Inona ny atao mba hanalana ny tavy @ kibo

21. akamatiana ( 04/12/2008 07:58)
tywa > fa nga mou zany manakana ny krak krak e, fa le mazaka fofona no tiko ambara :)
22. sakaizakely ( 04/12/2008 08:11)
ka tsy tavy ané izy iny e, ny kibo iny nihitatra be satria nisy zavatra tao sivy volana de mila fotoana vo miverina am laoniny
tsy tokony maimaika fotsiny fa iny koa tsy hiverina fisaka be raha toa ka efa tsy musclée tsara ianao talohan'ny bevohoka, hafa ny sipa sportiva be otran'ny lazain'i heidi io
tsy misy afatsy ny sporo fa raha hiandry effet-na tambavy na produits nefa tsy hanao sport de eeeeeeeeeee manantena tsy misy zany
ankoatr'izay de hain'i kotobebide tsara mits le izy, ahena ny sakafo matavy sy mamy, mihetsiketsika
23. heidi ( 04/12/2008 11:29)
tsy misy afatsy ny sporo fa raha hiandry effet-na tambavy na produits nefa tsy hanao sport de eeeeeeeeeee manantena tsy misy zany

zà kou tsy dia mahatoky an'ireny ki rahadraha ireny....
RAHA EFA mahia otran'ny akamatiana izao, na ts nanao iny laisoa iny dia mety hiverina am loniny taloha ny kibo, arakaraka ny toe-batan'ilay vehivavy io...
RAha efa vahany ny mora matavy dia atao ahoana, asio sport mba tsy hitabonaka loatra avy eo dia mitandrina ihany koa am sakafo tsy ho tendakanina loatra :-D
24. akamatiana ( 04/12/2008 12:14)
heidi > hoy toi , tena tsy miverina intsony ohatra le mahia teo tsony kou ,, fa zany we tsy de ohatra le matavy beuh reny kou nefa fa lasa antoniny zany e :-D
25. heidi ( 04/12/2008 12:20)
kaz njy nge kosa kalitaka kely loatra de zao izany vao tena milay beuh!
aleo mba misy tsongotsongoina e! :wink:
26. akamatiana ( 04/12/2008 13:04)
:lol: ka aleo iany le talou ko lol , zao tsisy atoun aby ny akanjo , sady maazo vava am rams fona zao we damozana , zao houn tsy voafehy ray tanana tsony :-D
27. tywa68 ( 04/12/2008 13:40)
akamatiana : hay zay zany no tsy nanandramanjy an'ilay laisoa :-D :-D
28. Papoose ( 04/12/2008 14:09)
anjaso mintr alo andramako le laisoa ka :lol:
ary raha kibo tsy niteraka v mety eee!!!
ny ahy tsy misy atahorana na hamofona aza le sou fa za ihany no midodo eo kooo :°)
29. sakaizakely ( 04/12/2008 14:10)
ny laisoa kosa rangah masiso a !
aleo ihany matavy raha izany :lol:
30. heidi ( 04/12/2008 14:37)
akamatiana:

:lol: ka aleo iany le talou ko lol , zao tsisy atoun aby ny akanjo , sady maazo vava am rams fona zao we damozana , zao houn tsy voafehy ray tanana tsony :-D



:-D :-D :-D ountsss mba maivava kou ty vaidinjy retsy :-D kely lotra indry talou kou! aleo mitombo kely, ny ahy kou ngah mou atonona ny akanjo talou fa de mividy taille vaovao zany :-D
31. heidi ( 04/12/2008 14:39)
27. Mpandefa : Papoose [ Valio ] 04-12-2008 15:09:57
Lohateny : Re : Inona ny atao mba hanalana ny tavy @ kibo
anjaso mintr alo andramako le laisoa ka
ary raha kibo tsy niteraka v mety eee!!!
:-D :-D :-D atao'i papoose iii! ho avy am angady sy harona izy io :-D
32. Papoose ( 04/12/2008 17:50)
:-D fade hasiso zany raha ny fahitako an'izao kleee!!!
mafy le tia andrakandrana fa de mampasisso :-D

fa ohatran'ny le fofonyrehefa mangotraka v lo zany sisony zany ee sa ahon?
33. heidi ( 04/12/2008 18:22)
:-D
34. tywa68 ( 04/12/2008 19:14)
Papoose : f'angah nahita ramsa injy no mihaotra ! :-D :-D
35. vale ( 04/12/2008 22:07)
Papoose:

:-D fade hasiso zany raha ny fahitako an'izao kleee!!!
mafy le tia andrakandrana fa de mampasisso :-D

fa ohatran'ny le fofonyrehefa mangotraka v lo zany sisony zany ee sa ahon?

an,an,annnnnnnnn tsy misy fofona izany le izy kah!!!!!!!!! zavatra manta anie no atao fa tsy laisoa andrahoina eeee!


:lol:
36. Papoose ( 05/12/2008 01:45)
tywa68:

Papoose : f'angah nahita ramsa injy no mihaotra ! :-D :-D


mihaotra ahon??? nga hiandry rams vo hotaingenan'ny laisoa e

=))
37. Papoose ( 05/12/2008 01:46)
etsy ambony milaza fa mamofona tsy hasisosiso ve zany???zah hanandrana mantsy de lazaiko eto ny resultat fa ampiko google kely :°) :-P
38. akamatiana ( 05/12/2008 07:03)
tywa > tsy we le masiso fa ny akamoako no betsaka akia a :-D

heidi > ie maivava mitsy , ka le ray tanana nge houn milay e , azonjy antsaina iany lol :-D

papoose > misy fofona ouz le tao a Mbola tsara fa tsy haiko , fa io i vale efa nanao le izy miteny fa tsy masiso zany houn . Maztou akia a, mafy refa te ahazo bika gitara e :wink:
39. tywa68 ( 05/12/2008 14:58)
Papoose:

etsy ambony milaza fa mamofona tsy hasisosiso ve zany???zah hanandrana mantsy de lazaiko eto ny resultat fa ampiko google kely :°) :-P

Mamofona parfum laisoa zany =))
40. fijo ( 05/12/2008 21:43)
rehefa manao sport de aza hadino,fa mihoatra ny 30 mn vao mety,satria mandritra le 30 mn voalohany dia ny hery ny hanina noaninao no lany eo,vita io 30 mn io ,vao manomboka maka ny hery ao amin'ny tavy ny vatana hiasany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.558