Rija Rasolondraibe

1. jagapeh ( 08/10/2008 09:20)
Hi all!
Misy mety manana adiresy email Rija Rasolondraibe ve na fomba iresahana aminy?aty ivelany aho manko,ka tia ahafantatra raha mba ho avy aty izy?
:cry: :wink:
God bless,J!
répondu par ds le 13/10/2008 11:02
2. titihh ( 08/10/2008 18:23)
Teny malagasy ihany no fomba firesahana aminy kah :) gasy ngé iny éé hihihihi :p
3. jagapeh ( 13/10/2008 06:41)
misaotra betsaka namaly!fantatro izy fa gasy e !email adiresiny :roll: :?: no nangatahako ry M.Jackon a!
4. ds ( 13/10/2008 11:02)
Nalefako hafatra manokana any aminao :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2128