Tonga advantista ny mpanao politika ngezalahy...

1. prime ( 08/10/2008 12:27)
Izany tokoa no hoe, tsy manavaka ny antson'i Kristy fa ny olona rehetra amin'ny mahaizy azy avy dia mety ho tratra avokoa...

http://www.madagascar-tribune.com/Voninahitsy-devient-adventiste,9284.html

Ahoana ny hevitrao?
novalian'i prime ny 18/11/2008 08:08
2. Noue ( 08/10/2008 13:57)
prime:

Izany tokoa no hoe, tsy manavaka ny antson'i Kristy fa ny olona rehetra amin'ny mahaizy azy avy dia mety ho tratra avokoa...
tratran'ny inona moa izany eeeee ???? amiko aloha tsy hitako zay olana @ zany ! moa ve tsy Iray sy Tokana ihany Andriamanitra hivavahana ????


3. badboy ( 08/10/2008 14:39)
Dia tsy ho sitrapony izany ilay izy fa tsy maintsy lazaina hoe antso??

:twisted:
4. Noue ( 08/10/2008 15:24)
:^)
5. ikaretsaka ( 08/10/2008 16:46)
fomba fiady daholo izany...mety leo kisoa lery de misy zavatra hafa ataony rehefa alahady (mpihaza gaigilahy manko ingahy rainy) dia ....
6. simplex ( 08/10/2008 18:41)

ny an'lery koa ny be ndrindra kle :)
tsy manakivy azy a fa tro be kosa zany kle 8)
7. fijo ( 08/10/2008 20:29)
io voalazan'ika io.nisy nankaleo azy dia mba mody hoe hiova aho.

aza hadino koa fa ny filoha ravalo (mpivavaka)ka sao mba lasa resaky ny samy (mpivavaka )indray dia hoazo ihany ilay seza teo???????
8. ikaretsaka ( 08/10/2008 20:38)
izay koa antony iray
9. fijo ( 08/10/2008 20:48)
asa fa tsy mandresy lahatra,na ny namany aza io fihovana voalaza io,ka toa mamofompofona polifika ihany ilay filazana.
10. ikaretsaka ( 08/10/2008 22:17)
mety misy fahamarinany io
11. krumps ( 09/10/2008 10:07)
ahah, zao ol tsy de mahavoa raha nefa be stil rehetr zao ko de amoronana sujet ato! amiko ol te hanao "interessant" fotsiny ingahy rainy fa ssshhhh, zany ko de hita mediatisé-na. mba fika hafa no atao rehefa te ho vedette fa tsy zany.
12. fahamarinana ( 09/10/2008 10:25)
krumps:
ahah, zao ol tsy de mahavoa raha nefa be stil rehetr zao ko de amoronana sujet ato!

:arrow: nefa mbola miditra sy mamela soratra ihany na izany aza fa tsa maharitra va !!!...:roll: (l)
13. ni81 ( 09/10/2008 10:52)
nefa mbola miditra sy mamela soratra ihany na izany aza fa tsa maharitra va !!!...
:-D :-D :-D :-D
14. fijo ( 09/10/2008 19:50)
marina any zany yyyyyyy fahamarinana
15. tywa68 ( 10/10/2008 05:09)
Fahamarinana : masiaka an :°)
Krumps anie ilay mody misendoatra fa faly miditra eto ihany e :-D
16. fijo ( 10/10/2008 20:51)
sao dia tsy "krumps" ary fa krotana???
17. fahamarinana ( 12/10/2008 15:01)
:arrow: tywa :tsy masiaka retsy fa mbola miaraka petsapetsa eto anie ! sa tsy izany ve..:) (l)
18. deric ( 13/10/2008 07:50)
Safidy ny fiainana e! Koa na miantsoa nge Andriamanitra azo valiana ary azo tsy valiana e!
Ny lakolosy maneno ange tsy fanerena fa fampahatsiahivana e! misy ny misafidy hamaly ny antso fa misy ny mifsafidy hiantsena na hampiaraka na hijery film na hanjono.
Mirary an' ingahy rainy ho hiotombo fahasoavana ka voavonjy ny finoany.
19. tywa68 ( 13/10/2008 09:02)
Fahamarinana : i Voninahitsy no petsa2 k ! d izy koa no "tratra" hoy i Prime :°) :-D
20. prime ( 13/10/2008 10:32)
Noue:
tratran'ny inona moa izany eeeee ???? amiko aloha tsy hitako zay olana @ zany ! moa ve tsy Iray sy Tokana ihany Andriamanitra hivavahana ????
... Tratran'i Kristy...

Tsy misy ny olana fa isaorana sy deraina aza Andriamanitra "nahatratra" an'Ingahy Voninahitsy... :)

Sa inona no olana mampieritreritra sy mahatonga anao manao hoe "tsy hitako izay olana"...??? sa misy olana amin'ny mahairay an'Andriamanitra tianao ahatongavana ve??? hazavao kokoa ny hevitrao...

badboy> Haino aloha ilay antson'Andriamanitra dia safidy ny hanaiky na tsia, fa rehefa manao "Eny" amin'ny antsony dia "Eny" koa hoy Andriamanitra ka tena an-tsitrapo mihitsy izy amin'izay...

fijo, ika> Eritreritra sy fijery mety mitombina tokoa izany fa hatreto aloha dia ilay firosoany sy faharesen-dahatra ao aminy no nanekeny hatao batisa ka sarotra ihany ny itsaràna mialoha hoe misy ambadika...

Na Paoly Apostoly sy ny Apostoly maro ary ny mpitory filazantsara koa aza dia maro tamin'ireo namany sy nifanerasera taminy no tsy nino hoe tena niova fo marina fony izy ireo nanolo-tena ho an'i Jesosy...

krumps> :)

simplex> Fa ahoana ry simplex? ny azy no be indrindra ahoana? mba hazavao hoe...

deric> =D>
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0891