Liste des messages

Liste des messages, inserés par fitiatantely, par ordre de date
fitiatantely ( 19/12/2008 07:08)
FANABEAZANA AIZANA
Izaho manao fanabeazana aizana (mitsindrona) de hitako fa tena mitombo be ny lanjako indrindra fa ny kiboko sady miha kamo zany aho no maina be, de tiko hajanona le izy nefa za tsy mahita fomba hafa, ... suite
répondu par midrou le 24/10/2019 17:11
fitiatantely ( 05/12/2008 06:12)
vehivavy ts avelan'ny vadiny hiasa
Misy vehivavy nianatra de vita ny fianarana de nanambady! avy eo ts navelan'ilay vadiny hiasa izy, de very fotsiny ny fotoana sy ny vola nianarana. Ilay lehilahy anefa ts hoe be karama be fa sahirakir... suite
répondu par fahamarinana le 12/12/2008 12:18
fitiatantely ( 04/12/2008 12:18)
mila valiny
Marina ve fa ny lehilahy rehefa ts misotro toaka, ts mifoka sigara na rongony, tsy miloka , ts mihinana paraky sns...de hadalam-behivavy (mamba). ... suite
répondu par kotobekibo le 22/12/2008 14:47
fitiatantely ( 03/12/2008 06:12)
Inona ny atao mba hanalana ny tavy @ kibo
Matetika ny vehivavy rehefa niteraka dia lasa be kobo, Inona ny vahaolana hatao mba hampihena io kibo io?. Mba mangataka valiny aminareo ze mahay aho. Ilay resaka fanafody na tambavy hatao pub @ radio... suite
répondu par Rntsif le 14/09/2011 12:57
fitiatantely ( 29/11/2008 07:30)
fanontaniana
Bjr! Izaho te handefa filazana ao amin'ny bizna serasera nefa mahagaga fa tsy mety tafiditra mihitsy fa lazainy hoe diso foana hono ny solonanarana sy teny miafina nefa dia marina be izao no nataoko... suite
répondu par fitiatantely le 04/12/2008 06:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0678