fanontaniana

1. fitiatantely ( 29/11/2008 07:30)
Bjr!
Izaho te handefa filazana ao amin'ny bizna serasera nefa mahagaga fa tsy mety tafiditra mihitsy fa lazainy hoe diso foana hono ny solonanarana sy teny miafina nefa dia marina be izao no nataoko! Inona no mahatonga izany?
Manantena valiny aho dia misaotra mialoha.
Veloma tompoko
2. brast ( 29/11/2008 20:02)
ny mpandrindra no tomponandraikitra voaloany@ izany
3. brast ( 29/11/2008 20:02)
ny mpandrindra no tomponandraikitra voaloany@ izany
4. MANAKASINA ( 30/11/2008 17:37)
asio rora fa tafiditra foana io e
5. ni81 ( 30/11/2008 19:04)
asio rora fa tafiditra foana io e
:roll:
6. karandoha ( 30/11/2008 21:25)
:lol: :lol: misy maisatra sa mafy zavatra ndray ao no asiana rra ary refavieo sao dia membo :lol: :lol:
7. fitiatantely ( 03/12/2008 11:02)
nareo koa ts matotra mintsy kah! inona no asina rora ny ecran v? Sa ny souri de mpidirina ao anaty clavier,
8. ni81 ( 03/12/2008 11:22)
nareo koa ts matotra mintsy kah! inona no asina rora ny ecran v? Sa ny souri de mpidirina ao anaty clavier,
Hita oa! Tsy mba azavaina klou izay hevitra ilaina dia aveo mananihany fa !
9. fitiatantely ( 03/12/2008 11:39)
:evil: masosotra mintsy ny olona ts matotra nef za mba matotra tsara manontany, sady efa nasiako hoe misaotra tompoko @ farany
10. kotobekibo ( 03/12/2008 12:09)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/petit-mdr-168.gif[/IMG]

ka ilay mifananiany tsy voatazona kouh ! Saika hanohy hananiany zà fa sao tezitra eo fitiatantely :-D
11. fitiatantely ( 03/12/2008 12:18)
za ts tezitra kah! fa tiako valina matotra aloha ny fanontaniana zay vao mananihany! de inona izao no mahalatsaka anao eo ry bekibo, tapaka eo io tsinay io vao tonga saina fa ataovy eo ihany, zay vao tsisy kibo eo ntsony de lasa kotokelikibo 8)
12. kotobekibo ( 03/12/2008 12:40)
Lasa kotokelikibo ?8O maty aho voninahitso .:-D
Ny mahalatsaka ahy d lé hoe asio rora ...mbola saika hanampy trotraka zà hoe tatao kely @ lame zilety ref tena mafy ny ataky e! :-D :-D :-D
13. fitiatantely ( 04/12/2008 06:40)
inona no asina rora de inona no tatahana @ lame e? filazana ao @ bizna nge no tiako ampidirina e! ny zavatra hafa rehetra tafiditro daholo fa ts mila asina rora zany! fa le filazana ts tafako mintsy, fa maninona ary? :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5095