Inona ny atao mba hanalana ny tavy @ kibo

41. vale ( 05/12/2008 23:55)
tywa68:

Papoose:

etsy ambony milaza fa mamofona tsy hasisosiso ve zany???zah hanandrana mantsy de lazaiko eto ny resultat fa ampiko google kely :°) :-P

Mamofona parfum laisoa zany =))



:-D :-D :-D :-D :-D :-D
42. kotobekibo ( 06/12/2008 00:07)
akamatiana:

papoose > ie avelabelatra am kibo akia a de fonosina le papier film le fanaronana sakafo reny , somary mamofona le izy io fa mandro tsara fotsiny aveo de zay , am alina no tena tsara raha mazaka ramsa , amizay tsemboka tsara mantsy .

Maztou e


vao mitsapa ao anaty maizina izany ram's , tonga matahatsa hoe fantôm sakaa!!!
:-D :-D :-D
43. karinah ( 07/12/2008 04:18)
:-D :-D :-D
44. tywa68 ( 07/12/2008 17:10)
Koa nga hitsapa intsony fa tonga d miesona :-D :-D
45. kotobekibo ( 07/12/2008 23:28)
Misy ny lhl no tsy tia sipa bebe kibo , fa zà anefa mirevy b ,
yeahh!!! misy lalaovina sy tazotazomina @ izay kouh . :D :wink:
46. Papoose ( 08/12/2008 04:06)
kotobekibo ndao ary hiaraka hanena kibo @ laisoa eee!

ndraso @ fa alatsinainy za manomboka azy dia hitako eo :-D
47. niryna ( 08/12/2008 17:45)
48. Papoose ( 09/12/2008 03:37)
ahon'io???
49. fitiatantely ( 09/12/2008 06:44)
aiz no misy mivarotra papier film? Ary mety v ra gaine no atao amonosana le laisoa @ kibo
50. ni81 ( 09/12/2008 07:03)
Misy ny lhl no tsy tia sipa bebe kibo , fa zà anefa mirevy b ,
yeahh!!! misy lalaovina sy tazotazomina @ izay kouh .
:-D :-D
aiz no misy mivarotra papier film? Ary mety v ra gaine no atao amonosana le laisoa @ kibo
eny @ grande surface na mpivarotra kojajoja momba ny sakafo feno e!
51. tywa68 ( 09/12/2008 10:28)
Papoose:

kotobekibo ndao ary hiaraka hanena kibo @ laisoa eee!

ndraso @ fa alatsinainy za manomboka azy dia hitako eo :-D

Toa mihemotra foana njy e ! aroso laoka ho an'Ikotobekibo ilay laisoa ny farany koa :-D
52. heidi ( 09/12/2008 17:06)
kotobekibo:

Misy ny lhl no tsy tia sipa bebe kibo , fa zà anefa mirevy b ,
yeahh!!! misy lalaovina sy tazotazomina @ izay kouh . :D :wink:


dia raha mifandona ny samy kibo be de aon zany?????
Samy mùhievotrevotra kely eo fotsiny fa tsy marary veuh?????
:-D
53. Papoose ( 12/12/2008 22:03)
tywa68:

Toa mihemotra foana njy e ! aroso laoka ho an'Ikotobekibo ilay laisoa ny farany koa :-D


mbola tsy azo ongotana hono le laisoa fa mbola tanora loatra!

:-D
54. kotobekibo ( 13/12/2008 21:01)
Ka zà efa kôssôô , dia miady amiko tsara ilay laisoa na tanora na efa antitsa kouh!
(l) :D
heidi:
dia raha mifandona ny samy kibo be de aon zany?????
Samy mùhievotrevotra kely eo fotsiny fa tsy marary veuh?????


ieeuuu!
aleo izay fa raha mahia loatra manjary mikatrokatroka ny taolana klé :-D :-D :-D
55. arialy ( 16/12/2008 08:54)
za efa naita oul te ihena mafy de tsy ninana afa-tsy paoma 1 isan'andro fa 3js après fanina ninann fatiny, fay tanteraka, marina fa tena nihena fa ni rattraper ndray.
ny mapihena aingana koa ane dia minana produit laitier am maraina, féculent kely sy hena ny atoandro dia la soupe 1 bol fotsiny ny hariva, refa noana de miboboka rano, andramo anie io e?
56. nikah ( 17/12/2008 07:34)
Ka ilay mihinana paoma de tena mampahia kou!
Za kou de manana olana @ kibo io,fa tsy te hanao regime za satria lasa mahia in-1.Ny kibo fotsiny no tiako hihena fa tsy ny vatako 1 manoytolo akory.
Efa natao ihany ilay abdo fa tsy laitra ny vokany fa naharary beeee,tsy nisy toy zany,na manena ka.. ary ankabine aza maharary daholo ny kibo,ka naleoko de najanona.Fa mba ahoana ny fiasan'ireny creme ventre plat ireny sao mba misy mahalala..?????
57. kotobekibo ( 17/12/2008 18:21)
nikah:

Efa natao ihany ilay abdo fa tsy laitra ny vokany fa naharary beeee,tsy nisy toy zany,na manena ka.. ary ankabine aza maharary daholo ny kibo,ka naleoko de najanona.


ka ilay naharary iny midika fa manomboka mihenjana ny ozatrao , tokony tohizanao iny d afaka ao aoriana kely ao , izany hoe tsy marary intsony , ny souffle indray no tsy ampy .
Normal koa io , ary + njy manao sport , abdo , mihazakazaka , + mora mihena , + mihamahazo souffle d tsy mora vizaka .
Lasa matanjaka kokoa , tsy mora lanin'ny aretina mandalo .
58. fitiatantely ( 19/12/2008 06:58)
Ka ny ahy koa ange ny kibo ihany no tiko ahena e! de nanao abdo fa ts laitra marina le marary,
ary le laisoa ve wa mety ra gaine no hamonosana azy @ kibo, za mantsy tsisy fotoana mintsy handehanana any antsena hividy le papier film fa miasa foana
59. nikah ( 19/12/2008 11:34)
Ka tsy maitsy hoe manao sacrifice ianao refa te-hanana ny soa ry fitia a!
nefa andramo ihany ny gaine raha mety mitazona.
60. fitiatantely ( 19/12/2008 13:24)
merci e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9241