Inona ny atao mba hanalana ny tavy @ kibo

1. fitiatantely ( 03/12/2008 06:12)
Matetika ny vehivavy rehefa niteraka dia lasa be kobo, Inona ny vahaolana hatao mba hampihena io kibo io?. Mba mangataka valiny aminareo ze mahay aho. Ilay resaka fanafody na tambavy hatao pub @ radio reny v mety mandaitra ihany?
Misaotra mialoha izay mamaly sy manome hevitra.
novalian'i Rntsif ny 14/09/2011 12:57
2. akamatiana ( 03/12/2008 06:35)
fitiatantely > marina tokoa zany fa nena klou navelako amzao de nihena tsikelikely teo iany fa na zany azany ty misy hevitra kely henoko tamin'ny Mbola tsara , mividy laisoa de le raviny ireny houn no amonosana ny kibo asina clim film reny amonosana azy aveo , refa alina no tsaratsara kokoa de atao matetitetika fa mihena houn io , za klou tsy nanandrana a
3. tiou ( 03/12/2008 09:45)
miarahaba atsika rehetra!
manao sport!! aloha ny zavatra iray tena mampiala azy e
na tsy mihinana be loatra!
ny ahy ny zavatra ataoko dia izao:
miazakazaka isa maraina (30min ) eo ho eo, rehefa miazakazaka dia fonosina papier film ny kibo, dia manao mafana tsra, . Ho hitanao fa tonga dia lasa io ! 1 mois farafaha elany dia efa hitanao ny vokany ,zavatra nataoko ary tena mandaitra be mihitsy, De zao koa na dia tsy miazakazaka aza enao fa mandeha tongotra lavidavitra dia efa mety ? atao zany ze hahatsemboka e .
izay fa dia mavita soa e
4. tywa68 ( 03/12/2008 09:57)
Fitiatantely ! tsy mihinana tantely be loatra :lol: d manao abdo sy mandeh tongotra na mihazakazaka mahatsemboka, ampiana massage polesina ilay izy mba hampihetsika ny gras. Mila patience b !

Akamatiana : koa tsy ho gaga i ramose raha atao @ kibo ny laisoa azo atao laoka ? :lol:
5. kotobekibo ( 03/12/2008 10:21)
Re : Inona ny atao mba hanalana ny tavy @ kibo

mi-interesy b ahy ity lohahevitra ity izany an ,

tywa68:

Akamatiana : koa tsy ho gaga i ramose raha atao @ kibo ny laisoa azo atao laoka ? :lol:


Sakafo b ity hoy izy , hena matavy sy laisoa miam, miam...
Tsy maintsy hiditra ho akaman'i ramose ihany zà raha izany an! sady zà efa manana vary . ( politikan'ny kibo oblige ) :-D :-D :-D
6. vale ( 03/12/2008 10:43)
abdomino aky atao raha mahavita ah!!!iny no tena efficace.Ilay laisoa io koa efa nandramako fa ohatry ny efficace ihany fa za moa tsy naharitra le izy satria maha-tsemboka le izy de somary sorena aho de najanoko fa andramo koa io raha maharitra fa hitako mandaitra raha mahatohy azy tsara satria le izy maha-tsemboka ny kibo. ;-)
7. fitiatantely ( 03/12/2008 10:44)
tywa68:

Fitiatantely ! tsy mihinana tantely be loatra :lol: d manao abdo sy mandeh tongotra na mihazakazaka mahatsemboka, ampiana massage polesina ilay izy mba hampihetsika ny gras. Mila patience b !

Akamatiana : koa tsy ho gaga i ramose raha atao @ kibo ny laisoa azo atao laoka ? :lol:



za tena ts tia tantely, vao mihinana aho na kely aza de marary kibo, ny abdo ndray efa nanao ihany aho fa marary be ny ozakiboko de najanoko, mila ho ts afaka mihetsika mihits
8. kotobekibo ( 03/12/2008 11:24)
Ajanony ny gouter-gouter fa iny tena danz b .
Ahenao ny habetsan'ny sakafo ohaninao isan'andro .
Mila sport kely koa mba ahamora ny handorana ireo tavy mba hampifitina sy hampihena azy ireo .
Ilay abdo tena mety tsara , mila henjanina ny ozatra ref avy nivoraka .
@ 1°d tsy maintsy marary ny manao abdo . Ilay marary iny midika fa miasa tsara ilay ozatrao ka tsy tokony ajanona , minàna paracetamol 1000 mg fotsiny .
@ 1°kelikely ihany ny isan'ilay abdo atao d ajanona aloha . Tohizana ny ampitso , d ampitomboina kely indray . D toy izay hatrany hatrany .
Aza adino ny manao étirement isaky ny avy manao sport mba tsy ahavoa ny courbature , mety ho voa ihany fa mba tsy d marary loatra @ izay .
Misotroa rano bdb isanandro na mafana ny andro na mangatsiaka , forceo kely . Iny no mi-évacuer ny tavy mitsonika .
Potsipotsiro ny kibo ho vaky ny tavy d mora mitsonika avy eo . Raha misy mpanotra tavy tena mety b .
Misy ol fantako nanao an'ilay otra tavy , fa impressionnant b ny vokany an! Orina @ menaka special ( Toa katrafay raha tsy diso zà ) afangaro @ voasary makirana .
Mazotoa e! ;-)
9. ni81 ( 03/12/2008 11:46)
marary be ny ozakiboko de najanoko, mila ho ts afaka mihetsika mihits
Ilay mararirary iny mihitsy no tena manala azy ka!
http://www.dailymotion.com/relevance/search/DIRECT%2B8%2BSTRETCHING/video/x3j22b_direct-8-stretching_sport
10. fahamarinana ( 03/12/2008 11:49)
:arrow: ary raha tsy homan-kanina 2 semaines ve tsy hihena ry reto ! :°) (l)
11. kotobekibo ( 03/12/2008 12:02)
fahamarinana:

:arrow: ary raha tsy homan-kanina 2 semaines ve tsy hihena ry reto ! :°) (l)


Fadiana mihitsy izay tenenin-njy izay , tsy hoe mifady hanina , zara fa homana d ihena , mihena njy eo fotsiny fa ref miverina mihinana d tena mivondraka 2fois en + . Izay no antsoina hoe " effet YOYO "
Ny quantité no anasorana kely fotsiny d ampy , @ izay ny reserve ao @ tenanao no ampiasain'ny vatanao .
12. fitiatantely ( 03/12/2008 12:48)
misaotra anareo @ le conseil é! mbola misy v? le laisoa ve avela eo mandritry ny alina?
13. vale ( 03/12/2008 13:14)
fitiatantely: mety koa hono raha atao amin'ny alina le izy, fa ny anah aloha tamin'ny antoandro no nataoko e, dia avelatra erakin'ny kibo le izy de fonosana film étirable ireny avy eo, fa itandry eo fa tonga dia miha-tsemboka ny kibo, dia iny no manala lé graisse, raha @ alina mety vao mainka tsara satria elaela ny fiasany, mais bon!!!!!mmmh.. :°)
14. kotobekibo ( 03/12/2008 13:20)
Ka film d'horreur sa comedie hono e! miankina @ acteur koa aloha e! :-D :-D :-D
15. vale ( 03/12/2008 15:07)
koto: acteurs matanjaka dol zany ka! :-P :-D :-D :-D
16. vale ( 03/12/2008 15:08)
tondé film d' horera be kooooo :-D :-D :-D :-D
17. heidi ( 03/12/2008 16:43)
fitiatantely:

Matetika ny vehivavy rehefa niteraka dia lasa be kobo, Inona ny vahaolana hatao mba hampihena io kibo io?. Mba mangataka valiny aminareo ze mahay aho. Ilay resaka fanafody na tambavy hatao pub @ radio reny v mety mandaitra ihany?
Misaotra mialoha izay mamaly sy manome hevitra.


aza misotrosotro fahatany izany, misy namako izay, vao teraka izy dia rehefa afaka nanao sport amizay dia nasiany ny sport mahery vaika, abdo sns fa toy ny tsy teo ilay kibo, tena lasa fisaka tanteraka, io koa miakina amin'ny toe-batanao ihany, raha vehivavy mora matavy dia tsy ho afaka io fa asio sport fotsiny mba tsy hampotombo azy....
NY VEHIVAVY mampinono hono mora mahia rehefa avy miteraka


:-P
18. Papoose ( 04/12/2008 02:55)
akamatiana:

fitiatantely > marina tokoa zany fa nena klou navelako amzao de nihena tsikelikely teo iany fa na zany azany ty misy hevitra kely henoko tamin'ny Mbola tsara , mividy laisoa de le raviny ireny houn no amonosana ny kibo asina clim film reny amonosana azy aveo , refa alina no tsaratsara kokoa de atao matetitetika fa mihena houn io , za klou tsy nanandrana a


laisoa manta ve no avelabelatra @ le kibo?? dia ohatran'ny ahon zany clim film fa tsy haiko???za mantsy te hividy laisoa zao de zao @ zay tena fisaka mifampikasika @ lamosina ny kiboko:-P

mba asio fanazavana kely fa tsy azoko antsaina mihitsy nefa za mbo te hanandrana azafady!
19. akamatiana ( 04/12/2008 05:50)
papoose > ie avelabelatra am kibo akia a de fonosina le papier film le fanaronana sakafo reny , somary mamofona le izy io fa mandro tsara fotsiny aveo de zay , am alina no tena tsara raha mazaka ramsa , amizay tsemboka tsara mantsy .

Maztou e
20. tywa68 ( 04/12/2008 07:16)
Akamatiana sy Papoose : i ramsa anie mety hahazaka @ voalohany, fa rehefa variana mirakotra laisoa eo ianao d mety izy no ho lasa fa tsy ny kibo e :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4068