 10/10/2008 05:35)
Razanamavo!
20. kalazagasy ( 10/10/2008 09:12)
Radio Celestin, olona tao anatin'ny fitondrana Ratsiraka fa mba menatra ngamba razoky dia novaina oe "ou" ny famakiana ilay "o" @lay oe Radio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1304