Salama dol รด! Ilay laisoa aloha ten efa hitako fa eficace fa sendra mandrebireby kely fotsiny le izy refa entina matory e! ary hono oa ry reto miresaka mampihena vatana ihany isika , fa marina ve zan oe rehefa manena vatana dia tsy de mihinana sakafo betsaka loatra fa manjary lasa bokona be indray raha sady manao sport no mihinana sakafo?