Ny anarana

21. kalazagasy ( 10/10/2008 09:18)
Misy koa anarana mapmé, Anarana @teny gasy + dikateny frantsay :
Tolojanahary Dieu Donné
Tongasoa Bienvenu

22. ni81 ( 10/10/2008 09:25)
Radio Celestin, olona tao anatin'ny fitondrana Ratsiraka fa mba menatra ngamba razoky dia novaina oe "ou" ny famakiana ilay "o" @lay oe Radio Miverina ery ambony
:lol: fa @ teny gasy kosa ange tsy misy O e!
23. kalazagasy ( 10/10/2008 10:19)
ni81:
fa @ teny gasy kosa ange tsy misy O e!

Marina zany kanefa tena Radio maneno mitsy no mety tao atsain'izy mivady lehibe, nga sady nihaino Radio zareo no nanao...., namorona ilay anarana re e.
24. fahamarinana ( 10/10/2008 10:48)
:arrow: ilay fetnat koa ve efa renareo ? nalaza be fa tsy fantatro na tena marina na vazivazy ataon'olona... (l)
25. ni81 ( 10/10/2008 10:51)
ilay fetnat koa ve efa renareo ? nalaza be fa tsy fantatro na tena marina na vazivazy ataon'olona...
efa nataoko io @ faha-7 io akia fahama a :-*
26. fahamarinana ( 10/10/2008 10:57)
:arrow: oadray,azafady retsy fa tsy nahita aho a,tonga dia niditra.. :-* (l)
27. ni81 ( 10/10/2008 11:41)
oadray,azafady retsy fa tsy nahita aho a,tonga dia niditra..
tsy asian-tsika olana e! :)
28. tsiambaratelo ( 10/10/2008 17:10)
Rangitamalala
29. RATOVOARY ( 13/10/2008 06:57)
Ralambomahay,
Rakotondramboa
Rafahatelo, Radimisoa
Tao Maevatanana aza nisy hoe: URGENT no nataony anaran-janany. Naheno matetika hono izy rehefa sendra mandalo eo antokonin'oul tany @ toeran-kafa hoe : Any amin'i ry Jean , an'i ry Jean,...sns...de io no natambany ka lasa hoe : URGENT =)) =)) =)) =))
30. ni81 ( 13/10/2008 07:05)
Ravelomahay (toa olo-malaza tao mahajanga tao)
Rabesandratana
Ratsirahonana (olo-malaza koa)
31. tsiambaratelo ( 15/10/2008 09:56)
Ralambo!
32. fitiatantely ( 29/11/2008 08:15)
Tsikimototra Sariaka
De ahoana moa ny fomba hieritreretana an'izany; sady mitsiky no mimototra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3762