Tonga advantista ny mpanao politika ngezalahy...

21. Noue ( 13/10/2008 13:16)
"prime":
Izany tokoa no hoe, tsy manavaka ny antson'i Kristy fa ny olona rehetra amin'ny mahaizy azy avy dia mety ho tratra avokoa...
ianao no tsy mahay manazava eeeeee! koa raha tsy inona Andriamanitra ko ilazaina hoe tratra ????
22. Noue ( 13/10/2008 13:40)
ohatran'hoe polisy zany Andriamanitra ka ilazana hoe tratra :^) :^)

ilay voahantson'Kristy tsara fa ilay hoe tratra :^) :^) :^)
23. rabilabila ( 15/10/2008 12:13)
Ny tena tsy azoko amin'ity lohahevitra ity dia izao:

F'angaha moa izy tsy efa kristianina ( loterianina raha tsy diso aho ) taloha ? Izany hoe efa niaraka tamin'i lery izy fa amin'ny fombafomba loterianina !!!
Sa ny andriamanitry ny adventista 7ème jour no tena andriamanitra ka dia "tratra" tokoa izy ?

Ny zavatra fantatra aloha izao dia tratran'ny tribonaly izy !!
24. ikaretsaka ( 15/10/2008 15:30)
ka refa felem de lamosina izany fa refa adventa de tratra ko
25. fahamarinana ( 15/10/2008 18:16)
:arrow: :-D ,nareo rangahy tena tssss (l)
26. fijo ( 15/10/2008 20:34)
marina tokao,fa efa kiristianina lery fahiny,fa io moa misy polifika kely foana e.tsy mifandray tsara amin'ny ravalo ny FLM dia asiako
ambadika vantista indray sao mety.
27. tywa68 ( 16/10/2008 05:19)
koa efa hoe tratra koa :°)
28. prime ( 16/10/2008 13:10)
Noue:
ianao no tsy mahay manazava eeeeee! koa raha tsy inona Andriamanitra ko ilazaina hoe tratra ????
... tsy ilay teny hoe tratra no zavadehibe fa Andriamanitra nahazo tao anaty haratony ny olona sarobidy Aminy... :)
Noue:
ohatran'hoe polisy zany Andriamanitra ka ilazana hoe tratra

ilay voahantson'Kristy tsara fa ilay hoe tratra
... :-D handeha ekena ny lazainao satria tsy polisy Andriamanitra... fa ndrao ny hevitr'ilay teny hoe tratra mihitsy no tsy azonao... :)
29. fijo ( 16/10/2008 19:31)
ary ngeza be ny lavaka aratony ka izay no tsy ahazoany anay kely itony izany.
30. ikaretsaka ( 16/10/2008 20:27)
zay zany ko :-D
31. fijo ( 16/10/2008 20:52)
na koa lery tsy mahay manarato loatra.
32. tywa68 ( 17/10/2008 09:44)
:lol:
33. ikaretsaka ( 17/10/2008 16:08)
ka harato tsisy sambo ve no ho entina any @ lalindalina kokoa.. tsy mainka ny mpanarato no ho difotra ao?
34. fijo ( 17/10/2008 20:46)
izay koa aloha e
35. prime ( 20/10/2008 11:18)
fijo> Mbola ho azony ianao fa aza misioka alohan'ny hahatafavoahana ny ala... :wink:

Tsy ny haratony no be na kely fa ilay mpanarato koa no mety mahatonga ny antony... :)
36. fahamarinana ( 21/10/2008 06:31)
:arrow: :) (l)
37. ikaretsaka ( 21/10/2008 18:02)
fijo pozin'ilay tao no niala ko
38. fijo ( 21/10/2008 21:57)
efa tratran'ny arato ka mahay miala azy tsara ka.

fa itan'i prime ve iny fanambaran'ny RPSD vaovao tamin'ny tribune iny?????jereo fa mbola manamafy ry zalahy fa hanoy ny asa politikany ihany ingahy rainy aray anao ohatra an'i mandela sy mitterand hono.
39. prime ( 22/10/2008 11:02)
Hitako tsara... mahagaga anao ve ireny fanambarana ireny?

Tsy hanaiky fotsiny anie ny mpanaradia rehefa misy olona voaantso ka lasan'i Kristy toa io e... hiady aloha ireo fa any amin'Ingahy Voninahitsy no tena ahitana ny herin'ny fanapahan-keviny... raha mihazona ny nambarany izy dia ho hitanao tsy ho ela fa ireo mpanaradia azy ireo ihany no ho mpanenjika azy, raha mivadika amin'ny teniny izy dia lehilahilehibe tompon'andraikitra amin'ny ataony...
40. ikaretsaka ( 22/10/2008 21:59)
le hoe lasan'i Kristy rehefa lasa adventa no mbola tsy hay na izay marina na tsia ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4367